Mafy raha nataon'ny Big Mj anao ty eeee, tsy digninao tsy hivôlagna azy agnatin'ny live-nao.
@leroabalita687Ай бұрын
Je ne sais pas où tu a mis humilité la décence c d être humble dans la vie c aussi ça d être intelligent koto
@BimoOggiАй бұрын
Ok koto. Merci am fananarana sy famohazana ny gasy
@elisarotha888Ай бұрын
Va s y Koto a,na dia tsy ho azon ny malagasy androany ny tianao ho tenenina,dia mbola ho azony ihany rahampitso. Ny Malagasy tena mila fiovana be sia be mihintsy ka dia aza kivy am fananarana sy fitenenana ny marina sy ny zavamisy.merci Koto a🙏
@marcelvelonandro964Ай бұрын
C'est la Rétrospection. Utile pour la vie en société.
@voahiranalucienne9833Ай бұрын
Ny olona manao tsara no tenenn fona hoe adala.ny manao ratsy koa toy zay.izahay mpanarak koa nef afak manao balance ny zavamisy. Ita eo fona ny zay tena ampy fahaizan.mrc koto👏
@firangodenis7618Ай бұрын
Sira KOTO éh , ny fialonana no itako betsaka @Olona sasany , le faite que hoe : mipetraka Andafy KOTO de tsizakany Olo sasany zany
@ArmandMamba_Ай бұрын
🙏
@ValeurTianjaraАй бұрын
👏👏👏👏👏
@rakotohaingo6810Ай бұрын
BJR enao ne bn personnalité , fa le tenin-dratsy sy tia manenjika fivavahana ty mi rabaisser ny resakao e ! fa za manokana lo mety amiko le kiana be ataonao am reto artiste - mpanao politika - sy reo ol lazain ny tanora hoe tsy afera e , de aza mamaly reo ol , tsy hahazo ny tianao ambara ..........ok bn jrn
@adelinegirАй бұрын
Misaotra Koto aaa
@carlarose6797Ай бұрын
Autosatisfaction, tsy mety
@carlarose6797Ай бұрын
L’auto-satisfaction, ou la satisfaction personnelle, est le sentiment de contentement que l’on éprouve en réalisant quelque chose par soi-même. C’est une forme de reconnaissance personnelle qui peut renforcer la confiance en soi et la motivation.
@carlarose6797Ай бұрын
La noblesse de l’auto-satisfaction dépend de l’attitude adoptée. Si elle est accompagnée d’humilité et de reconnaissance envers les autres, elle peut être perçue comme noble. En revanche, si elle mène à l’arrogance ou à la vanité, elle peut être mal vue
@zakasoaravi8962Ай бұрын
Ny tsy feno ihany leroa no mikobana a. Mandoka tena isanandro, matikambo loatra, inona moa no mampiavanaka an"lah sy i rainidedaka? Toa.samy T2 ihany lesany.
@acharaz6926Ай бұрын
Ka marina sy mi compr an'i Koto zany ny maro an'i sa e.
@acharaz6926Ай бұрын
Fa ity koa anefa tena marina: i Koto adala
@leroabalita687Ай бұрын
Il faut que tu accepte aussi les critiques parcque tu méprise gratuitement les gens c la ton manque d intelligence et puis il n est pas dit que tu as la science infuse