Vahotra aho Tsy mahita ambara Hovitaina ihany, ve ny tantara Ka handao anao Sy tsy ho anao Eto ve no sampanana Tsy maintsy hisarahana Samy haka ho azy Ka handevona Ilay fitia izay niraisana Ref : Eny raha hofaranana Dia ho tsapa sy tsy azo lavina Fa ho mafy ihany, Ny hizaka izany Satria ao anatiko aho Dia tavela ilay tandindonao Inona no atao