Misaotra indrindra tompoko. Tena handroso Madagasikara amin'ny méthode-nao: terena hanara-dalana ny fanjakana. Dia maniry izahay fa hahazo vaovao hatrany avy aminao. Bravo Monsieur et merci beaucoup!
@gaetantovondrainy22394 ай бұрын
io koa ny niresaka anareo
@adriansluf4 ай бұрын
Misaotra ny fanazavana sy ny fampianaeana ny vahoaka tompoko. Ry zalahy voatonontonona ato dia tokony ho tonga saina @ izay voalaza eto
@reneedmondguimbretiere20244 ай бұрын
Ka io hoy lé tsy manana BEPC fandrosoana zany tsy manaja lahalana
@andrysitraka4 ай бұрын
Azfady mr le depute tsy azo atao ve ny manao samboady rehefa manao ny tatry ny asanareo tamy fivorianao mankasitra e
@YedgKgfgh4 ай бұрын
Mankasitraka anao zahay.
@servicegsm63184 ай бұрын
Esory ranga le solomaso fa tsy manaja anay mpihaino a
@Fatouma-u3p4 ай бұрын
Arakaraka fadehanany resaka zany tsisy mihitsy zany loi sy resaka articles aminy tanana Madagascar nalaindreo hotrany < l'héritage gouvernement > zeny tapaka reo samy reo fona zany Lalana 😢😢😢😢 merci beaucoup député
@leroabalita6874 ай бұрын
Siteny avao koahy président dégage rajoelina vazaha
@JenithoJenicko-ob6je4 ай бұрын
Ef hatriny ela nisiany zn ts fanarahandalana zn fa areo no mbl nitsofoka atao ,ekena tianova zavatra nareo nefa ts ahazo ny rariny zn , ,efa t@ filatsahn flou ef ts nanaradalana ka tokon t@ ign no ts nikena hatraminy farany
@rivoandriason42434 ай бұрын
Misaotra anao tsy misorona fa marina izany ary tsapa fa n'y malagasy tsy dondrona daholo akory
@josephinerasoarimalal29794 ай бұрын
Mangigina eo fa mahatsiravina be vava lava eto, fitiavana Tena no betsaka, fitiavana tseza anareo ihany koa raha Tena tia tanindrazana sy ny vahoaka inona no hivoahana anareo???
@rafelyjean22494 ай бұрын
Seza daholo ny any rehetra fa resaka lalana kosa ny eto.