Mankasitràka ro ravoravo zahay aba aty antany lavitra aty ;mahita ny fomba ny matantana
@razafimanandraibehenriflor84135 жыл бұрын
Ianareo no isaorana eee!!! iezaka hatrany anome ny soa hoantsika mpijery
@randriamihajamaraedmond90344 жыл бұрын
mafinaritra be le tantara
@sergerakotomalala82394 жыл бұрын
tsy fatako aby gne fagnazavan'i SILENY Alban anazy zan fa ataony tenin'olo hafa!!!!! azavay @ tenin-drazagny rô azafady. d'efa ataon'olo very marô tsik io abara
@ericrija15355 жыл бұрын
Fa tena tia ampidirina eto @tska mhts ve ny silamo, no lazaina fa misy fomba silamo dhl zao reht, amiko na ny fomba fanao aza ts mitovy mhts fa de mahavarina mhts @ reto olona te ampiditra ny foko faha 19 reto mhts fa de dradradraina foana isak zay mande fa silamo tsik krkrkr
@razafimanandraibehenriflor84135 жыл бұрын
ERIC Rija, ts izany velively an, tsy hoe fomba silamo akory fa jereo sy araho tsara ilay fandaharana, ny razambe no silamo fa ts hoe zany akory
@ericrija15355 жыл бұрын
@@razafimanandraibehenriflor8413 Ra ny fahitako azy de tiana ampidirina ho foko faha 19 eto mhts izy ireo matoa tanisana sy dradradraina foana, manina ra mb dradradraina ihan koa fa misy tarana bazaha any faritra sasany, amiko misy ny safira fa kosa ts ho voatery hoe razambe ny Malagasy izy ireo fa hanisany mpiavy ftsn ihan
@farhanali55313 жыл бұрын
@@ericrija1535 silam ts foko fa finoana ary ts ho lasa foko zan