🚨 ALERTE-RAIKITRA NY FISAMBORANA SY FANAGADRANA OLONA - ZANDARY,FANIRISOA ERNAIVO

  Рет қаралды 6,250

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 10 күн бұрын
Foloalindahy miaro mafia
@lucierazanany1192
@lucierazanany1192 16 күн бұрын
Filohapirenena mpandika lalàna mendrika hoenjehina araky n'y lalàna misy eto MADAGASCAR
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv 15 күн бұрын
Ka ny lalana eto nge tsy miasa @ ndreo fa hoany izay tsy pomba ny fitondrana ee Nga rajoelina misy hirarainy izany lalana zany ,
@mischaemmanuella6151
@mischaemmanuella6151 16 күн бұрын
Reo tafika ireto no tena tsy manjary sy mpivarotra tanindrazana...
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
Gouvernement défaillant
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
Tsy menatra le harilala nefa MBA mananjanaka ihany
@mercymercy9662
@mercymercy9662 16 күн бұрын
Tsy miamboho adidy aho mon général ! Colonel Ratsimandrava. Lany olomanga v Madagasikara ?
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 6 күн бұрын
Lany olomanga tokoa ve i Madagascar ? Tsia! Any amponja jiaby izy reo sayria mahasaky mitsikera ity fitondran'i Filou!
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
Devoly latsaka antany izy mianakavy ao aminy ceni
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 16 күн бұрын
Raikitra indray NY fisamborana fahatany Mila cobaye
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 16 күн бұрын
Tafika tsy misy hazon-damosina , tsy mijoro fa jamban'ny tombotsoa ary miaro fanjakàna mpandroba sy mpangalatra
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 16 күн бұрын
Fa iza ranga no tena mpilaza lainga ETO a??? CONFRONTATION !!!!!
@mischaemmanuella6151
@mischaemmanuella6151 16 күн бұрын
Efa ho adala ireto
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Tairo letsy, fa tsy matahotra basy izahay. Tsy biby fampitahorana akory ialahisany.
@francoisrabemanantsoa5067
@francoisrabemanantsoa5067 15 күн бұрын
Aiza Koa no misy olona mahantra hanao fety?
@Lauradoh
@Lauradoh 16 күн бұрын
Marina zany tokony ho tsaraina daholo reo rehetra nandika lalàna , na iza izy na iza Tsy misy hakanavaka. Na mpitondra fanjakana , na miaramila na ao Am fitsarana indrindra reto Am CENI, samy Mpangalatra mpandainga,,🤥🤥🤥daholo reo, tsy misy hazondamosina, dóciles, marionnettes n’´i Radomelina 😂😂 Alefa any tsiafahy hanao fety☹️
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 15 күн бұрын
RAJOEL MIHTSY NO TOKONY HO SAMBORINA DE GADRAINA FA MAMPIJALY NY MALAGASY
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv 15 күн бұрын
Iza no isambotra azy? Reo mpitsara sy ny Tarina nay ka vovidiny daholo ka iza no isambotra azy
@sharashara7179
@sharashara7179 15 күн бұрын
Hiandry am fangalarana EF Barbary ve
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
N'y tody ramatoa tsy misy fa n'y atao no miverina
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 16 күн бұрын
👍👍👍
@issopdessay7032
@issopdessay7032 14 күн бұрын
Force de l'ordre à la merci du président,assez de défendre ce roi dictateur
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 9 күн бұрын
Aty nga misy lalana e, tsisy fitsarana ko ! Samy manao n'y tiany,
@NandrianinaRaherimandimby
@NandrianinaRaherimandimby 14 күн бұрын
Harilala mpivavaka tsy mataotra an'Andriamanitra mbola ho tsaraina enao
@leroabalita687
@leroabalita687 15 күн бұрын
Force de l ordre à la solde d un vazaha
@AnnickMurray
@AnnickMurray 16 күн бұрын
N'y zandambra zany v ceni koa no zareo indray ko misafotofoto,tsy nianatra informatique Alina tsy mahagaga,
@marcrkt9331
@marcrkt9331 15 күн бұрын
Mahagaga mihitsy
@JésusChrist-m4z
@JésusChrist-m4z 16 күн бұрын
Tombotsoa n' safiotra Andry Rajoel fa tsy ho anay ' vahoaka , no anamborana Io Jean Luce RANDRIAMUHAOTRA IO
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 10 күн бұрын
Doroy n'y CENI
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex 14 күн бұрын
MBA mahalala menatra ianarei MPITANDRY FILAMINANA tsy Vanina REHETRA IREO Haro y n'y safidimbahoka fa tsy n'y FITONDRANA. Hanatrehanizao tsy fanarahana lalana IZAO. Tokony halami areo n'y fire ena.Efa TSISY andrimpanjakana azoa tokz hintsony RAHA tsy makzn.i fahefana eo @ Andry Rajoelina ianarei Dia MPAMADIKA TANINDRAZANA
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Izany mihitsy Mme Erinaivo. Misaotra indrindra.
@CharlesBrunoRakotoarivony
@CharlesBrunoRakotoarivony 16 күн бұрын
Ry Madagasikarako
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Tsy amelan'Andriamanitra hanjaka mihitsy ny zanaky ny haizina. Tsy maintsy tratra foana.
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 16 күн бұрын
Aza hadalaina ny vahoaka re tompoko , tsy hisy fety sambatra izany eto tompoko , raha mihaino ny fanambarana izay hataonareo mpitandro ny filaminana manatanteraka ny baikon'ny Dictature ? Alefaso tompoko ny herinareo, fa samy zanaka Malagasy isika rehetra eto, ary samy hahita ny vokan'ny fampiasana ny herisetra sy famoretana isika rehetra, ary samia mijanona eto Madagaskar avokoa ireo izay mpangalatra ny harem- pirenena ireo , fa aza madositra sy miafina ! Ny marina dia marina hatrany , na ho ela , na ho ainga ! Ary samy fo faty avokoa , koa aleo maty @ fahamarinana , toy izay maty @ fanatanterahana ny baiko hamono ny Malagasy samy Malagasy ! Masina ny Tanindrazana !
@JeveliveJoel
@JeveliveJoel 15 күн бұрын
Anaro police koa miaraka miasa ami politique anaro dikany zegny tsi wany vaoka fa anao miaro andrijoelina
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Afahan'ny rehetra manao fety tsy mihinan-kanina 😢 ? Mais vous êtes cons les gars !
@MalalaMarie-d3w
@MalalaMarie-d3w 15 күн бұрын
Sahy loatra ireto manampahefana ireto nefa hisy farany ny zavatra rehetra Ka ho avy ny anjaranareo
@ManitraRAKOTOBE
@ManitraRAKOTOBE 15 күн бұрын
Tafika jamban vola tsy misy azondamosina
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Asaivo esorin-dRajoelina ilay tompon'andraikitra tsy mahay na inona, na inona namoaka an'iny e !
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c 16 күн бұрын
Ka zao ary izy efa misambotra de atao ahoana le voasambotra jean Luc ? Loza...
@clauderakotomalala2354
@clauderakotomalala2354 15 күн бұрын
@ ireo générale marobe ireo ve dia tsy misy na iray aza maita izao fijaliambahoaka izao sa efa devoly latsaka antany tokoa ianarro rehetra ireo e aiza ilay fianianana nataonareo tandremo fa hisy valiny io tsy hoela
@eleonorerasolofo
@eleonorerasolofo 16 күн бұрын
Tsy diso iny fa ny ceni no namoaka miafina tsy nampoiziny ny valim-pidianana tena marina. Efa fantatray izao fa i Tovo Ravalomanana no lany eto @ ny capotal n Madagasikara.
@WendyAthena
@WendyAthena 16 күн бұрын
Davida feno fasahiana niady amin'ny Goliath ,
@francklinrandriamiaranirin9840
@francklinrandriamiaranirin9840 16 күн бұрын
iarovana plutôt ny olondratsimpirenena hoe matoa enao tompoko masahy milaza fa hoe raha misy fitarainana de mandehana eny aminy fitsarana satria hainao tsara tompoko fa tsy hisy gain cause reo mitaky fahamarinana fa tsy maintsy olondratsy fona no manjaka hanody anareo.
@LivaSeverin
@LivaSeverin 15 күн бұрын
aaaaaaa ts mba mengatra aa
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
Tsy menatra mihitsy ireto miaramila ireto
@tianasaib9003
@tianasaib9003 15 күн бұрын
Malheureusement ont est pas au état unis
@DadoRajaonaManoel
@DadoRajaonaManoel 15 күн бұрын
Mampalahelo ilay toe-tsain'ny mpitondra sy mpitondrofilaminana. Ry mpitondrofilaminana ny fisamborana ny olona milaza ny marina izany no sisa fa hitanareo fa mety. Malagasy ianareo Ary olomelona fa ny mampihavaka dia ianareo nomena fahefana, tadidio fa misy farany raha jiaby. Tadidio koa fa ts fiadanana ho any ratsy fanahy hoy ny tenin'Andriamanitra, mba sainano tsara ihany izay tokony ho hatao.
@TokitsaraJeanferlin
@TokitsaraJeanferlin 16 күн бұрын
Efa fampitahorana olona ve ity fanagadrana ity
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c 16 күн бұрын
Zandary mandray vola ? Maty eo ny manao marina ...
@sharashara7179
@sharashara7179 15 күн бұрын
Ef vombaiko otra nareo koa zany,ataovy fianiana zay natao nareo fa aza miaro daholo
@lazajens
@lazajens 16 күн бұрын
Ny anay aloha dia dia tsy momba no tsy mpanohitra, fa saingy tsy mila korontana izay vohizina etsy sy eroa,tsy azo ekena izany,ary tsy mitombona ilay filazana eto fa ny Vahoaka Malagasy rehetra dia manohitra,diso tanteraka
@pppppp2558
@pppppp2558 14 күн бұрын
@@lazajens aza mampihomehy eo ialahy ry Jenselm a ! FOZA IALAHY !
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 15 күн бұрын
Pas plus que Biden annnn
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 16 күн бұрын
Narrow ma nagnano enquete alohany manambotra
@ClementBesoratana
@ClementBesoratana 16 күн бұрын
Aza mba tia manakorontana re
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 16 күн бұрын
Neny Fanirisoa dia alahelo tsy tafody dia miblabla eo antitra tsy fidiny Tsy misy bonne resultat zay ataony refa iza no mangalatra dia resy fa refa iza dia maresy Hay ve ianao mahay lalàna ireny nanopa mpitandro ny filamanana ireny😂😂😂😂
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 16 күн бұрын
Miarahaba anao tompoko ! Miala tsiny kosa Ranamana , tsy misy manaiky zahanina itany , tantara efa hatramin'izay no mbola haverina eto @ tany sy ny fanjakana !Ireo Razamben- tsika taloha no efa nahita faisana fanjanahantany tompoko , ho taona lasa maromaro izay , dia io izy fa haverina indray ! Tsy ekena kosa raha system Dictature ! Mino fa ianareo rehetra izay mankasitraka io fitondrana io tompoko , dia mbola mandeha tsara ny fiainanareo ! Izao toetran- tsika Malagasy, tsy mieritreritra ny hafa tsy mahita ny haninkohanina mitrongy vao homana ireo tompoko , no tena anisan'ny mankasitraka ity Dictature ity ! Aza hadino , fa mifandimby ny fetra tompoko ! Masina ny tany Madagaskar !
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 16 күн бұрын
@fleurettekobel2490 tsy nisy mpitondra nampiadana ny vahoaka zany teo na iza na iza Fa adalanizay mety atao fitaovana eo fa tsy tranopody ka ho vitany vava fiainana fa taraiky eo izay tsy mihetsika eo ka variana @ politika tsy nienarana blabla isanandro eo ny fotoana mandeha Misaotrano nitafatafa e
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 15 күн бұрын
Nous on a s en fout
@lucierazanany1192
@lucierazanany1192 16 күн бұрын
Filohapirenena mpandika lalàna mendrika hoenjehina araky n'y lalàna misy eto MADAGASCAR
@lucierazanany1192
@lucierazanany1192 16 күн бұрын
Filohapirenena mpandika lalàna mendrika hoenjehina araky n'y lalàna misy eto MADAGASCAR
Tsinghua, le MIT chinois : Ils visent l'excellence absolue
20:44
Immersion ▸ reportages et documentaires
Рет қаралды 141 М.
#behindthescenes @CrissaJackson
0:11
Happy Kelli
Рет қаралды 27 МЛН
Война Семей - ВСЕ СЕРИИ, 1 сезон (серии 1-20)
7:40:31
Семейные Сериалы
Рет қаралды 1,6 МЛН
Air Sigma Girl #sigma
0:32
Jin and Hattie
Рет қаралды 45 МЛН
VOVONANA FIRAISANKINA SY TIM NITSIDIKA ANY JEAN LUCE TETSY ANTANIMORA
9:03
#behindthescenes @CrissaJackson
0:11
Happy Kelli
Рет қаралды 27 МЛН