Le Zandarme ve zany de fitaovana fotsiny,tsy afaka hilaza ny marina,aleo try misy mpitandro filaminana Rahat toy izao no zava misy eto amy firenena,manpalahelo be le fitondrana
@JésusChrist-m4zАй бұрын
Hisy farany daholo ny zavatra atao
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Kiriko foana za raha vao mahita ny tavan lay nampahantra b antsika io
@HarenaFifalinaАй бұрын
Efa hainy zareo fa tsy ho lany zareo satry efa tongasaina ny olona Dia manao ny fika rehetra MBA ho lany ,na Dia hangalatra aza @ko tsy fitiavana haompo vahoaka intsony ny janjona fa fitiavana tena Fitiavana Mbola Fitiavana mboninahitra Andriamanitra ô vonjeo ny nosinay 🙏🙏🙏 😭😭😭😭
@VolatianaMerasoaАй бұрын
Kara misambotr omby ho vonoina inareo ity tsy mahay manararaotra ny Tombon andro homen Andriamanitra anareo ianareo 😢😢😢😢
@rtsvhgy3589Ай бұрын
INONA ARY TY CINEMA TY E EFA TENA LANY HENATRA MIHITSY AN
@PhilibertRandrianariveloАй бұрын
Mampalahelo ny zàva-misy eto amin'ny firenena Reto vendrana reto koa de Sénégal nahazo baiko Mitsipozy ref miala
zany hony olona ho fidina Gouvernement afabaraka Majunga éééé 😢😢😢😢😢 haray nareo tsara ny vidéo spectacles Dady 😂😂😂 tena jolamboto mihitsy mba miheritreritra ve vahoaka Majunga aminy fomba fifidianana olona karaha Dady afabaraka éééé tena nagala baraka tenany Dady aiza amizany fanjakana mahita zavatra hotrazany 😢😢😢😢 misy éducations hampianarina vahoaka sy zaza madiniky ve hotrany gouvernement karaha Dady
@jaomarengatsikoza3140Ай бұрын
Olom -boafidy ii fa tsy olona notendrena sahala amin'ireo goverinora sy minisitra sns... Manana sata mifehy azy manokana ary tsy azo samborina fahatany fa mila mandalo antanan -tohatra . Avotsory izao dia izao!
@beanjaraАй бұрын
Ty Dady ty tena olona mivarotra ny tenant,handova anio IRMAR io iz angambany,ndrek lelahibe misary lefaka karaio 😂
@danielgoineau1959Ай бұрын
Indrisy ry tany mahantra fadiranovana tsisy olomarina mba andrandraina ,manjaka tanteraka ny herisetra sy ny tsy fahamarinana !!!!
@Yvette-r8pАй бұрын
REHEFA NAREO TGV NO MANAO ZAVATRA ALATRA SY VONO OLONA DE VITA HO AZY FA RAHA NY OLONA AFA NO MIADY AMIN NY RARINY DE SAMBORINAREO?FANJAKANA TSISY HILANA AZY TY FANJAKANA TY
@DadoRajaonaManoelАй бұрын
Tegna miseho ny devoly ka mila fanafahana i Madagasikara ka. Miala tsy fa magninona kay ts ny mpanao ratsy no samborina fa solombavam-bahoaka ts maninona akory nareo mpitondrofilaminana tegna mb mila miheritreritra fa misy farany zaka jiaby io e.
@JulienRamanankavanaАй бұрын
Aleo tsy manao politique rehefa tsy mahazaka fa ampy izay ny cinéma kkkk sary torana azony andro be 😢😢😢😢
@christianandrianarison8983Ай бұрын
Bachar al-Assad nge ry zandry ka natanjaka be, nisambotra olona tahak'izao, nanjakazaka, tsy Maty manota, fa izao ny niafarany. Mahaiza maka lesona fa raha mipoaka eo ny hatezeram-bahoaka d tsy ho tantinareo
@andriramaroson8520Ай бұрын
Olona iray ve no samborina dia gendarme ray camion no misambotra azy! Tsy rariny zao! Basy ,basy,basy!!!! Aiza ny democratie zay dradradraina ? Satria ve i A. Christian sahy manapotsipotsitra ny zavatra tdy mety ataonareo ??😮😮😮
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ciАй бұрын
Ten film marin!ts mataotr Ilay mahary f Tia vol loatr!mampalael n fombanireo ra otrizao!movarotr fanahy s tanindrazan noho n vola 😬😬😬😬😬
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Tsisy saina otrizao koa nge lay gasy firenena d atakalo vola kely d ordonnance sssshhhhh!!!!
@ctmdrivetest789Ай бұрын
@ nao io no volakely, otran hoe raha enao no emena volabe dia tsy handray ? na ravatomanga ary rehefa misy mahasaky azy @ vola betsaka noho ny ilainy izy dia zay. resaka isan chiffre le resaka fa tsy misy mandra firenena zany.