FITONDRANA TSY MANJARY- ROLAND RATSIRAKA- TSY HANAIKY HATRAMINY FARANY - NA FENO ZANDARY NA POLISY

  Рет қаралды 6,679

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

#madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup

Пікірлер: 28
@RandriarimananaMarquin
@RandriarimananaMarquin 10 күн бұрын
Ataovy maita président 🎉
@redmizoe2668
@redmizoe2668 10 күн бұрын
Nareo manaiky lembenana fa ataovy mnmny any rehefa mangalabato
@marcelvelonandro964
@marcelvelonandro964 10 күн бұрын
Aza miandry any @ St Paul fa tongava an- dakoron'i M. Le Député dhl.
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 10 күн бұрын
Rolland Ratsiraka manaova fanambarana ianao sy ny mpitolona miaraka aminao mba hangataka ny fametraha pialan i Rajoelina fa tsy ihitaran ny fahasimbana be loatra eto @ firenena
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy 9 күн бұрын
Ny sarinao ary mbola hita any amin'ny video tamin'ny fanohanana ny fanakorontanana t@ 2009 15ans après vao misary ho tonga saina Hay handoba sy handrava ny paika ady tamin'ireny ?
@DadoRajaonaManoel
@DadoRajaonaManoel 10 күн бұрын
Zéro démocratie eto amintsika satria matahotra ny mpitondra sao voahongana
@wordtomusic9703
@wordtomusic9703 8 күн бұрын
Filaminan'iza no trandrovin'ireo be boty ireo?
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 10 күн бұрын
Paranoïa mahazo an’i TGV
@sprokia1741
@sprokia1741 10 күн бұрын
Zahay efa reraka korontana.
@mbotybounga7121
@mbotybounga7121 10 күн бұрын
Ataovy rafitra Federal io fa fanjakazakan’ny Antananarivo efa tsisy raha manjary
@fitiavanamarina9519
@fitiavanamarina9519 10 күн бұрын
rajoelina mpanongampanjakana nanao lohamboto ka matahotra izy sao hanody azy
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
Zahai ity managna preuve zaka jiaby nataony laôlo Rolland Ratsiraka ity, fo zahe mbola managna réserve fa mbola habokane raha jiaby zegny, ro ndreky ry Hajo sns fontry eh, io misy koragna avec vidéo zaka jiaby zegny
@norbertine3688
@norbertine3688 10 күн бұрын
Alefa zoky eo aorinareo n fon vahok leo pahorin f az taritin von reo olo ts vo dra reo
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 10 күн бұрын
RAHA MISY MIARAMILA MANARAKA ANAO AMIN ZAY ALEHANAO DE ANGETORY . ny olana ange de ny mpanohitra matahotra loatra ny ainy de na manisy banderole manerana ny tanana na asianao graffiti na tract momba ny zavatra tsy mety ataon'ity fanjakana ity, zany ve de tsy vita ? raha vao resaka mampikatso zavatra de tsy vita na dia zavatra kely hoe : tsy mividy amin'ireny elo be orange reny, na izay fotsiny de tsy vitan'ny gasy mba anehoana fa misy zavatra tsy tianao. vao sakanan'ny mpitandro filaminana ve de tsy hanao n'inon'inona ka io tsy maintsy ho sakanany
@coolman3322
@coolman3322 10 күн бұрын
Roland démocratie somocratie popocratie efa maty leroa depuis 1997 .anareo tsy masahy miteny ny marina ratsirahonana no namotika madagascar. faha roa aoka fivavahana tsy ampidiranareo aminy problème firenena. lazao posera pasteky rehetra miamby rakotra.
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 10 күн бұрын
Hafatra Hafatra Hafatra. Ity Hafatra faha 15 hoan drajoelina.. Maleeeeeemy ianareo mpaoihitra '' 'i ravalo no andefaso Hafatra... Aloavy n'y trosa n i tiko' 'refa tsy lany de mangina Roland.... Ifandimbiasana io toerana maire io' '' ataovy n'y fana korontanana ianao atao fa hoavy n'y gendarme miaraka am korontam bi feno vanja.... Tsy mis matahitra hanambotra olona hanakorontana eto''' efa feno vanja korontam bi n'y gendarme fa tandremo '' Hafatra Hafatra hafatra''avy olona iray' 'Hafatra hoan drajoelina... Avy n'y any andafy Hafatra hon drajoelina' 'n'y vahoaka no andefaso Hafatra raha hihaino ianareo ambany % ireo
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
Non seulement ça, fo laôlo io tompony camion maventy nandrobaka lalagna jiaby taminjengy hainay jiaby raha nataon'ny laolo io eh, ôlo tsy manjary kandrefa izy ndreky be vava kafa tsy ake @ fitondragna, ke andre milelaka ngahy rolland Ratsiraka io zalah, miavia jery, zegny f9
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
Io Ralland Ratsiraka io nenty ndro tegna tsy manjary, hadignany ma izy takô @ ministère des tranpotrs sy zaka jiaby reny ? Zegny fo raha volagniko
@marcelvelonandro964
@marcelvelonandro964 10 күн бұрын
Nofidin'i Tamatave ho Député zio ngahy e ary lany.
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
@marcelvelonandro964 Ah nga niany ma izy io henandre,ino raha mbo nataony IZY Grand Ministre regny volagna baka, lahôlo io nahavita nagnajary RN2!? Izy take @ tourisme ino raha nataony tsisy varany eh, Ologno tsy ato doladola mbo volagniko fo zegny
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
@marcelvelonandro964 Tsy ahoagneh! Mbo henandre ma raha nataon'ny ngiah io t@ 2002, farany taogny talohaka za nandeha aty ivelany, ôlo tsy manjary io ngiah io eh, Za movolagna andre zegny
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 10 күн бұрын
Asio bus gratuit ,sy resto gratuit dia mitolona miharaka aminareo izahay fa tsy hoe mirava ny tolona @ hariva da ianareo mande 4x4 sy resto misotro champagne dia izahay hitolona bus amonjy vary mangatsiaka raha misy
@PatriceRAZAFINDRABE-p3z
@PatriceRAZAFINDRABE-p3z 10 күн бұрын
Le journaliste doit dire la vérité. Écoutez bien le bon message avant de le partager. aza asiana sira, gardez bien votre déontologie.
@MahombieTorice-h6t
@MahombieTorice-h6t 7 күн бұрын
Tsihaiko rah idiran'i Rajoelina @ tany ts ainy any France misy Zavatra ainy f ts aty Madagascar matoa izy niala @ nationalité Malgache efa ts tiany miala @ taninay raha misaina ianw ry Andry Rajoelina f ts mandrebireby n'y saimbahoaka azay miala dieny mbola ts tezitra izaihay vaohoaka f zaihay ts Mila anw hijanona eto @ taninay
@JymmiMarie
@JymmiMarie 10 күн бұрын
Inona no mba vitanao teto Madagascar Mr Rolland Ratsiraka? Hafatra mivantana Hafatra mivantana Akombony ny vava ramosé sao de hanenenana
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 10 күн бұрын
Tsy manjary ka naninona ianao no nilatsaka deputé Aza ratsy saina Maninona raha mametraka fialonana ianao
@lazajens
@lazajens 10 күн бұрын
Vous êtes nulles quand même tss, mafahignihigni ôlo tsy misy apoaka ambaranandre zahe, oh gogno eh 😡
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
36:55
bayGUYS
Рет қаралды 1,9 МЛН
人是不能做到吗?#火影忍者 #家人  #佐助
00:20
火影忍者一家
Рет қаралды 20 МЛН
Chain Game Strong ⛓️
00:21
Anwar Jibawi
Рет қаралды 41 МЛН
DON DRESAKA DU 26 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:52:13
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 8 М.
ITY AHO IRAHO- CHRISTINE RAZANAMAHASOA AMPAMOAKA- FLEURY RAKOTOMALALA
1:00:45
La culture d’entreprise face à la culture malgache
7:13
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
36:55
bayGUYS
Рет қаралды 1,9 МЛН