Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahiko, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahako, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana
@JymiAl Жыл бұрын
Ontsa ny fo aty an.tany lavitra mandre ilay hira Thanks for sharing
@mobileplus52434 жыл бұрын
Tiko b fona2 mihaino ity hira ity Nef isakin"ny mihaino azy za toa feno alahelo b foko reee Ahatsiarovako.any papako ity hira ity ary tena tiny b mihintsy 😭😭😭😭😭😭😭 Rinay b fona2 enao ry papa na dia nandao ity tany ity aza mandriam piadanana papa malala Misaotra nareo panankato s pamorona reee mankasitraka Tompoko 😘😘😘❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙋♀️
@gisellethibault83524 жыл бұрын
❤❤ tsy lavitr' izy ary mifalia isika fa tsy maty izy fa vel9na ato am- po- tsika mandrakariva. Ny Raiko koa nandao ity tany ity fa nametraka mamy toy ny fitiavana itony vakoka Malagasy itony 👍❤👍❤👍❤
@rakatavoanjo86813 жыл бұрын
tratra hariva tompoko, sendra alahelo iny tompoko noho ny fahatsiarovana an i dada, olombelona ihany ny tena.
@rakatavoanjo86813 жыл бұрын
misaotra indrindra anao tompoko
@fara504 Жыл бұрын
Hafa ihany ny kalon'ny fahiny ❤mankasitraka ny mpihira 👍
@rakotoarisonolgarachelloui51569 ай бұрын
Tsara e! Tena tsara👍
@ramahita71177 жыл бұрын
Hiran'Imerina tsy lefy laza ihany koa izany,mankasitra Tompoko O, ry Vohitsara tanindrazako !!! misaotra é
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q21 күн бұрын
Tsara ny kanto Malagasy❤
@michelramiandry3398 ай бұрын
Tsara e!
@arianalarazafimbola2 жыл бұрын
Ry Iarivoko, ry Imerina... ❤️
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Hafa ihany kalon'ny fahiny. Feno fitiavana s'y fanorohana 😘
@pierrotrazanajatovo617 Жыл бұрын
TSSSSSARRRRA É, HAFA IHANY, MISAOTRA HATRANY, MISAOTRA FOANA, NY ANGOLA -TSIKA, NY GADONA, NY ANGOLA, TSY HANGINA AHO, TENA MBA HARENAKO,, GAGA AHO MBA LAZAIN'NY HAFA MAHAY MIHIRA FA TAKONA AMIKO IZANY MIHOATRA AMINAREO HAVAKO, NOSANDAIKO LAFO REHEFA MBA MIJERY AHO...
@Razafimamonjy-y9n Жыл бұрын
Tsara fa makasitraka e❤
@rafaaline50132 жыл бұрын
Ry Iarivoko ry Imerina 💖💕💖💞💖
@rajaonarisonnorotiana51846 ай бұрын
Kanto tanteraka ôôôô ♥️ Mankasitraka 🇲🇬
@bakoandrianisa419611 ай бұрын
namborahako
@ellenapadenom15566 жыл бұрын
« Raisonao ny tononkirako mba ho solom-panorohana ». Zany mihitsy. Hirahira sisa.
@jaonarivo85192 жыл бұрын
tena tsara, tena tsara
@nyh.gabriel2 жыл бұрын
Tena kanto dia kanto anie izany hiranao izany ry Taniko e!!
@garciazafiarifine8 ай бұрын
2024 🎉 Coucou daholo nareo Zay mbola mankafy
@rajaoharivonytwavn28865 ай бұрын
Coucou :)
@livanirinaangelorasamoelin31765 жыл бұрын
mbola hafa ny ba gasy e!
@pppppppjfhhfvfjr3 жыл бұрын
Misaotra eram-po, eran-tsaina ! Manan-talenta mihitsy ianareo, Kanto dia kanto
@andriamamonjytanjona736 жыл бұрын
hafa ihany ny kanto Malagasy. tena mifona hafatra fa tsy rediredy toy ny ankamaroan'ny hira amin'izao fotoana izao
@annahandria51127 жыл бұрын
kanto dia kanto loatra 💞💞💞💞💞
@julienneraz2711 Жыл бұрын
Tsara!
@rinahravel61423 жыл бұрын
Izany no tena hira. Mankasitraka tompo ko.
@niniratsimba77044 жыл бұрын
Hafa iany ny hira taloha an !!
@feonydemokrasia4 ай бұрын
Mahangoly Fanahy!
@rajaoharivonytwavn28865 ай бұрын
Izany ka Malagasy.
@jeanrazafindrakoto9094 жыл бұрын
Izany ka hira👍
@richardrasanjimanana15916 жыл бұрын
Endrey zany hira
@dinatafikaandriamiarintsoa5066 жыл бұрын
Tsara n'y kalo fahiny
@nyharinjatorazafindratrimo33837 жыл бұрын
Mankasitraka eh
@jonraha5886 ай бұрын
Kanto e, indrindra hoavy ny fetin' Ineny Alahady zao
@sylvoalias2 жыл бұрын
Mifona re miala satroka fa tena kanto tokoa ny vazonareo ka tena isaorako eram-po eran-tsaina. Mankasitraka tompoko o.. Reharehan'ny Malagasy tokoa ny fisianareo.Vakoka malagasy zato isanjato.
@salim-gu7pnАй бұрын
❤❤❤❤❤
@tinakely75911 ай бұрын
Ry Analamangako , ry Iarivoko , ry Imerina 🇲🇬❤
@reneramaritsiresy53986 жыл бұрын
endrey mahafinaritre
@marieelisabethrazafimalala74914 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@rakotoarisonolgarachelloui51569 ай бұрын
🙏
@hanitraandriamparany90846 жыл бұрын
tsara loatra, misaotra eh!
@jian5856 жыл бұрын
Mankasitraka anareo ry Tarik'Analamanga misaotra betsaka tompoko
@sandrarahandra67064 жыл бұрын
感動Jiàn o
@sandrarahandra67064 жыл бұрын
感動Jiàn y
@gertrudebernadette55843 ай бұрын
Hira taloha tsara fa omeo tanora mihira azy
@faniryrabenjamina73924 жыл бұрын
Kanto loatra !!!!
@lydieandriantsilefimiampit25683 жыл бұрын
Tena tsara Misaotra e
@ellenapadenom15566 жыл бұрын
Ndriiiii
@rianakinky15614 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@MiaritraTSIKETAАй бұрын
Kanto loatra
@annirazafindrakoto95345 жыл бұрын
tsara
@Just___Louane4 жыл бұрын
misaotra tompoko
@alanandrianavalson48887 жыл бұрын
Tsara be tompoko
@rollandrakotonirina15752 жыл бұрын
Tsara ny tononkira,sarotra hadinoina IARIVO,tsy maintsy mifandao noho ny asa aman'andrakitra;kanefa manantena ny fiverenana ny tanàna nahabe izany
@mobileplus52439 ай бұрын
Cc tena marina re ny teninao Eee hafa ihany ny tany nahalehibe ee
@tsiryandrianjafy3773 ай бұрын
Tastsambo simon randia
@nirinasoamalagasy3972 Жыл бұрын
MAhamanin-te hody aty an-tany lavitra aty e! Manga feo