tsara afam-po antegna ao aminao misy fiadanana Amen tsara ny Tompo
@tomjer36969 жыл бұрын
Tsara kosa e, maazo mizesta nge kristianina fa atao faamontinana fotsiny e (y) mankasitrak :-)
@denisandrianarison21458 жыл бұрын
tena tsara ah!!!
@raholiarimananalydia41753 жыл бұрын
tena tsara
@voahanginirinaaurelie52112 жыл бұрын
Tena mahafinaritra
@priscaary53146 жыл бұрын
aleloia tsara tompo
@rovaniainaraissarasoariman87449 жыл бұрын
tsara be!
@lunsiah16 жыл бұрын
aleoko lay TDL(True Direction Life), misy fanetrentena kokoa.
@lydieandrian Жыл бұрын
Dera ho an'Tompo
@louiseulrichjustoline2156 жыл бұрын
Mankasitraka ee
@sitrakarasoanaivo887614 күн бұрын
Tsy misy hoe mizesta fa tsara
@Tsiory.Damour_056 жыл бұрын
ao amin'i JESOSY irery ihany!
@rinamanitra96847 жыл бұрын
tiko be mintsy ny hiranty groupe ty
@hajaratsimba43346 жыл бұрын
Tsara ny hira sy ny fandrindràna ny zava-maneno sy ny rindram-peo. Manao amin'ny fony ny mpihira raha ny hita. Ny fo no mamaritra hoe mizesta sa tsia izy ireo fa ny Tompo no mahita ny voa sy ny fo. Ny vontoatin'ny hafatra ny zava-dehibe : Mampahafantatra an'i Jesosy izy, mitaona ny olona ho ao amin'Andriamanitra. Izay no zava-dehibe. Hoy i Paoly hoe : fialonana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy. Rehefa voatory Kristy sy ny famonjeny ary ny fiainana entiny dia izay no ndeha hiombonam-pifaliana fa tsy hifanaratsy sy hifampitaha isika. Iray ny tanjona : hitondra ny olona ho amin'i Jesosy. Aleo avela ny fifampitahàna sy ny fifaninanana eo amin'ny asan'ny Tompo. Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika hoy Jesoa. Sao dia tonga mpanohitra an'i Jesosy eo sanatria. Samia mahery
@sarikasoleil55779 жыл бұрын
tsara fa tohizo,
@tiita63 жыл бұрын
matsiro be ilay gitara beso
@MahefaNirina8 жыл бұрын
Miadana be mitsy ao aminy ao na misy ny tsy tia aza e!
@sarikasoleil55779 жыл бұрын
za alou tena nankafy e! vao hitako t@ TV plus le izy tonga d tiko ary notadiavko ato
@dyarisorganizer24087 жыл бұрын
Zay lay maavo antsika raha hira zaotl io tsis nteny mits oe b zesta sns fa ra mba am hira fiderana le olona no manao zay mety d misy lasa alavitra b fona n sainy . Tohizo rankizy n fiderana fa mafnartra a
@lalainabarisoa23377 жыл бұрын
Tsara midera tompo e
@ranmirana56529 жыл бұрын
ny fahitako azy dia toa ny tenanareo, laza ho anareo no tianareo hasongadina fa tsy Andriamanitra. Fitoriana Azy anefa ny tian'ny hira hahatongavana.