Asakasaka ireo mpambotry Firenena, Ny fierté ko Dia Tsy mba niray tsikombakomba t@ mpanao politika ireo Na iray aza, Hay ve Dia ohatran' izao foana Mampahery Ny Vahoaka Malagasy ivelan'ny politika sy kolikoly lalandava ny tenako
@Margue-er5swАй бұрын
Raha ny fakana sary zrain' Andry RAJOEL no naha afaka délestage, sy nampandr fahalemana sy nahavoky, sy nsmpisy rano. Dua 3fa ekz i Madagasikara no 1ere laharana t@ fandrosoana. Style fotsiny ny sary. Makaleo,lohamboto ny mpitondra. Izy kia vazaha frantsay taratasy 8cm
@leroabalita6874 ай бұрын
Siteny est le mieux placé actuellement pour être président
@ChristianNdreparalahy4 ай бұрын
Mr Fleuri za tena panaraka anao depuis 2019 fa le ianao mandefa hira tena mandany mega de tsy mba maheno ny hevi-dehibe lazainao akory zahay madinika de lany ny mega.Ka ra mety de mihaino hiira aloha ianao miandry ainga-panahy zay vao manao direct.
@carlarose67974 ай бұрын
Fantatrao moa ny atao ho "Fotoan gasy" ? Miandry 15 min, 30 min, 1 heure aza, mba ho bebe ny olona. Mampa malaina ny miteny à ny olona vitsy.
@アンドリアシトラカ4 ай бұрын
Tsy misy henatra intsony mihintsy ve ity DOMELINA Jiolahim-boto vazaha ity e ?😢
@carlarose67974 ай бұрын
Ratsy taiza io ; taiza io no ratsy ? depuis toujours. Misy responsabilité n'ny niteraka azy izao manjo ny firenena izao ; azo heverina ny hoe izay nahitana masoandro ihany no mi corriger ny tantara natombony.
@carlarose67974 ай бұрын
Henatra ve ? Efa mihevitra ny tenany ho amboni n'izany taterak i totakely, noho ny fiheverany fa manefohefo izy : tout puissant, tsy mitehi tany. "La grosse tête" koa, hoy ny vazaha. Henatra inona ? koa ny volako maha feno trano. Izay koa no olana goavana à io totakely io : mba hananany izay décalage par rapport à gasy izay, dia tsy ampisondrotra ny gasy mihitsy izy, Jamais. zarany aza ny gasy ho mahantra lalandava. Koa raiso ny andraikitrareo ry gasy malala, ianareo lahy, ianareo ray.
@JeanJacquesRatsimandresy4 ай бұрын
Be loatra sy lavabe loatra ny hira madany mega leobe aho
@loulettepauline49614 ай бұрын
Salama aby isika malagasy 🇲🇬👋❗️Alasafay no tianao ho lazaina ❓
@LouisPaul-tm4dl4 ай бұрын
MBA ALEFASO OE LE SARY AZFADY TOMPOKO
@bodoramavoarimbola99744 ай бұрын
Ny anay ny Hira mpirenena mivalana
@carlarose67974 ай бұрын
Efa tara indray, vita ny direct, ka tsy afaka mametraka question. Tsy azo atao mihitsy ny miseho milay au dépend de totakely : tsy tiany izany, tsy tiany ny aseho hoe tsy mahay noho ny hafa izy. izay no maha tonga azy tsy haka olona mahay manodidina azy : ho sirika izy fa tsy alehany. Izay koa no maha tonga ny vehivavy ho maro kokoa : izy ireny no soumise kokoa naturellement. Bref, marary saina i totakely. Tsy tokony ho filou mihitsy. Tsy manaiky ny marina handresy. Bref : tsy ampy fahendrena, tsy misy sagesse, tsy nianatra moa koa ho aiza? Tsy mahay philo : nul !!!
@HermannRabemananjara4 ай бұрын
Mbola tsy mahita olo hasolo azy zareo fa raha tsy zany efa ELA no zahody.
@carlarose67974 ай бұрын
izay koa tafiditra à ilay hoe "ratsy taiza"' i totakely : adala mihitsy, hoy ny gasy : "izay adala no misesika ihany" Tokony ho fantatr i totakely fa tsy vitany ny andraikitra, tokony miala malaky izy, ary mametraka fialana tsiny à ny 30 M. Fa olona ratsy, ratsy taiza. Misy responsabilité des parents ; jusqu'où ??? Par rapport aux 30M ?
@leroabalita6874 ай бұрын
Toi qui connaît Macron et tu fais parti des macroniste dénonce le régime rajoelina
@carlarose67974 ай бұрын
Henatra ve ? hoy ny participant iray eto : "@user-on4ob2vb6p" Tsy fantany izany : ratsy taiza : tokony tsy ho sahy miseho milahatra miaraka à ireo Présidents authentiques i totakely. Iza ireo authentiques SEM no tsy mahalala fa gidany maimbo ny firenena enti n'i totakely ??? noho i toakely. Kanefa , satria feno vola ny trano n'i totakely, na tà ny halatra aza, dia "la grosse lête" izy