NENY TIAKO, ❤❤❤Mjnohana ny fo tateraka. Mendrika , MILA FIAROVANA❤❤❤ MISAOTRA Mr Fleully RAKOTOMALAVA🛐🙏 i
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY5 ай бұрын
Tsara daholo ny hiran'i Bodo. Mankasitraka lalandava 🙏
@leroabalita6875 ай бұрын
Il faudra un président rassembleur car actuellement une frustration est née surtout en province 3 président originaire de Tana qui a mené le pays dans le gouffre
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY5 ай бұрын
Mamerina mijery sur youtube. Izay voa rehy daholo.
@アンドリアシトラカ5 ай бұрын
Hidedadedaka be @ vahoaka Malagasy efd farahidiny, mbola ho badoiny indray izao ry Rajoelina sy ny forongony rehefa miverina any MADAGASCAR any👹 Tokony ho horakorahina afa-baraka any👹💥 Misaotra makasitraka Mr F RAKOTOMALALA❤❤❤
@carlarose67975 ай бұрын
Bonjour Fleury.
@carlarose67975 ай бұрын
Cpnvergence des projets 11:23 dans le temps et dans l'espace . Tsy hai n'i totakely zany. Tsy apoiziny akory.
@carlarose67975 ай бұрын
Tsy président mihitsy fa tota be.
@fleurettekobel24905 ай бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Miarahaba an'i Meur.Fleury sy ny fianakaviany manokana ! Misaotra betsaka ny nandefa ilay hira mahafinaritra sy masina izay manohina ny ( fo) sy ny saina manontolo tompoko Meur. Fleury ! Hafatra hoan- tsika olombelona Malagasy manerantany rehetra , indrindra fa izay manaraka ity fandaharana ity ! Manamafy izay efa voalazan'i Fleury eto : ny fitiavan- tena no tena fototra @ toe- tsaintsika Malagasy , indrindra fa hoan'ireo mpitondra izay manaraka nifandimby teo , tsy ny rehetra kosa no nanao sy manao izany , fa izay ihany no fototra voalohany lehibe ! Ny mampalahelo tompoko :dia efa niredaredaka ny fitiavan- tena , koa any isika feno fahantrana tompoko ! Mankahery an'i Meur.Fleury , mba ho feno fahasalamana tanteraka , ary hoan- tsika Malagasy izay feno toe- tsaina mandatsa rehetra , dia mbola ho tonga @ tsirairay daholo ny tsara sy ny ratsy , koa rehefa tonga aminao izay ratsy izay : dia eo fa ho tadidinao ilay valin'ny (fitiavan- tena )tompoko ! Masina ny tanindrazana !
@AlphaIarison5 ай бұрын
Mbôla tsara e.
@danielarakotson5 ай бұрын
Lany eo ampihainoana ilay hira ny mega, ny fahaizany mihira tsy atao ato
@gabyranjalahy56745 ай бұрын
Tsara va tompoko
@volatahina39785 ай бұрын
Mba tsy azoko izany ny fanindraindran'i Fleury an'i Razanamahasoa(otran'ny hoe olona madio &nahavita zava-dehibé teo @firenena) mpiray petsa* t@ rajoelina nandritran'ny taona maro tao io, nihidy + nohon'ny moana ny vavany manoloana ny raha tsy manjary rehetra!na ny olona efa namoehatra teo @ firenena ary mbola sahin'io ramatoa io no niharo azy @ilay teny hoe"izay tsy nanonta t@ nareo no aoka hitora-bato azy" koa izany vé no antenaina hamoaka an'i 🇲🇬 anatin'izao situation misy azy izao! en + mbola ady @ izay azahoana laka misi* eo imason'i Macron no combat.ny & i joelina😏 ...pffff