Tsisy mahay izao ra tsy gasy tokoa ❤ mahafinaritra
@Александр-ю7о6р5 ай бұрын
❤❤❤ this is good ❤😊😊
@razafinamoryirene1351 Жыл бұрын
Décembre 2023, vao eto agnay mijery . Ia koa ro namako vao mijery an'ity? Sady miomana @ hamonjy reveillon voalohany miaraka @ Oladad eto Paris. Tsa mba andry koa fa dia tena efa maika ny hikododo sy hidombe.
@lucasparany6 жыл бұрын
Eka roa tena soa finaritsa agnay lavitsa atoy mitaigno sy mizaha agnareo .Tohizo hatrany ny atsika fa mankafy fogna agna ndre lavitsa e kopakopa tana be 👋👋👋👋💖💖💖💖💖💖💖
@comceil91095 жыл бұрын
Makafy lalandava eee😍😍
@jocelynrandria11285 жыл бұрын
BRAVO ry zalahy ô! Tohizo fa mlay e!!
@bigtox40624 жыл бұрын
1:22 Afindrafindrao 9:21 Milalao 16:13 Loko natoraly 21:39 Agnao 36:32 De ho mamo koa ve 40:34 Ramaintsokely 52:30 1:01:36
@miarinanantenaina949510 ай бұрын
1: 01: 36 Lagnonana
@rolandrakotondramanana68544 жыл бұрын
Azafady e, mba asio Y-ZIT indray aloha
@rolandrakotondramanana68544 жыл бұрын
Talented guys 🙂🙂 merci
@cassandraravel23785 жыл бұрын
Tohizo fa agnay manohagna! Mahafinaritsa e!!!
@rafaliarijaonahajavola76923 жыл бұрын
manaiky zalah a, mahay lisany
@romeoa.13655 жыл бұрын
mlay le mijery live nareo OLADAD
@tahinanalainarakotomalala88617 жыл бұрын
Draidraidray ao tsara zalah a, mahafinaritra ilay mozika e Assssssioooooo leka razozy aaaa!