BACKSTAGE ZANDRY GASY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

  Рет қаралды 26,608

SKYONE TV & RADIO

SKYONE TV & RADIO

Күн бұрын

Пікірлер: 28
@soultylive
@soultylive 2 жыл бұрын
Merci Zandry Gasy de perpétuer le Ba Gasy, la musique des ancêtres, un vrai référentiel.
@andriamasinorofitahiantsoa7021
@andriamasinorofitahiantsoa7021 6 жыл бұрын
Grave be Ilay Ony. Mahay iTy tarika ity kah. Chapeau!
@mbolara1934
@mbolara1934 5 жыл бұрын
Fièr tanteraka ny famille manana an'i Ony, tia Mahaleo be zahay mianakavy d nianatra ny feon i Fafah izy ary tena vitany.
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 Жыл бұрын
❤ ❤ ❤tena tsy Maty fa natory mahavelon’aina Lekaa❤❗️Misaotra erampo❤😍🥰
@ntsutsurafalimanana3232
@ntsutsurafalimanana3232 7 жыл бұрын
Gasy ka tsara e! mitombo fahaizana zalah an !
@namanaihany2637
@namanaihany2637 7 жыл бұрын
manaja anareo e, misaotra fa mahafinaritra ny zandry gasy!
@harisonhenri1428
@harisonhenri1428 5 жыл бұрын
tiko be reto tarika ret , mba azo atao v ny mizara ny tonokorika eto, merci zala
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 жыл бұрын
ra mba za mantsy no mahay mtendry tsara otrizany aa , mankasitraka zala a , gaigy be le feoan'i Ony
@MbolaTalenta
@MbolaTalenta 6 жыл бұрын
misaotra namana
@ngahybe3240
@ngahybe3240 4 жыл бұрын
00:01:27 - Tantano aho - Njakatiana & Zandry Gasy 00:07:24 - Pangalana 00:13:18 - Rasoanantenaina - Maurice Razafy 00:20:45 - Ho tsarovantsika eto - Samuel Rahamefy 00:26:54 - Afindrafindrao - Razilinah 00:27:56 - Bonjour madame la guitare - Razilinah 00:31:46 - Comme toi - Jean Jacques Goldman 00:39:29 - Voahirana - Maurice Razafy 00:46:38 - Embona sy hanina 00:54:46 - Hanina ny taniko - Zandry Gasy 01:01:07 - Mahereza - Ny any aminay 01:08:16 - Tao anatin'ny tolona - Ny Sakelidalana 01:13:27 - Eny ambanivohitra - Riambetso
@spike8072
@spike8072 4 жыл бұрын
Tsara ny tarika angager amin zavatra tsy mety ao amin tanindrazana , politika ect , fa tena vitsy dia vitsy, mampanaelo
@tahiryalfred462
@tahiryalfred462 7 жыл бұрын
Tena mety kosa ry zalah ilay ataonareo, fa tohizo a, malagasy aho e
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 3 жыл бұрын
Mametsovetso any anaty mihitsy izy izany re ry Zandry Gasy fa aiza no nahalalanareo ireo hira tsarabe taloh ireo eee?Tena mankafy anareo zah eee misaotra zalahy eeenfa tena tiako sy reveko nareo eee!
@spike8072
@spike8072 4 жыл бұрын
Za aty Paris aty tena makafy bagasy hafa hiany e sérieux, ça nous ramène hoe gasy e
@ulrichmisata4092
@ulrichmisata4092 3 жыл бұрын
Pao-tsatroka eeee!!!!!
@talugotalugo7641
@talugotalugo7641 6 жыл бұрын
Tena tsara zalahy fa tohizo wa
@ntsutsurafalimanana3232
@ntsutsurafalimanana3232 7 жыл бұрын
mankasitraka e! tsara be
@manitrarajaonaandrianjaka6012
@manitrarajaonaandrianjaka6012 6 жыл бұрын
Manja e 😉
@radohariniaina9291
@radohariniaina9291 6 жыл бұрын
aiza ny backstage SOLO ANDRIANASOLO sy JOHARY sns
@randrianarisoahobynambinin9172
@randrianarisoahobynambinin9172 7 жыл бұрын
zay tena manakafy an
@rabarimalalajuliesandra9469
@rabarimalalajuliesandra9469 5 жыл бұрын
Ary misy tarika vetson'kira
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 5 жыл бұрын
Tena Tsy re mintsy n'y feo azafady 😊😊
@spike8072
@spike8072 4 жыл бұрын
Mal mixé lé live dommages, pas clair
@spike8072
@spike8072 4 жыл бұрын
Bagasy j'adore c'est l'âme des malgache, le gospel n'est pas gasy lol copie coller fotsiny .
@lyonheart9414
@lyonheart9414 7 жыл бұрын
ny tarika mintsy vao misy an drambola de tsy mateza mintsy sy tsy manjary mintsy rava ho azy le rambola mintsy n fosika ao
@talugotalugo7641
@talugotalugo7641 6 жыл бұрын
Manga feo be hoby
@lovatianajulien3306
@lovatianajulien3306 5 жыл бұрын
Ony f t$ hoby
BACKSTAGE VENTSO-KIRA SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:11:10
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 17 М.
Tantara Malagasy - AFON'NY FITIAVANA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:18:35
Girl, dig gently, or it will leak out soon.#funny #cute #comedy
00:17
Funny daughter's daily life
Рет қаралды 56 МЛН
Players vs Corner Flags 🤯
00:28
LE FOOT EN VIDÉO
Рет қаралды 47 МЛН
Magic or …? 😱 reveal video on profile 🫢
00:14
Andrey Grechka
Рет қаралды 91 МЛН
Best of Kaiamba non-stop mix by Maestro Marcelo (Full HD)
58:46
Maestro Marcelo
Рет қаралды 522 М.
BACKSTAGE LAURENT RAKOTOMAMONJY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:10:03
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 29 М.
BACKSTAGE OLADAD SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:20:47
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 23 М.
Rahavavy sa Rafivavy: [Rdb] #gasyrakoto
1:13:17
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 18 М.
IVAZO DU 03 FEVRIER 2018
1:16:07
i-BC TV
Рет қаралды 8 М.
Best of slow Gasy non-stop mix by Maestro Marcelo (19 titres)
1:21:53
Maestro Marcelo
Рет қаралды 293 М.
EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)
35:27
HIRA TIAKO
Рет қаралды 12 М.
BACKSTAGE SAMOELA SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:21:49
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 10 М.
Coulisses zandry gasy DU 08 JUILLET 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR
59:38
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 19 М.
Girl, dig gently, or it will leak out soon.#funny #cute #comedy
00:17
Funny daughter's daily life
Рет қаралды 56 МЛН