Fa vao namelatra izy dia faly ialahy, hikopakelatr'izy ho fay eo lah... Milay elah Lobo a !
@RavoniJo8 жыл бұрын
Sima sima Sipa manidina io voatifitra eny ampanidinana Tsy mitsingidina io fa ialahy mihitsy no efa tiany hidirana io tsy hifandirana, samy voky satria samy nihinanana Dia Rehefa mikaly aloha dia gasy manaja fahanginana, Ao ao ao, Ref Fa vao namelatra dia izy dia faly ialahy lah lah Hikopaka elatra izy ho fay eo ialahy lah lah Fa vao namelatra izy dia hum, hikopaka elatra izy ho fanina eo ialahy lah lah Aiza ny lalan'ialahy ay, fa ho fanina eo ialahy lah lah ouu yeah hum Ayo, Sipa manidina io, asa angaha izay fanambinany matoa tafidina efa nahafandrika iray tao ampandrinany Hamory fianakaviana avy eo ny tanana ankaviany Be mpifanadrina fa iray no tsy afa-panadinana Ref Sipa manidina io tsy voafetra ny isan'ny mpifaninana Tsy mifidy fiodirana fa vola no isan-tapakilany Tsy dia hoe voafidy izy fa izay tiany dia hakany fiany Tsy miresaka ela izy raha mahalaza azy ny maso pihany Ref Sipa manidina io, misambotra azy tsy dia manahirana Malemy ohatran'ny taratasy ialahy matoa hifirany Matoa fikiriny dia misy zavatra tiany ho sikiriny Misy mangirana toa sarotra raha iodivirana Ref Sima, sima, sipa manidina io, hitondray tantely raha te hanandrana ny ngidin'io fa Sima, sima, sipa manidina io, mamy ny tantely fa marary koa ny voatsindron'io (x2) Dia aleo hanidina io fa ity sisa tiako ho tsipihana, aleo hipitsihana izy sy ny fihatsaram-belatsihany Fa hoe mbola be ny azy ny kianja mba tiany ho tsidihina Dia izao ilay zaza dieny izao tsy hanaraka ny diany (x2)
@niavogael50934 жыл бұрын
alone
@r.jimmylala77876 жыл бұрын
aiza ny lalanlah , siora.
@fabiusrakotonirina96984 жыл бұрын
milay le SIMA
@kwelyriana31759 жыл бұрын
mlay e!mankasitraka e!
@ramiarisoafiderana44339 жыл бұрын
Tena marina le parole !!!
@finaritralalarasolofondram36439 жыл бұрын
Tafa lesy ela!OKAY
@wallyravelojaona22283 жыл бұрын
tezao ilay zaza dieny zao ts hanaraka ny diany...
@faniloandriamahandrinarivo27869 жыл бұрын
mtov2 am kougar , na kougar n mtov, mlay fona nef en tou cas
@ramiandrisoaandriamandrant72395 жыл бұрын
samy taoo amin'ny red matahari tao ihany ireoo fa Bolo tamin'ny clash info mantsy vo fatan ny olona