Coulisses tarika Miandry DU 14 OCTOBRE 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR
Пікірлер: 7
@sitrakaandrianjafy55165 жыл бұрын
vao mahita an'lisany reto aho dia mahatsiaro ilay tany Ambatomanga indray andro! kopy lisany! ambiance reny e! mankahery an'lisany foana lesy a! tohizo fa mahafinaritra e
@ianjaraveloson54085 жыл бұрын
ny musicien aloha tena 5/5 fa ny vocal mbola mila ezaka daholo, indrindra fa Ra Hoby, mi détonne fona lery !!
@hajaaug-song8236 жыл бұрын
Ao tsara mihitsy 😉
@fredericrinarasoa16294 жыл бұрын
Mila ezaka be fa tsy azahoana fy n'a n'y fandrindrana ny feo na n'y mozika ra toizao ny fisehoanareo sehatra, ny exercice Vocalise fototra mintsy no tsy ampy fa maika hiakiaka sy hifandrombaka fotsiny ianareo. Mba jereo kely anie n'y coulissen I johary na ry I rija Ramanantoanina oatra. D mba henoy tsara ny kalitao asehon n'y ol. Tsy resaka gou mintsy akory ny critique eto fa ilay fototra mahakanto azy mintsy no tsy ao