Zao aho fa mahita inty...Mpankafy ny mozika country ny tenako,ka tena manpahery anareo ny AINGA hanohy sy hijoro.Aty am pitandranomasina...
@paranyandry19487 жыл бұрын
Courage dia mikiriza fa zahay mbola mankafy fona ❤❤❤❤❤❤
@isabelleraoelina1018 жыл бұрын
Mahereza fa izay no fiainana. zahay mankafy anareo foana omaly anio mandrakizay doria .Andriamanitr omba anareo ry tarika Ny Ainga
@rasolofomananajeanberchman11668 жыл бұрын
Tohizon ilay "filozofian'i OM-GUY" e ! vitan'i Luc sy Radom io , courage Rasipa ah!
@Parataprod8 жыл бұрын
Mahereza ry zalahy ah ! Fa juste mila rigueur toy ny t@ andron'i OMGUY ny arrangement sy ny mozika. Ilay guitariste (acoustique) mitodika foana eo @ ilay claveriste. Izay ifa dia mahereza
@tsongympankafynyainga60978 жыл бұрын
tiko fona am poko n aiza n aiza alehako tsy foiko tsy ariko TIKO NY AINGA KA ASANDRATRO
@lovasarobidynomenjanahary50525 жыл бұрын
Eny ry zareo a tiko bé daholo raha vo hoe ny Ainga nous miala any eto fona izahay hakafy anareo
@jeanmarcrandriamanantena48258 жыл бұрын
Hafa ihany NY AINGA eeee! Manja foana
@bagdassariantsherve83838 жыл бұрын
Tena tsy ampy kely le vocal e avereno Tantely tonga de mlay be io
@niryrakoto18 жыл бұрын
ny vatany no lasa fa ny asany sy fahatsiarovana mijanona mandrakizay fahatsiarovana tsy maty vonoina fa mamy sy mangidy ao anatin'ny fo mahereza
@fitambarana50878 жыл бұрын
Mialatsiny ry zalahy fa ny tsy mamela ahy tsy hilaza fa misy milatsaka ao ho ao! Mila miezaka ianareo mba hisy tokoa ny rindran-damina. Marina fa lasa i OM-GUY. Na izany na tsy izany ento miakatra hatrany eee! Mampahery anareo rehetra ihany koa.
@ianjatiana4847 жыл бұрын
FITAMBARANA tsy maintsy misy zany satri lasa ny nahabanga azy
@gasympankafyty51088 жыл бұрын
tsar ian le feo fa mis fitarozahana fona le rythm mandrapatapiny. Maereza fa milay nareo
@ianjatiana4848 жыл бұрын
maka anareo foana e
@lalymarie75367 жыл бұрын
😭mandona fobe lay tonokira!!
@ianjatiana4847 жыл бұрын
Mbola tafavoaka tsara ka revy manja vazo milay
@zazamirevbass7988 жыл бұрын
tsy afaka mitsy le tsy misy an'i Zozo manao bass an tsy mandona mitsy
@marieclaireaugustave23376 жыл бұрын
I Anao tokako tsy foiko tena tsy foiko oa
@marieclaireaugustave57457 жыл бұрын
Tiako NY Ainga ka asandratro OA
@marierosevondach11208 жыл бұрын
mankasitraka ary mampahery hatrany e
@saholitianarakotondratsoav69625 жыл бұрын
Revy manja vazo milay! Tinay foana nareo? Tandremo anefa fa otrany entanimpo loatra ny sasany dia mitady hivoana
@hollanderasoamanarivo9894 Жыл бұрын
Ny ainga atraminy farany tsy maty ampo i Om Guy sy ny zavabitany tety vazo milay foana ee
@ramihramih65794 жыл бұрын
Mafy loatra ilay hira ambadika dia manelingelina be, i Luc (mpanontany) miteny aingana loatra, tsy ampy "effet" mihitsy ny "General" anareo, seka be loatra, misaotra nanohy namelona ilay tarika, farany, tsy tokony hanao ilay feona vorona i Do, Misaotra tompoko
@michelramasinirina80795 жыл бұрын
avereno tantely fa banga be le feo na de efa miezaka aza nareo!fa aiza daholo kay le bandikely nareo bedebe reny avereno faza mitolona rery de bass ataovy mandona fa tsy heno mintsy!