Mankasitraka feno, satria kanto dia kanto ny mozika gasy, misaotra zandry gasy 😁
@emigab54972 жыл бұрын
Ô ranga tihi ! Mitenena teny gasy ! Azafady.
@evaeva22715 жыл бұрын
Tsara e!! Mankasitraka hatrany
@leenaleena296 жыл бұрын
Mahafinaritra eee tiko be ty tarika ty misondrota @ avo 2 indrandra eee
@guyrakoto98595 жыл бұрын
makasitraka fa tena kanto ny sangan'asanareo
@jeanbessonprosper82213 жыл бұрын
Efa 2021 zah no mihaino fa tena mbola mankafy be anareo mankasitraka feno fa mamelona ny maha gasy sy kolotsaina maha Malagasy antsika misaotra betsaka fa tena mbola fy eee! mandrosoa hasina hatrany nareo