Heureusement qu 'on a vous Mme Fanirsoa,vous êtes l'espoir du petit peuple malagasy. Dieu vous bénisse 🙏🙏 Tous nos respects.
@WendyAthena4 минут бұрын
Maninona moa n 1:54 y marina takotakonana , miharihary foana io , fa tsy n'y olona mitady korontana , fa ny fandaminanareo ao no mampisavoro sain'olona
Oooh, boraka fa tratra e. Manantena ny herin'ny basin'ny fitondrana
@Lauradoh32 минут бұрын
Merci pour votre intervention madame Fanirisoa, ça fait plaisir d’avoir une Magistrate comme vous qui défend le peuple malagasy, la liberté et la démocratie 🙏🙏❤❤
@rakotodool57262 сағат бұрын
Merci Mme FANIRISOA Ernaivo
@fitiavanamarina9519Сағат бұрын
fanjakana mpangalatra
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
Ianareo tsy MANAO mangarahara no mampiroaroa saina anay vahoaka eeeeee
@tianasaib90036 сағат бұрын
Mananjanaka madame harilala ka n'y tody tsy misy fa n'y atao no miverina
@gertrudebernadette55844 сағат бұрын
Misaotra anao koa Rtoa Fanirisoa
@tianasaib90036 сағат бұрын
Aminy logiciel ceni no tokony Anao fanadiadina n'y gendarmerie
@nicolasrazafimandimby83012 сағат бұрын
Efa tsy avelany marina mbola mananao foana iany.
@malalarakotomalala26084 сағат бұрын
Mangina ianao Bemolotra ianao anie efa nodakany Rajoelina ee Zaïro io molotrao be io
@razafimahefaralimanana253 сағат бұрын
Aza mamorona fa sarotra be zany piratage zany tompoko ô! Tsotra n'y vaton'i Tojo no nomena Ani ra vavitokana Harilala,
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
REHEFA TSY MANAO CONFRONTATION NAREO D MIDIKA IZAY AMINAY FA TSY MARINA NY VOKATRA NAVOAKANAREO VOALOHANY K D ....
@bemabemolos34264 сағат бұрын
Halefaso an’ny nosilava ny sassant sady manao vacances mandrapahafatiny.😂😂😂
@tianasaib90036 сағат бұрын
Le i Henriette s'y ramanantsoa any tsiafahy
@InoVaovaoFoulpointeСағат бұрын
Alefaso lavitra ny saina , Sinoa sa Rosianina? Fa tsy Frantsay fotsiny!
@tianasaib90036 сағат бұрын
Tsy menatra mihitsy ireto olona ireto mandainga
@carlarose67973 сағат бұрын
Vendrana be ilay olo n'ny ceni , kanefa be hatoka à ny vola panjakana halatra
@tianacaro239855 минут бұрын
👏👏👏👏👏👏👏👏
@ramamonjisoamanase-b4h5 сағат бұрын
Enjana Ianao Madama fa tena Mila Anao n'y firenena ...tena femme forte hoy n'y fitenenana . Mbola betsaka no illustrée eto dago ka tena Mbola sarotra n'y lalana sur tout mijanona ho resaka réseaux sociaux tahaka izao n'y vaovao ... Mila avoaka am fahitalavitra ho hitampoko ho hitampirenena fa tena potika Ilay firenena
@TsantaRAKOTOVOLOLONA3 сағат бұрын
MISAOTRA BETSAKA MME FANIRISOA. HITA EO ZAY TENA TIA NY FIRENENA TSY HO POTIKA
@danielbellon51266 сағат бұрын
😂😂😂😂😂😂 mahay milalao film marina anareo e
@FyRatianorosolo4 сағат бұрын
Nareo mihintsy no mpanakorotana saimbahoaka ary nareo ko tokony hiaran lalana amin'ny fanodikodinana safidimbahoaka . Mba matahoara an ' Andriamanitra . Tsy vitany fa efa aosikodinareo safidimbahoaka no mbola manenjika sy manosipotaka ny hafa nareo .
Tokony mitory any aminy fivondronana iraisampirenena
@livaandriakoto5393 сағат бұрын
Oh lereitsy a mijoroa ianareo informaticiens manazava na mitombona ity resaka PDF ity na tsia dia ho hita eo ny marina c'est aussi simple que ça.
@MarieAgnes-v9c11 минут бұрын
Mitsangana ny mpanao informatiques eny andoharanofotsy écolen'tahina razafinjoelina
@razafnaina5 сағат бұрын
hafa ihany ny olona nahita fianarana!
@carlarose67973 сағат бұрын
Màzana i Faniry ; màha vita ny analyses octet par octet, analyses des entêtes de fichiers . Rà misy finance i Faniry, afaka maka services indépendants assermentés; mbà hakana arguments ho entina any à ambassades sy Nations Unies. Tratra ry rajwel ; tsy misy mety miara miasa à ireo tokoa ve ny tena sachant ? Fa dondrona be daholo no miseho ? Avoiahy ny salaka nareo ry gasy.
@tianasaib90036 сағат бұрын
N'y tody tsy misy fa n'y atao no miverina madame Henriette prénom périmé
@tianasaib90036 сағат бұрын
Le dama efa ratsy taré bé mbola ratsy saina bé
@TsantaRAKOTOVOLOLONA3 сағат бұрын
IREO NO ANJELY MISY RAMBONY. TRATRA NY LAINGANY E. RY LALATIANA ARIETY BM INDRAY NO MANADIO TENA.😅😅😅
@rasolosylvain8634Сағат бұрын
Mahay Informatica ny CENI
@tianasaib90035 сағат бұрын
Aza manaiky fa Torino any vondrona iraisampirenena Dia alaina n'y ordinateur ceni pour preuves
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
Zahay tsy matoky confrontation no takianay ary aterina eny Antanimora zay nanao NY tsy marina Tao eeeeee
@TahiryharilalaRazafindrako-m9n6 сағат бұрын
Andriamanitra no mahalala ny marina ary Izy no hamoaka izany.
@bemabemolos34264 сағат бұрын
Miaramila ramanonaka tojana ary ao Madagasijara no misy ary ireo.
@florenceratimison12916 сағат бұрын
Mazava be fa teto tana ny halatra no nanjaka
@ravelojaonanirinaharisoa86763 сағат бұрын
😂😂😅😅 eto Madagascar ihany r ireto no misy film tahak'izao a😂😂😂
@fredericjose71783 сағат бұрын
confronte ary pv sy lisy mpifidianana aloha e!!
@florenceratimison12916 сағат бұрын
Volamena sy palissandre hanaovana fanadiadina ra olona marina
@carlarose67973 сағат бұрын
Sao ianareo manantena fa ho avela n'i rajwel io toeranà Maire de Tana io !!! Ho an'ny zanak i rajwel io, fa i erila aloha no manao ny réservation pour 5 ans. Dia ho tonga prezdà ny zanany. Mety aminareo gasy izay ? Midina ary eny an dàlana demain.
@julesrasolondraibe78203 сағат бұрын
tsy mahagaga izany Madame fa hanao izany fraude izany ry zareo Ceni
O ry ingahy zandary a ! Ahoana no ilazanao fa vaovao diso iny tratra iny ? Ahoana no hiarovanao ny Ceni nefa lazaina fa misokatra ny fanadihadiana ? Sa efa avy hatrany dia tsy azo raisina sady tsy mitombona iny vokatra tratra tao @ site officiel Ceni iny. Tena asan-jiolahy mihintsy izao mitranga izao eo ambany fitantanan'olona ambony izay mifehy herim-pamoretana natao hitsirika sy indrindra hiaro ny osoka sy halatra . Sarotra inoana noho izany ny fahamarinan'ilay hoe piratage. Toa manipulation de tableau avy @ olona afaka manao izany no nanova ny vokatra ( araky ny mahazatra azy : bidouillage de fichiers)
@HaryJEANNOTСағат бұрын
Systematiquement ny fanazavanao Mme FANIRY ary tena azo raisina rah ho an'olona mahalala ny tontolo informatique na faran izay kely ara satria ny zavatra enregistrena amin'ny ordinateur na appareil Photos na telephone de tokony hiaraka amin' Date sy ora nahavitana ny enregistrement [modifier le (date + heure)] ary raha manao reherche anaz rah sendra hadino ny anaran'ilay fichier dia amin'alalan ilay date sy ora no ijerena azy. Miandry Fanazavana maripototra sy Systematiquement avy ami'CENI koa izahay fa rah tsy izany dia Fandresena no azon'ny Mpisolovavan'i Candidat TOJO ary izy zany no marina satria Tena azo raisina ny fanazavan nentinao Mme FANIRY ary tena porofo azo Tsapay tanana.
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
BEBAOTY tsy mahagaga intsony eeeMbola ho karakarainy ATRA KOA ianareo
@bemabemolos34264 сағат бұрын
C’est grotesque le trafique et c’est vraiment enfantin = NUL😂😂😂😂😂😂😂😂
@MarieAgnes-v9c9 минут бұрын
Voavidy
@MAHAZOSERAPHIN5 сағат бұрын
Merisy anareo fa tsimetsy tratsi reo AVY atoliar😊
@LeonardRAKOTOBENJA3 сағат бұрын
Raha te hanao fanovana toy izany ve ilay lazaina fa nanodikodina ny vokatra dia tsy teo alohan'ny hamoahanareo azy izy no nanova mba hanahirana, nahoana no efa nivoaka ny anareo vao hanova izy. Naninona ary no tsy tany am-piandohana no noraisina izany fepetra tsy hahafahan'olon-kafa manao piratage izany. Dia iza indray izao no hosoram-potaka lazaina fa nanao izany piratage izany ?
@bemabemolos34264 сағат бұрын
C’est une erreur de publication .
@nirinajohanesa51926 сағат бұрын
Nareo ranga mpandainga
@bemabemolos34264 сағат бұрын
Misy ny hatao hoe HACKER izay hataotsika koa hoe GEEK izay tena gaigilahy amin’ny lafiny informatique koa raha izy no hasaina midi tra antsokosoko @ sita iray dia mitetina des millions d’euros ny karamany ary tsy zavatra mira izany koa Atoa Secretaire arrêtez les bla bla vous êtes responsable de cet acte malveillant te c’est aussi votre marque de fabrique.
@TsantaRAKOTOVOLOLONA3 сағат бұрын
BIRAO POKONTANY AZA MANAHIRANA ,MAIKA FA CENI, MIREDIREDY ITY BANDY ITY. TRATRA NY LAINGANAREO.