❌❌CUA-CNAPS : Clémence Raharinirina sur Real tv dans l' invité du jour ❌❌

  Рет қаралды 304

Gasy Tsara

Gasy Tsara

Күн бұрын

Invité du jour Real Tv Madagascar : Clémence rahahinirina ,mpanolo-tsaina eo amin'ny Commune urbaine d' Antananarivo.
Raharaha SMMC Toamasina SNS.....
⛔ CNAPS PARTIE V
➡️➡️ Déferrement androany eny amin'ny POLE ANTI CORRUPTION PAC
⛔⛔Raoviana ny mikasika ny FANOMEZANA vola associatios marobe mahavoakasika an i Mme Ravatomanga ?
☝️☝️Hiresaka projet Détournement goavana be koa isika omanina tao @ CNAPS sy CUA
amin'ny CNAPS tao
❌❌CNAPS Scandale financier PARTIE IV : • ❗❗ Fanirisoa Erinaivo ...
🔴Voaantso eny amin'ny BIANCO tokoa ve Ramatoa Haingo Ravatomanga?
🔴Nandoavana karama an i Nicolas Dupuis 150 millions ar ko ny volan'ny BEANTITRA
☝️MBOLA Maro ireo voalaza fa aza matoritory isika
🔴CNAPS PARTIE III: • ❗❗ Fanirisoa Erinaivo ...
Suite ny fandanilaniampoana ao amin''y CNAPS : • ❗❗ Fanirisoa Erinaivo ...
➡️➡️VOATAZONA ny DG sy ny PCA ary olona 3 hafa koa
➡️➡️ ary ny sasany ahoana? Tsy azo kitihina ny vadin'i Ravatomanga? Mila atao enquête daolo koa ireo olona nandray vola tsy aradalana tao AFF, Antsahamarofoza, Association Loharanosoa Itasy , NAINA Vazah CUA, ....
🔴 Tohin'ny scandale financier ao amin'ny CNAPS
🔴Fanaovana tantely afadrakotra ny volambahoaka
🔴 Resaka kely mikasika ny Fitsarana
❗❗ Détournement, abus de biens sociaux, prises d'avantages injustifiées au sein de la CNAPS au profit de Mamy Ravatomanga et sa Femme Haingo Rakotoniary !!!
⛔⛔ Manao tantely afadrakotra fotsiny ny ataon' i DG CNAPS MAMY
RAKOTONDRABE zay napetraky Ravatomanga teo??
➡️➡️MANGATAKA NY FANJAKANA HAMPITSAHATRA AN IO OLONA IO AMIN ASANY ARY HISAMBOTRA IREO OLONA TELO IREO SY IZAY REHETRA NIRAY TSIKOMBAKOMBA TAMINY!!
🔴🔴EFA MITENY AH ZAY FA TSY EKENA INTSONY NY FANGALARANA VOLAMBAHOAKA ETO!
🔴🔴 115 MILLIONS ARIARY nomen'ny CNAPS ny ASSOCIATION ANDRY SY FOTOTRA HO AN FAMPANDROSOANA AFF ,
➡️ Ny AFF dia an' i Ravatomanga, ary dia endrika fanodikodinambola izao zavamisy izao.
➡️➡️ IZA AVY. No mpamoaka ny vola ao amin cnaps ao? DG sy Ny vadin'ny Ministre des Finances LOUIS CEDRIC no mpanao izany.
🔴🔴Mitaky Fanalana sy fanadihadiana avy hatrany ary fisamborana ireo olona manao tantely afadrakotra ny volan'ny beantitra sy mpiasa malagasy ireo !!
/ fanirisoa.er. .
www.facebook.c....
Hanasana anao ary hanaraka izany hatramin'ny farany.
Aza adino iany koa ny Mi-abonné amin'ny chaîne Gasy tsara ho mba aharahanao hatrany ny vaovao malaza ao Madagasikara.
Chaîne Gasy Tsara : www.youtube.co....
Araho iany koa ire vaovao izay tsy harakao:
-Vaovao Real news: www.youtube.co....
-Ireo Invité du jour :www.youtube.co....
-Ireo influenceur Malagasy : www.youtube.co....

Пікірлер: 1
@chainededecouverte3635
@chainededecouverte3635 2 жыл бұрын
Tena ho ratsy hoan'ny Bentanàna ity resaka ity
“LE CAPITALISME EST DÉJÀ MORT”
44:10
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 356 М.
Officer Rabbit is so bad. He made Luffy deaf. #funny #supersiblings #comedy
00:18
Funny superhero siblings
Рет қаралды 14 МЛН
Which One Is The Best - From Small To Giant #katebrush #shorts
00:17
The Joker wanted to stand at the front, but unexpectedly was beaten up by Officer Rabbit
00:12
Bike Vs Tricycle Fast Challenge
00:43
Russo
Рет қаралды 106 МЛН
POLÉMIQUES, PROCÈS, ETC : BLAST (RE)FAIT LE PORTRAIT DU NOUVEAU GOUVERNEMENT
30:58
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 98 М.
LA FACE CACHÉE DU SYSTÈME MACRON - MARC ENDEWELD
1:59:11
Le Média
Рет қаралды 6 МЛН
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 9 М.
Why the world isn't fair: Yuval Noah Harari on AI, Ukraine, and Gaza
1:11:12
NY ATY AMINAY DU 28 MAI 2016 ALAROBIA VATOSOLA BY TV PLUS MADAGASCAR
14:34
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 9 М.
Capitalism vs. Socialism: A Soho Forum Debate
1:38:45
ReasonTV
Рет қаралды 7 МЛН
Officer Rabbit is so bad. He made Luffy deaf. #funny #supersiblings #comedy
00:18
Funny superhero siblings
Рет қаралды 14 МЛН