DON DRESAKA 02 JUIN 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

  Рет қаралды 5,732

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

Пікірлер: 15
@herylantoramanda5186
@herylantoramanda5186 5 ай бұрын
Ny asan'ny solombavambahoaka dia mamolavola lalana, manaramaso ny mpanatanteraka. Rariny izany raha mba olona mahay lalana no solombavambahoaka. Matoa olona mahay lalana maromaro no nisintaka sy niala tao @ IRD dia nahatsapa izy ireo fa nanitsakitsaka ny lalampanorenana ny IRD, ary nitondra ny firenena ho any @ fahantrana lalina. Christine Razanamahasoa, Keron Idealson, Brunelle Razafitsiandraofa, Tody Arnaud.
@ranaivosonjeansen3354
@ranaivosonjeansen3354 5 ай бұрын
13 mai zany kosa aloha efa tsy tokony hanaovana fihetsiketsehana intsony azafady ; manimba zavatra sy manankorontana ny fivarotan'ny olona !
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 5 ай бұрын
Bravo Abraham, tohizo foana ny fanotanianao
@ChristinaLenfant
@ChristinaLenfant 5 ай бұрын
Hahaha tsy mety manaiky ho resy ny TIM ,TY RANGA BE TRENA TY KELY HATIDOA
@ChristinaLenfant
@ChristinaLenfant 5 ай бұрын
Io fa mitsatsaingoka resaka sahady be tsinay
@margodelarosa7268
@margodelarosa7268 5 ай бұрын
Arebireby ity rangahy ity nareo rangahy pandainga sady pangalatra io
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 5 ай бұрын
Hay moa an i toavina lay fifidianana natao teo dia fifidianana hoan ny vavahadin ny magro am.alatsinainy izao sy kianjan ny 13 mey am alatsinainy izao?? Lohan dravalomanana 100 % lohan dra toavina ty marina .mitovy loha al ravalo tsy mankatia resultat avy any am cotier ..tananarivo no madagascar amin ny toavina..raciste tsy manjary .vao androany vita fifidianana dia rahampitso ihany dia efa maniraka an i robinson manapoaka champagne i ravalo any afrique du sud milaza hoe efa lany i robinson...ny vato rehetra ao am srmv rehetra akory mbola tsy voasokatra? Efa mahita biby alohan ny volana i ravalo any afrika atsimo...masahy milaza am nao aho ry toavina fa ts ahazo maro an isa velively ao am annteminieram pirenena ny tim na koa vondronareo rehetra milaza fa mpanohitra ao am anteminieram pirenena..na tsy 100 % aza ny orange? Na 50 % aza ny mpanohitra ..50 isan janto ny mpomban ny fitondranan A.mbola mis ny tsy miankina...ny ankabeazan ny tsy miankina dia manohana ny fitondrana fa tsy i tim velively..afa tsy hoe angamba zaraina café sy tambazana vola!hay ireo kandidat ny firaisan kina no tena nampiasa buletin efa precochee re ollll e!!nizara vola...nampisotro café refa avy nadatsa bato...taratrin. y fahalemen ny firaisankina zay voizin ialahy mandresy eto antananarivo izany ry toavina aa..maleeemy i tim tompoko oooo...maleeemy..tsy manana tanjaka ..resy foana i tim isaka mis fifanintsnana eto am firenena..resin i tgv foana i tim..na mbola tsy hita ny valim pifidianana ofisialy? Tsy ahazo maro an isa ao am anteminiera ao i tim na ny fitaisan kina voizinao eto..efa hita ny gandresen ny orange eto tompok oôoo.....tadidio fa 30% ihany ny fahefana anananareo mpanohitra manerana an i dago fa an i rajoelina dia 100 % dia feno orange daholo ka aza mbola misioka raha mbola tsy miviaka ny ala fa na dia mbola tsy nivoaka aza ny valin ny ofisialy dia efa hita taratra fironan ny orange fandresena ho maro an isa ao am anteminieram pirenena..ny orange izao no tena hita mitarika be voafidy k hatra am ora resahanareo io...aza rabirabiana ny ceni fa fitaovana nampiasainareo daholo io refa ianareo mpanohitra teo am fitondrana...refa tsy ao intsony ianareo dia atao ratsy...na i hcc zay niaro anareo tam pacte de responsabilité zay ts hita na am lalam panorenana any afrique du sud akory..nilainareo i hcc nanontonana vola en milliard nandaniana andravalo hitondra tam 2e mandat ...tsy lany tompoko io lehiben n'y firaisan kinanareo tam 2e mandat ny efa tsy nilaim bahoaka ..nilainy ny hcc tam zany..refa tsy eo am fitondrana am zay am.zao dia tsy ilaina eee. Ravao eeee..samy miaro an io hcc io zay mitondra iry firenena ity...
@ChristinaLenfant
@ChristinaLenfant 5 ай бұрын
Eeeeeh ny mpitandro ny filaminana hoy ianao ,fa ny mpitandro ,nefa tena mpanakorontana sy mpitongilana makany @fitondrana sady mpisandoka
@margodelarosa7268
@margodelarosa7268 5 ай бұрын
Tony.le.pangalatra foana no Ao atsainany
@PatrickAndriantsolofo-pp3mb
@PatrickAndriantsolofo-pp3mb Ай бұрын
Lo
@ChristinaLenfant
@ChristinaLenfant 5 ай бұрын
Ny MAPARA NGE TSIMAINTSY AORI1NY TIM
@ChristinaLenfant
@ChristinaLenfant 5 ай бұрын
IO RATSIVAHINY IO MIHINTSYNO TOKONY TSY HO LANY FA FANETRIBENY TANY SY NY FIRENENA 😮😮😮😮😮
@margodelarosa7268
@margodelarosa7268 5 ай бұрын
Ity indray ity vendrana
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex 5 ай бұрын
N'y ambanivolo REHETRA maneran.i Nosy. Vato nampandaniana n'y candidat mpanjakana non tsy Mainty lanin.i sefo distribué. Oreo ambanivolo REHETRA Oreo dianatao lany RAHA candidat.i fanjakana. Aza mody fanina eo ianareo Fa FATOA OLONA TSY AVY MIFIDY DIA EFA NOBADOHINA SY NAMPAHANTRANA NY MPONINA TSISY ILAN.I VAHOKA ZANY POLITIQUE ZANY INTSONY EO HIANY NO EO MIANDRY ANDRIAMANITRA NA MARAMILA MAFANA FO TSISY HILANAN.I RAJOELINA SY RAVALOMANANA MIHITSY ITY FIRENENA ITY. TSSPANAY VAHOKA FA RAHA MBOLA EO TIM SY TGV MADAGASCAR TSY MAINTSY MIHEMOTRA FONA TANDREMO SAO ANAO WATARRA PRÉSIDANT COS.D.IVOIR EO I RAJOHELINA HANAO 4 EM MANDA. MILA MAILO FA TSISY ILANA POLITIQUE MALAGASY MIHITSY NY EO HIANY NO EO
DON DRESAKA JIRAMA DU 09 NOVEMBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:22:29
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 6 М.
The Singing Challenge #joker #Harriet Quinn
00:35
佐助与鸣人
Рет қаралды 34 МЛН
БУ, ИСПУГАЛСЯ?? #shorts
00:22
Паша Осадчий
Рет қаралды 2,1 МЛН
Увеличили моцареллу для @Lorenzo.bagnati
00:48
Кушать Хочу
Рет қаралды 3,9 МЛН
Duterte, Trillanes engaged in a heated exchange at quad-comm hearing
4:56
Manila Bulletin Online
Рет қаралды 334 М.
LES BAREA DE MADAGASCAR À MAHAMASINA
2:32
2424mg
Рет қаралды 23 М.
ITTI MADAGASCAR DU 18 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:35:16
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 9 М.
KIANJA BAREA : FOTO-DRAFITR’ASA GOAVANA SY AVO LENTA HIPETRAKA HO LOVA HO AN’NY TARANAKA
3:11
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 10 М.
LE JOURNAL  DU 12 NOVEMBRE BY TV PLUS MADAGASCAR
19:13
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 146