Mankasitraka monsieur le Président . Andriamanitra hamaly soa ny ezaka vitanao .💟👍👍👍
@zaitonyattoumany3 жыл бұрын
Mivavaka ho anao zahay sady mankasitraka ny asa vita no hifampitsarana misaotra betsaka Mr lé Président ANDRY RAJOELINA.
@rivsol19983 жыл бұрын
Makasitraka ✌✌ Mipetraka hoan ny vahoaka malagasy indrindra fa ny eto Tana otran ny hotel de ville ihany koa e
@lalaobagouet92443 жыл бұрын
Mankasitraka tokoa ry andriamatoa filoha fa de velombolo tokoa ny olompirenena Malagnasy
@sprokia17413 жыл бұрын
Masina ny tanindrazagna.
@johnsonrakotonomenjanahary23933 жыл бұрын
Tena tsara ny zavatra vita Fa aza atao ambonin'ny Masina ny zavatra sy ny mapnao azy. Na tiana ohatran'ny inona aza ny Barea (ary tpkony hotiavina tokoa rizareo), Aza alevina ao ambanin'io i Mahamasina. Mahamasina mitoetra @ fiainampirenena mandrakizay . Mihoatra ny Barea izy, mihoatra andRajoelina, mihoatra ny tantaran'ny Madagasikara. Koa aza hoentina any an-kady ny saimbahoaka ka petahana anarana hafa io toerana io. Fa i Mahamasina efa Mahamasina foana na tsy teraka aza ianao. Mba misaina fa aza tontofana indray ny hasin'ny Madagasikara tahaka ny nandoranareo ny archive-mpirenena
@rivoraza92273 жыл бұрын
Combien de match ou autres évènements dans ce stade pour le retour sur 75 millions de dollars d’investissement et pendant combien d’années ? Ne faisons pas abstraction qu’il faut l’entretenir pour le maintenir en l’état, et à quel coup. 75 millions de $ auraient été mieux utilisés pour développer notre agriculture pour la sécurité alimentaire de notre peuple et l’amélioration des conditions de vie de nos agriculteurs.
@coolman33223 жыл бұрын
en tout cas c'est un début à tout félicitations mais n'oubliez pas que tananarive n'es pas madagascar 590 000 km carré madagascar et 25 000 000 de population à bon attendeur salut.
@fezamadatsara59073 жыл бұрын
Quest ce que tu veut dire par la ???? Tu na jammais vus combine de chose qu'il a fait dans tout le pays Madagascar entier, capital ou a la brousse , meme le kere de Toliara ??? Il connait ce qu'il fait , Il aime tout le Malgache .
@coolman33223 жыл бұрын
pour vous dire que j'ai rien contre c'est très jolie mais c'est un rappelle ont se contente pas pour une chose j'encourage plus ➕tananarive n'es pas madagascar à bon attendeur salut.
@pabdul12833 жыл бұрын
Big deal you should sort out your corruption your country
@fezamadatsara59073 жыл бұрын
He is not God, he is doing his best , and we are greatfull to have him as our President, he knows what hi is doing .
@bernadetteratsimbazagy88553 жыл бұрын
Ataovy otrany stade ny ARENA BUDAPEST izy fa mbola tsy avo lenta zany io tsy misy tafo io e
@rasoa823 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Andriamato filoha a efa ezaka lehibe izao kianja izao na tsisy tafo aza
@fezamadatsara59073 жыл бұрын
Bernadette ratsimbazafy , mifalia aminizay kely anananao ary mba mahaiza mankasitraka, mba inona ny vitanao ry Bernadette, shut up
@bernadetteratsimbazagy88553 жыл бұрын
Ka mpitondra midedadedaka atao Miami e , manapenitra aradalana nefa be lazao , ne na tompoko de aleo tsy miteny fa manao tsy mitabataba , kianja vita sinoa sahala am kiraro sinoa