Valio resaka fa aza havilivily eee havohay le liste eeee fa aza havilivily ee
@patrickrazafindrakoto74303 күн бұрын
Enao Rtoa Haingo aza fohy fisainana, ny resaka sociale asandratrao io tsy nahenika ny vahoaka tokony hisitraka fa resaka tapimaso , akifidifidy fotsiny ary tsy anjaran'ny filoham- pirenena ny hipelipelika hanao an' izany.
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Volomboasary no mampahantra n'y malagasy
@dood5873 күн бұрын
Avoahy fotsiny ny " liste sy bureau électoral ".. Fa toa tsy Sahy !!!!
@saholyrakotovao98693 күн бұрын
Bravooooooo mme👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Reto volomboasary reto devoly tena devoly
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Aza havilivily le resaka eee havohay le liste eee
@ttlsolo66713 күн бұрын
tony vehivav tony ranga le matehandaka mafy mihintsy satria tsy any andohany tsony ny sainy
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Aza mangalabato fo ooo
@感動金額按呢飢餓按額3 күн бұрын
Ny fankahalana ny Merina na ny Tena Zanak'Atananarivo Tompoko , dia Miariary hotran'ny Tafika Andrefan-Tanana ah ! Hitam-poko Itam-Pirenena Misoko Mangina hotran'ny Ron-gisa ah ! Ka Nahona ny Zanak'Atananarivo no hanaiky ny hoe An'ny Madagascar tsy vakivolo Antananarivo Tsimisy io , Ireny Raha ny Aviamin'ny Firenena Asiatiques no Tonga mba Manao zavatra Na Manome zavatra, dia Asina Olana fona Na asina Resabe manorisory , Satria Ny Aviamin'ny Firenena Asiatiques dia Fianakavian'ny Tena Zanak'Atananarivo Rehetra Tompoko ô ! Antananarivo dia Aoka ny Tena Zanak'Atananarivo no hitondra azy Tompoko ô ! Efa impiry impiry aho no niteny ny mba tsy fifankahalana indrindra indrindra Amin'ny Resaka volon-koditra, Fa ANDRIAMANITRA no nanao ny zavatra rehetra Nanao ny Olona sy ny Lokon'ny volon-koditra , Fa tsy ny Merina Na ny Zanak'Atananarivo akory é ! Kanefa tsy Miova mihintsy izany, fa mifampian-tsaravelatsy fotsiny, Tsy Miady tsy Miady fa ny kobay Ankelika fona, Leo leo anareo mihintsy aho Satria izany no Anisan'ny Maha-tonga ihaniko ny fahantran' ny Firenena Malagasy sy ny vahoaka Malagasy Tompoko ô ! Sy ny Fanondranana Antsokasoko ny Arem-pirenena Malagasy, Satria samy manao izay Tiny sy Danin'ny kibony daoly, Tsy mba Hafaka tena mifankaty sy Mirai-hina , Hanavotra ny Firenena Malagasy , sy ny vahoaka Malagasy Maro Anisa , iza Mitombo Fahan-trana isan'Andro, Tompoko ô ! Sady Tsy mba manan-tsafidy , fa izay Tianareo Miseo ho Manjaka Hitondrana ny Firenenan-tsika sy ny vahoaka Malagasy ihany no Atao-nareo Tompoko ô ! Tsy ny Tombotsoan'ny Firenenan-tsika no Hiadianareo seza sy Hifanavakavaka A@n'ny volon-koditra, Fa ny ho Tombotsoa ho Anareo Piady Seza Seza ihany Tompoko ô !
@tianarakototovao50793 күн бұрын
MFM sy MONiMA zany rangahy ty nangina rehefa nahazo place-na CSR dada Monja sy Manandafy Rakotoniriana, Richard Andriamanjato an. Mbola aleonay ary TTS; ilay taloha. Nafana fo mihintsy ny ankizy teo Soamanandrariny; namoaka sabatra sy ny fitaovam-piadiana. Tsy lahy tsy vavy. Tsy vao izao zahay nanaraka politique.; vao foy izahay dia efa politique.Tsy zahay no fitapitahana eto.
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Raha io toetra hitondranareo io Madagascar io de ho poritra mandrakizay
@valisoasarobidy4393 күн бұрын
Coalition contre le favori🤣🤣, iray iany ny tena vary @ reo candidat reo sisa anzay tsiparifary daol
@tefyrandry66343 күн бұрын
Nampiakarina n'y ambanivolo hifidy ao tana Dia zaraina kara-pifidianana 😂😂😂 K'aza mi fanabarabara e !
@andriamampandrymgetienne47423 күн бұрын
Tena ambany be ny fiady hevitr'ilay vonimboasary. Ireny ilay fomba fisainana tena tsy hitondra fampandrosoana mihitsy. Na atao sekretera fokontany aza io manahirana.
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Aza mabadalo olo ooo
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Miadiva eo fona anareo Malagasy fa tsy havotra raha io fomba ataonareo io
@saholyrakotovao98693 күн бұрын
QUESTIONS À POSER AUX ÉLECTEURS oooooooo 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 les décisions REVIENNENT AUX ELECTEURSSSSSS oooooooo🤣🤣🤣🤣🤣😂
😢aza mitomany eo ry Madame fa volomboasary kolikoly manarapenitra efa tsisy hilanazy efa tsy propavandy eoooo
@tefyrandry66343 күн бұрын
N'y olona ao tana Tsimisy voasoratra ao anatin'ny lisitrin'ny mpifidy fa ilay immigré notaomina Tonga Dia mahazo kara-pifidianana ha ry kah !
@RakotoDede3 күн бұрын
Tsy ratsy le anarana hoe paradis 😂😂😂😂😂
@fauvinrazafindrazakanirina41543 күн бұрын
A côté de la plaque foana ilay madama
@JeanBaptisteRakotomavo3 күн бұрын
Ny be Tanana tompoko tsy voatery iakin doha mpitondra fa olona mahay mifandray ny mpamatsy vola mahay indrindra indrindra , comminaly any ivelany
@Abdallah-e3k4 күн бұрын
Tsy miova io kolikoly manarapenitra io ooo
@saholyrakotovao98693 күн бұрын
🤣🤣🤣🤣🤣😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@fauvinrazafindrazakanirina41543 күн бұрын
fizarana vary 1 gony ve no fijerena ny sosialy ? tena izay ve no takatry ny sainao madama ?
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Vous restez pauvre jusqu'à la fin du monde
@maelisnoone87843 күн бұрын
aza atao an'izan kosa ilay Madagascar nay e!!! mbola hoavy ny maraina hoy ny mpanoratra
@Abdallah-e3k3 күн бұрын
Refa zay hevitrao Paolo aza hasiana feky fifidianana io fa havelao feky Madagascar io hoany Andry Rajoelina no hitobdra lehibeny tanana herany Madagascar Madagascar de vita
@pierrerandriamanantena52603 күн бұрын
Efa ela no nahafatarako an ' i Raveloson C fa tsy mamely manakorotana fotsiny Place aux jeunes e
@UlrickGiovanniRasamison4 күн бұрын
Madame Temple le izy ne tsy fisarana le izy no problème fa rehefa misy propagande fo ve vao mety mizara le izy ? Zaraho isanandro na isak'erinandro fa tsy propagande fo.