Paolo Emilio Raholinarivo, la France 68 millions d'habitants. Madagascar 28 millions d'habitants
@randrianandrasanamario201810 ай бұрын
Tokony faritana tsara ny asan'ny Depute; de mba asio marimpahaizana farany ambany fa tsy izay manambola fotsiny dia milatsaka! Na artiste, na Apostoly na inona milatsaka daholo, nefa lalana sy teti-bola no hofidiana sy anangana-tanana
@andofanantenanaratsimbazaf368310 ай бұрын
De iza zany ilay hanapa-kevitra amzany hevitra tsara be rehetra zany, misy mihaino ve izany?
@StanislasGamin10 ай бұрын
Président Fokontany ,s'y ny Solombavam pokonolona miaraka mivory matetika amy solom bavam bahoaka. Mitohy amy be ny tanàna sy ny rafitra rehetra misy , domaine sns sns
@StanislasGamin10 ай бұрын
Ny olona anaty Fokontany misy azy ihany manko no mafantatra n'y zava misy ao aminy. Fa tsy solom bavam bahoaka. Amy fotony ihany no mihainga , azadino.
@StanislasGamin10 ай бұрын
Mba hatomboy any amy Fokontany tsirairay ny fomba fijery voalohany. Satria any no misy fokon olona. Ka mba tokony hofidina aloha ny solom bavampokon olona. Satria fitambarany fokon olona isaka Fokontany no atao oe vahoaka.
@livaandriakoto53910 ай бұрын
Izay mihintsy ahoana moa no hi proposer- ny lalàna anefa ny lalàna efa misy aza tsy fantany na tsy voafehiny.
@pierrerandriamanantena526010 ай бұрын
😂😂😂misy matory dia tairina hananga tanana Dia manga tanana nefa tsy fantany akory ilay zavatra hanangana tanana tena papaka ny tsinaiko ry Paolo 😂😂😂😂
@livaandriakoto53910 ай бұрын
Fomba ahoana moa no ahitan'ireo depiote ny tena fiainan'ny vahoaka ry zareo ao anaty 4x4 vitres teintées 😂😂😂
@parsontolotraherizoandriam671810 ай бұрын
Tena tsy mahay maneo hevitra mihitsy ity Jean Nirina ity fa blabla fotsiny no betsaka de oentina bodongerina fotsiny ny hevitra avoakany fa tsy misy fanohanana