Tiako ary tena tiako rehefa Andriamanitra sy Jesosy Kristy no ivon'ny resaka resahina rehefa Politika no resahina sy fampandrosoana ny Firenena. Fanomezana sy Fahasoavan'Andriamanitra ihany mantsy ny Firenentsika hanomana antsika ho amin'ny Fiainana mandrakizay, ary ny tsirairay dia mandalo sedra ny amin'ny Fahatokiany na tsia eo amin'ny fomba fiainany sy ny safidiny. Mankasitraka tompoko!
@ranjatohery27315 жыл бұрын
tsara ny fampandrosoana nataonao t @ poste malagasy t @ fotoanandro, fa ny mahagaga ahy dia ny tsy firarahianao ny fomba mamoehitra nahalany andrajoelina, ianao zany momba ny koly2 zay noteren ny communauté internationale fa demokratika iny fifidianana iny , tsy mahitsy ny fijerinao Mr Hasina
@jocelynrakotomanana82525 жыл бұрын
Tsitokony hafangaro ny finonan' Andriamanitra sy ny politique, haoka hazava tsara!🤔😏
@heryandrianarivelo82945 жыл бұрын
Miarahaba Tompoko, ny angatahanay ny TV Plus Madagascar dia ny hisian'ny fotoana manomboka izao mba ahafahan'ny vahoaka ivelany (antso an-telefaonina) mametraka fanontaniana @ ireo vahiny hasainareo. maniry izahay ny hisian'ny fiaraha-miasa (ny vahoaka sy ianareo mpanasa vahiny @ fandaharana toy izao) mba hampazava tsara ny fandehan-javatra eo @ Firenena... Misaotra.
@hajakrig56845 жыл бұрын
Mba lalaovy le piano classique ramosé ministre
@sahazarandri64965 жыл бұрын
Loza ho an' izay manatsara ny ratsy ary manaratsy ny tsara koa nahoana no ahasahiana miteny fa LANIM- BAHOAKA ETO ? Ianao ihany anefa no mamarana hoe hita ny fandehan' ny fifidianana teo fa tokony hadio fo.NISY FANDOTOANA FO IZANY TAO!
@mariaravaoholy54135 жыл бұрын
Tena atsiarovako anao fa olona marina dia ianao nanao demission tam fitondrana !!!
@sahazarandri64965 жыл бұрын
Nanao ny ain' olona sy ny zoan' olona TSINONTSINONA IZY HOE. ARY NANITSAKITSAKA NY SAFIDIM- BAHOANA.
@rasoanirina12675 жыл бұрын
Mivoaka miditra koa ianao izany ka tsy dia azo raisina loatra sady tsy azo ahatokisana.MISABAKA!MIORENA TSARA DIA AZA MIOVA RAHA TENA MIVAVAKA IANAO TOPOKO.
@gasyihany5 жыл бұрын
Te hanafina mihitsy Atoa Hasina teny am-boalohany hoe iza no nofidiany, saingy nivoaka ihany ilay izy ny farany, hihihi.
@hpr40075 жыл бұрын
Miseo mivavak b andriamatoa. Ra tena manana fijery marina sy mahits enao d masahy manakiana ny ts filavorariana t@iny fifidianana iny.
@marinathiana70425 жыл бұрын
MDR ! Fampihavanana dia asa mila atao satria io no ampilamina antsika gasy. Na ny fiantsoana antsika ho malagasy fotsiny aza dia efa problématiques.
@rakotomangananto97175 жыл бұрын
Azafady ry TV PLUS! mba asio ny sehatra mba handraisanay mpijery anjara MIVANTANA,f aza izay olona mpanohana ny mpangala bato rehetra zao foana no hasainareo ao fa raha ho ahy manokana dia AMPANETRE-TENA lehibe no asahiako mijoro raha misy maha-sahy ireo eny fa na dia ny lehibeny aza vao maika TSARA RA SAHY ny mifanao fifanatrehana mba hampitaina amin ny Malagasy ny hoe:ireny ve no tena atao hoe VELIRANO!?ahoana ny tena marina tamin ny FIFIDIANANA!?ary IZA no nofahanana VOLA mba hamadika ny MARINA??inona no nahatonga an ny K25 nangina??izaho dia sahy MIJORO amin ny MARINA fa tsy azo am panginina toy ny K25.(ILAY FANOSENA NY ZO SY HASINA ARY FIERITRERETANA HO VENDRANA NY MALAGASY MIHINTSY NO MAHARIKORIKO.)
@sahazarandri64965 жыл бұрын
VOAFIDIM- BAHOAKA ANGAH NO BETSAKA ANY??? AZA MISOLELAKA OAH FA TSY METY !!! Hitanao tsara ny fandehan' ny tantara hatr@ 2013 fa ny VATON' dada no NATSOMBADIKA FARANY FA NA NANGALATRA AZA ZAREO TSY NAHARESY AN' i RAVALO.
@vickingsnheider57355 жыл бұрын
ANDRY RAJOELINA= ANDRIAMANITRA, raha antsoina zany anao dia zay, mody mivavaka nefa savony vava
@yvsparym16735 жыл бұрын
Mbola misy angaha zany AKFM FANAVAOZANA zany ?????? Efa mba afaka ve ianareo ????
@vickingsnheider57355 жыл бұрын
mitady toerana ianao rangahy, antoko nareo zany efa tsy miraharaha no tsy misy dikany ary tsy mahazo olona, aleo any ampiangonana no mety aminareo, AKFM Fanavaozana zany antoko efa kay tsy misy olona mpanaraka intsony.
@rakotomangananto97175 жыл бұрын
Azafady ry tv plus!!mba asio ny sehatra mivantana ho anay mpijery mba hamoahanay ny hevitray sy hanazavanay hoe:IRENY VE NO TENA ATAO HOE SAFIDIM-BAHOAKA!!?iza no voavidy VOLA ka SAHY nitelina ny MARINA? ary izaho dia miantso raha misy ny sahy ho milaza fa ireny no tena atao hoe:VELIRANO sns...ka andao hatao ny valan_dresaka f izaho dia SAHY manatsikafona ny tena MARINA fa tsy azo ampanginina toy ny K25,(ILAY FANAOVANA SY FIERITRERETANA NY GASY HO TENA DONDRONA sy FANITSAKITSAHINA NY ZO NY MIHINTSY NO TENA MAHARIKORIKO...)
@farand96805 жыл бұрын
Rehefa tsy mahay politika dia mangina fa ridicule Mme Schneider
@rakotomangananto97175 жыл бұрын
MAHATSIRO HO VOATSINDRONA ANGAHA!?ARY IZAHAY DIA EFA ZATRA NY POLITIKA MADIO FA NY POLITIKA MALOTO N AREO MIHINTSY ANIE NO TSY HAINAY TOKOA ARAKA NY VOALAZANAO E!!SADY TSY ILAINAY RAHATEO KOA