Tena tokony ametra pialana mihitsy ity filoha ity efa be zay
@mbotybounga712129 күн бұрын
Ny tegna mampalahelo dia mbola maro ny malagasy efa matin’ny Fijaliagna fadiranovana fa mbola manao Merci Président ihany. Azon’ny syndrome de Stockholm: amoureux de son bourreau.
@heryrandrianasolo6823Ай бұрын
Le plus sage c'est de ne plus comparer, vous n'êtes pas parfait ni le plus adoré de tous non plus. Miasà aloha, dia hitany olona ny vokatra avy eo. Mila ialàna koa ny paranoïa, tsy mi-se positionner en victime foana fa MIASÀ ALOHA, NY VOKATRA NO HO HITA EO. Hain'ny vahoaka foana ny mampitaha anao amin'ny teo aloha. 🙏🙏
@Precilia02327 күн бұрын
Je suis d'accord avec vous. Comparaison est pour les gens qui cherchent des excuses et les faibles.
@NobilPlussАй бұрын
Resabe Fotsiny IZY zany Andriamatoa filoha , Mbola tsy nisy fahantrana be toy Zao atrizay niainako, fiainanareo mianakavy Mande tsara fona miroborobo vacances Etsy Sy Eroa , mijaly ny vahoaka, ny marary zany Mo d Maty no betsaka, mametrapialana no mety Andriamatoa filoha
@MapsRakotoАй бұрын
Ny tena mandreraka dia ny jiro tapaka efa ho adin 6 na adin 7 ! Nefa ny facture tsy midina ! Inona no antony
@andryraherison6129Ай бұрын
Miala leisy fa elah no vendrana an
@doseup489Ай бұрын
Tsisy fahadisoan'ilay vendrana io mihitsy na ny kely aza, ary izy mbola vonona hijanona eo foana fa mbola hitsetsitra ny Malgaches. Aiza ny jiron'akoho e
@mbotybounga712129 күн бұрын
La communication qui prime avant l’action.
@Yvette-r8pАй бұрын
PRÉSIDENTE Ô MIALA ENAO FA TSISY ZAVATRA AINAO LE FITONDRAM PANJAKANA. MIALA DAHOLO NAREO REHETRA AO AM GOUVERNEMENTA AO FA VENDRANA BE DAHOLO
@dood587Ай бұрын
6 ans zay ny fampanantenana fa ahazo 400 mégawatts !!! In-5 no nanova D.G na ministres MBA jereo ao @ dictionnaire Ilay atao ho "Dam (dixit RA8)"😂😂. Hanome toromarika resak'é ndray ? Ilery tsy nianatra fa izy no manome toromarika 🫣🫣!!! Dia gisitra isika🙃🙃🙃!!!
@djianffarattoumani232129 күн бұрын
Monsieur le président, je vous ai écouté de votre intervention au peuples malgaches, il y a eu aussi le technicien d'exploitation en centrale électrique jirama qui a bien expliqué que tout ce que vous voyez comme matériel sont obsolètes, sa date depuis la colonisation, mais monsieur le président je sans que bientôt vous allez élevé des anguilles électriques à Madagascar, depuis tout ce temps, il faut payer la facture, pas seulement de l'électricité, l'eau, routes, la santé, l'agriculture ext monsieur le président ou est passé l'argent !
@lovarajohnson133Ай бұрын
Monsieur Barnier a dit à ses ministres, d'agir avant de parler. Ce serait une bonne augure pour notre président d'imiter une telle sagesse.
@eugenetsiaraso9189Ай бұрын
Madagascar tsy Tananarive irery président partout tsy misy jiro any Madagascar fa anareo miteny que Tana tena Mbola hitabe n'y fanavahana any Madagascar
@paulrakotozanany8297Ай бұрын
POUAH !!! MARINA 'NY TENINAO, NY MANAO POLITIKA MILA MAHAY MANDAINGA.,FIRY TAONA IZAY ????
Mrs le président On prend des milliards dans le budget pour le développement de Madagascar pour payé un entreprise obsolète 😢 et là dans le cas actuel juste pour amoindrir le problème d' une seule région une seule ville Antananarivo Madagascar est un pays riche en souffrance . Si possible accéléré le développement d'utilisation des énergies Solaire MRs le Président et par la même occasion sa pérennisation car l eau et l'électricité n'est que la point du problème qui bloque le développement de nôtre beau pays 😢 Et MADAGASCAR CE N'EST PAS JUSTE ANTANANARIVO MAIS CHAQUE REGION CHAQUE VILLE CHAQUE VILLAGE et le plus important MADAGASCAR C'EST NOUS TOUS MALAGASY 46:14 46:14 46:16
@zafinjanadambo26 күн бұрын
Mba efa manao eeeezaka ny filoha ee. N'aninona tsy nivahan drajao 3 volana dia vita ny delesyage!!!!samy mahalala ny hafanan ny tany isika rehetra...maina ny tany..ritra ny rano..io andekaleka mila tosi drano lava mamatsy jiro an tananarivo eto no olana......raha mba nanomboka namaha izany i rajao ka nitozan ddrajoelina?? Dia mba hafa kely....sendra fitondtan ndtajoelina moa izao ain tany izao ka miaritra fanaratsiana hatrany ny filoha.
@solangelydiabazay696Ай бұрын
Mazava daholo ny fanazavanao rehetra. Hesory fotsiny izay tsy mahavita ny a draikiny. Hesory izay mi gafy rehetra fa tsy ny volambahoka no hanotofana ny gafin.izy ireo
@sharashara7179Ай бұрын
Resaka fanadiovana tena fa ts vahaolana lazaina Isak mihetrika,EF Leo lainga zahay tompok
@dood587Ай бұрын
Inona no andrasana tsy hividianan'ny fanjakana "Groupe électrogène"? Fa manofa @ Henri Fraise symbion sns...?🤔. Avy any Inde indray Zao fa Tsy ny Chinois no hitsabo ny Jiro sy Rano
@dlmmora1239Ай бұрын
Le problème n'est pas à cause du climat car depuis janvier 2025 l'eau était déjà coupé depuis 6h00 du matin jusqu'à 21h00 du soir Et ça tous les jours. Il a bon dos le climat 😢
Raha izaho no teo amin'ny toerany tena mametra-pialana tsotra izao.
@dlmmora1239Ай бұрын
Lorsqu'il y a un problème à Madagascar c'est jamais de leurs faute. Soit c'est la faute de la pauvreté, le cyclone, le changement climatique,etc... . Je me demande à cause de qui qu'à Madagascar L'éducation , l'administration, la santé, la sécurité, l'infrastructure, la corruption,etc ... Ne fonctionne pas correctement depuis 50 ans ???
@Abdallah-e3kАй бұрын
Andry Rajoelina mitondra holana fa tsy mitondra fahaolana kkk
@zafinjanadambo26 күн бұрын
Mba i rajoelina ihany mba filoha mba heno mba manzeava vola lany mba hanidinana an i jirama. Tsary mbola nahaheno feon i ravalo na i rajao mba nanazavatra toy izany n'y malagasy...hangala bola ao am jirama ihany no hita tam fitondrana nisy teto hatr izay..an drajao aza dia akoliitany daholo no natao tale ny jirama tao dia ireny vaky nandositra any ivelany any daholo...zay tratra moa dia nidoboka..
@YvetteAujard29 күн бұрын
Vaha ny olana ry raprezy an.sahirana ny vahoaka Madagascar
@RenéJuanitoGloverАй бұрын
Be fanamby poakaty
@dood587Ай бұрын
Amboly sy hanondrana Vary afaka 1 an et 1/2 fa Tsy ARTEMESIA intsony .😂
Hita eo! Ny ho avy no hilaza na mandainga ianao na tsia.
@tantelyrandriamampita2712Ай бұрын
Asa raha nisy azon’ilay olona milahatra rano @3maraina eny @pompe ny fanazavana lava reny be , ary ihany koa lay olona simba fiarihana vokatry ny delestage. Hatr@zao ve mbola manao fampanantenana foana???!?????? Kanefa t@propagande tsy arakarak’izay?!?!?? Mba mahita tory sy mandry ve sain’ty ramose ty??!????
@anjaranirinaivaloetitia1704Ай бұрын
Mahantra loatra ny malagasy , mampalahelo sady mahamenatra , maha- ontsa ny fo tanteraka ! na inona lazaina dia io tsy takona afenina io ny zav- misy.
@rolandalexandre-c1cАй бұрын
Ivoloina Ambodiragna ka ,?
@andriramaroson8520Ай бұрын
Soa ihany fa teo ny Guerre en Ukraine, misy ny dérèglement climatique haniliana ny incompétence n, 'i Filou ,! Aza manilika fa raido ny adidy fa ny rano dia anisan'ny hozatry ny fiainzna! Dia inona ndray ny manaraka ry Miora sy ry Fitiavana D.?😊😊😊😊😊
@adrianslufАй бұрын
Min. 21:00 Fa maninona no tsy anesorana aloha ireo trosa vola avoaka @ Teleferika ireo.
@HezekiaRANOMENJANAHARYАй бұрын
SOA ihany ah Kristianina fa rah tsy izany d ... tsy mbola nitondra fiadanana ho an'ity Firenena ianao ! IANAO NO OLANA FA TSY IZA AKORO !
@JeannetteRalisonАй бұрын
Aiza Ny commentaire vao nalefako teo ? Hoe Tsisy ilaina anao Andry rajoelina mitantana Ny Firenena Malagasy satria tsisy n'inon' inona hainao Mirediredy Mahamenatra Manalabaraka Any Vahoaka Malagasy Miverena aloha Mianatra fa Malahelo i Morisibe
1- isan'ny nanenjehany an'ireo izay nitondra teo alo angamba io Jiro sy Rano io zay ary hoe efa misy vahaolana nanomboka hatr@ ampiandohana, hotapitra ihany nu tapitra fa tsy mety voaharina izany. 2- milamina ny jiro, milamina ny rano zay no ilain'ny vahoaka tompoko fa tsy hoe calcul atsy zao, calcul ery no watawata be.
@Yvette-r8pАй бұрын
ROVINA INDRAY ZANY VAHA OLANA ZANY ?
@rmfekspanda121Ай бұрын
On parle Maroc,Sénégal ou.... Madagascar ????
@BendixRabeАй бұрын
Le vrai chef se reserve de la tâche dont il est le seul capable
@nalijaonatiana6071Ай бұрын
tena ny tanjona zany dia ny hanovana ny malagasy rehetra ho lasa MPATSAKA. IANAO IHANY ange no niteny hoe ny ao @ fanabeazana no ahena fa alefa aty @ ty resaka jirama de rehefa betsaka ny kiana nahazo anao de mody ovana indray. Aza manabado olona e ! aleo rangahy ianao miala a, fa tena mampijaly olona
@JrGuillaume-o5sАй бұрын
Marina raha volagniny président zeny fakoa mampametra mpanontaniana hoe maninona ary aty ivelany aminy tany misy anay aty tsibe orana otrany madagascara io de tsimisy ny délestage sy ny tsifisiany atrizay ka atry izao ka inona ary no mahatogna izany mapiavaka tany Beorana be délestage sy tsimisy rano sy tany tsimisy orana tsimisy délestage sy tsimisy fitapahandrano lava otranio?
@ianjamoney9927Ай бұрын
Madagascar no resahina fa ts firenena hafa
@joser.337029 күн бұрын
Sady izao defa mampitahotra ny vahoaka izy,hoan diaspora?manenjika azy?fa ho gadrainy?jereo izao fomba firesany izao? Olona complexé? Le vahaolana n importe qoui?
@camaldinechristien261729 күн бұрын
Tsy misy ho mandrakizay eo @ fahefana izany.
@Abdallah-e3kАй бұрын
Io zegny président nareo Malagasy kkkk tena nouveau T3 kkk tsy havotra anareo Malagasy eee
@Marina_maАй бұрын
Shhhhh
@Abdallah-e3kАй бұрын
Kkk na tarehiny fo zaho efa resy kkk comédie
@FalyBoazАй бұрын
Ny vola azo @ volamena sy ny vatosoa amidy any Doubay sy ny pays any ivelany, hividiano ny gaz oil, carburant, andefasana ireo machine thermique izay manafoana ny délestage tsy eto Tanà ihany fa eran'ny province koa toy Mahanoro, Vatomandry... Tsy problème rano ihany io fa problème carburant G.O ho an'ny machine groupe thermique.
@fanofredericandrianarinjat1508Ай бұрын
ny toky fitaka e!!😄
@reneedmondguimbretiere2024Ай бұрын
Olany jiro sy rano io ihany no atao resaka manadava tona , Aiza lé 400 Megawatt natao vava bé, ny jiro any faritany tsy my ankina aminy orana tompoko aza laingana ny vaoaka
@MaherytsilavoRazafimahatratraАй бұрын
Lelena aiza ilay hoe éolienne sy sisa e.Manadraba vahoaka ianao, tsy misy ialana anao eto fa mody any frantsa amizay
@rijasoajeanjacquesrajaobel5164Ай бұрын
miala fa tsu mahavitazy e resaka fotsiny nenio
@HaingomalalaRasoazananoroАй бұрын
Mampemeh asakak'izay mbola hanaiky izay lazan'io
@MaherytsilavoRazafimahatratraАй бұрын
400 mw e, zao e.inona pory ndray.
@jobellsybevahiny199629 күн бұрын
Mialà anao fa tsisy ilàna anao Tchrrrrr. BE EXCUSE eo .Soit disant ray aman-dreniny vahoaka Malagasy Mba mahalalà megnatra rangà .Efa tsisy olo tia anao. Tsy rarahinay comparaison nao zegny 🤑💀☠👺👺👺👺🤬🤬;kOA FA TSY TIANY VAHOAKA ? MBA MAHATSAPA TEGNA RANGA😩😫. Vidinao lafo ny alahelom-bahoaka maro be io Tsy zay mandihy ampasana ihany ny mpamosavy fa zay manao ratsy nolo dia azo lazaina mpamôriky
@ulrickfineddieАй бұрын
@taona ho avy zany ny RDV e, on va voir 😮💨
@toovran5156Ай бұрын
titanic ihany ny emmission jereko une heure zan
@NirinaNaivoniainaRAHERINJATOVOАй бұрын
mi-commente ny situations rehetra tsy norarahiany no ataon'i Andry rajoelina, excuses daholo no lazaina fa tsy nandray andraikitra hatr@ela. Efa ela o fantatra izany réchauffement climatique izany fa tsy vao omaly, tsy misy firenena afaka mivelona @fampiasàna solika @famokaran angovo. Efa fantatra ka: vokisana ny rahampitso hatrany ny vahoaka, firy taona ianao no teo, mbola projet rahampitso daholo ihany no arosonao ambony latabatra. Parc solaire sy barrage hydro, lalana, fanindranana vary mbola tsy fantatra raha ho tanteraka akory no anomezanao toky ny vahoaka.
@JulesAndriamasyАй бұрын
Bravo Président 🙏🙏🙏💕💕💕
@jeanlucramboasalama2481Ай бұрын
Avelao aloha izy hanatanteraka izay voalazany fa aza variana manenjika fotsiny aloha e , fa zah miangavy amini Andriamatoa Filoha, fa hesory ilay mitavozavoza tsy mampandeha ny asa, fa ianao ihany no voahenjika ...
@tantelyrandriamampita2712Ай бұрын
Mbola azo lazaina fa olona sambatra sy miadana ianao. Varina manenjika ve hoy ianao ny olona mitaraina, leo an’ilay fampanantenana hatr@zay ka hatr@zao?!?
@tsantarandriАй бұрын
On a marre de voir ce personnage 🥴
@ericandriana685629 күн бұрын
Kkkkkkkkkkk ! Paroles Paroles Paroles ! !!!
@mamyjacques4394Ай бұрын
😂😂
@AndriamasyDavidRAHERIVOLOLONAАй бұрын
😂😂😂😂😂😂😂
@donatiennerazanarivahy2686Ай бұрын
Indrisy fa dia tsy menatra kanefa mba manana taranaka ihany!!!
@Abdallah-e3kАй бұрын
Lainga fona resaka nareo io satria efa nampianariny Andry Rajoelina kkkk aza be resaka lainga eo Rangahy ee
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниаривуАй бұрын
Mba mahala menatra rajoelina. Mba fantatrao ve capacite nao. Ianao tsy economiste, tsy ecologue, tsu managaripianarana meme technologie. Miala fa matu tateraka i Mcar
@tantelyrandriamampita2712Ай бұрын
Asa raha nisy azon’ilay olona milahatra rano @3maraina eny @pompe ny fanazavana lava reny be , ary ihany koa lay olona simba fiarihana vokatry ny delestage. Hatr@zao ve mbola manao fampanantenana foana???!?????? Kanefa t@propagande tsy arakarak’izay?!?!?? Mba mahita tory sy mandry ve sain’ty ramose ty??!????