Kkkkkkk Aleo zah himeo Mafy reef te ho....... ny mavo aza azo havadika mainty... hatr@ zao firy taona teo Mbola resaka tosika fameno fôna, aleo manome fitana toy izay trondro e!
@RamanambitanaTahinjanaharyСағат бұрын
Ity ko nahazo chef fokotany de mbo mahay miresaka an
@jojorasoa65065 сағат бұрын
Aelin'ny mpanohitra ange hoe efa tsy maintsy mandresy ny kandidam-panjakana e ! Amin'izay dia tsy tonga mifidy ny mpomba an-dRajoelina fa hoe efa betsaka ny olona mandeha any amin'ny biraom-pifidianana ka na tsy mankany aza dia tsy mampiova inona ? Indrindra moa ka mbola hanao faradoboka dia vo be olona hijery ! MAMITAKA NY MPANOHANA AZY NY TGV amin'io hetsika eny Antsonjombe io raha tsy mahay !
@zafinjanadambo7 сағат бұрын
. Nanaovan ny rajoelina demonstratio nizara vary am vahoaka..mety kaaa..io lay volam bahoaka mankany am vahoaka fa tsy mankany am depute am.hotel pown d or na air force one...
@BercoletFabriceRabenaivo-gu1of7 сағат бұрын
Ka tss miasa sain kousa ny an ambanivohitr ko normal rah mifatratra eto iarivo daholo izahay
@ignacerandrianjanoro93273 сағат бұрын
ndao hiaka Tra any Iarivo fa misy fiara a vola s'y vary manda an taona e e miakatra daholo Raolona misy bojo
@zafinjanadambo7 сағат бұрын
Fifankatiavana an i rajoelina avy mpanohitra aloha tsy ho his na oviana na oviana ry safari fa loza be am mpanohitra ity fanaovan drajoelina foto drafitr asa rehetra vitan drajoelina manerana an i dago eto.fialonana an drajoelina no tena mavesatra.
@ignacerandrianjanoro93273 сағат бұрын
COUP D'ÉTAT ARY MOA VITA NAREO KOA ZAY HALA BATO VE HISY DIKANY INONA E??? TSY MISY LALÀNA ZANY RAHA NY ATAO NAREO NO JERENA
@BercoletFabriceRabenaivo-gu1of7 сағат бұрын
Zay aty ambanivohitra kosa lo tena tsy misy zavatra miangana any na iray aza. An sad tss jiro no tss rano en plus ny lalana rats