Hoe nagnelitsaho fin du monde 2012 ry Baovola Tahianjanahary , tsy Pasteur MAILHOL fa calendrier MAYA taty an-dafy, n'a misy vazaha Allemagne iray niteny taminy Gestionnaire banque nazy, homeo zaho volako jiaby fa fin du monde androany. Alohany hiteny rangahy Baovola hamarino tsara fa zahay mba mahay fandehany fin du monde 2012, tsy MAILHOL zany no namorona izany.
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Matoky zaho fa Zagnahary anampy anao Pasteur MAILHOL ho Filoha Malagasy le 7 / 11/2018 anavotra zahay vahoaka madinika mijaly eto Madagascar. Miandry anao ny firenena Malagasy ry MAILHOL.
@fano81206 жыл бұрын
Rediredy mbola tsy lany ny anao Rajako a ! Tsarovy izao : Ny isa 13 : Porte MALHEUR . Mahafeno ny momba an'i Domelina izany FIDIO NY Kandida N°25. Izy ihany no itokisana
@juliemaillot64916 жыл бұрын
Pasteur lasa izao tontolo izao mila maka harena hakibon'ny tany izy volamena etc,...zany rehetra izany no mahamaika Maihoil, be resaka fotsiny.
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Hotran'io mba dadanao koa fa mifoka rongony ry Julio Dub ?
@fano81206 жыл бұрын
Ny isa 13 : Porte MALHEUR . Mahafeno ny momba an'i Domelina izany
@vickingsnheider57356 жыл бұрын
Kkkkkkkkkk attention mon ami
@juliemaillot64916 жыл бұрын
Iza ko no hino aty Maihoil, be resaka ko, mijanona miatrika fihangonana izany ry Maihoil a
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
1er tour de vita MAILHOL Filoha Malagasy. 34
@jaynass2726 жыл бұрын
tsy misy olona mahavita mampandroso ny firenena izany rehefa olona mbola fetsy sy mpamitaka vahoaka e, ,y mpivavaka ao aminy ary hataony mahita mihitsy @ ampahafolokarena sns ko, vendrana mintsy ny apokalipsy manaiky ambakainy
@marianaloft34956 жыл бұрын
aza dia manonofy ! Manomana jus papaye maivana fa io tsy lany ! raha miss deuxième tour aza io tsy tafiditra! Olona mampieso vahoka io! Mitatana fegonana no kobony fa tsy mitatana firenana
@mikasaholy17936 жыл бұрын
@@marianaloft3495 - Marina ny anao, ary ny mahagaga dia mbola sahy milaza ingahy mailhol hoe, ataovy iray amin'ireo anie no lany eh, izany hoe mbola miankina main'ny herin'ny vahoaka izany izy fa tsy ny herin'Andriamanitra, manipulation de masse no ataon'ity rangahy ity.
@mikasaholy17936 жыл бұрын
@@patricialine1073 - Misy olona mievitra ny malagasy fa vendrana daholo sy mora ambakaina mihitsy ato, ilay fisainana izany dia mbola ela vao ho tafarina eh, aiza ve ka samy malagasy dia mbola hifampivarotra ampitsanganana ihany.
@mikasaholy17936 жыл бұрын
@@patricialine1073 - Mety ho izay agamba fa dia aleo ho ho hita eo hoe, mba efa tonga saina ve ny malagasy sa mbola ijanona ho voafitaka sy bado foana na dia efa aty amin'ny taonjato 21.
@jeanjohnary28636 жыл бұрын
Manao resaka mpitainga tamboha. Tv plus izao nahazo tombotsoa tamin' ny mpanao politika.
@eriasecodarsmichtz13446 жыл бұрын
Ravao any io Senat io fa tsisy ilàna azy manadany vola fotsiny!
@solofor.27186 жыл бұрын
...SAMBATRA izay FIRENENA manana an’i JEHOVAH ho ANDRIAMANINY !... -Na Mangarahara na Tsia ny FIFIDIANANA....Ny TOMPO no MPANJAKAN’ NY MPANJAKA ka hifidy izay FILOHA hitondra an’i GASIKARA!.. 1-FILOHA hanompo ny Malagasy fa tsy ho Tompotompoina !...ary enga anie ka i KRISTY no ho velona ao antin’izay ho FILOHa eo!... 2-Enga anie ka tsy hisy intsony ny FILOHA tsy maty manota!...mody milaza fa matahotra an’ ANDRIAMANITRA anefa ...DEVOLY latsaka an-tany!
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
Tsy adala ny malagasy ka hifidy any Maiol , veloma ry Paolo nareo fa tsy misy azo raisina ny vinanareo
@saturnincalvinandrianirina40896 жыл бұрын
Misy tratrany LAVAge Cerveau ato a
@ramahitamahita77956 жыл бұрын
Asa raha ho eken'ilay Zanahary ny adalan'ity rangahy ity milaza ho mpaminany @ity porte rideau lanjainy ity...tena tsy milamina e!!!! Ela no nahitako mitapy fa ity record, Ary ireto ondriny koa tena record an...
@andryrasoazananoro57596 жыл бұрын
Ilay Mailhol aloha dia tena bala rora mihintsy ee!!lasa mampihomehy fotsiny indray ny zavatra lazainy. Heveriny fa mitoriteny any am-piangonana angamba izy ity koa. Tena tsy mendrika azy ny toerana maha filoha fa hilaina fahaiza-mitantana io
@mboatia10276 жыл бұрын
Mr le candidat n°34 : tsy possible io hala-bato lazainao io fa manaova analyse kely : TONGA DE VATO MATY IZANY RAHA IZAY NO MITRANGA (Tsy maintsy misy sonia 2 ao ambadikin'ny biletà tokana vao manan-kery, ny olona manao sonia amin'ny andron'ny fifidianana vao atao atsapaka) .... Tsy hisy olona handoa 100 000 Ar ho an'ny VATO MATY..... Fampitam-baovao ny ahy fa enga ka ho lany ianao raha SITRAPON'ANDRIAMANITRA izany ! Mivavaka izahay mba olona avy AMINY no hitondra ny vahoaka Malagasy
@haryrandriambola8396 жыл бұрын
Dia maleova @ny vinanao e! @ 7 NOVEMBRE 2018 jerene e !JEOVAH HOMBANAREO KADIDA REHETRA E!
@lalaomirana73836 жыл бұрын
Avy nagna mole lery de mirevirevy. Kkkk loza iray, loza roa rey taniko. Malmola ho président ny gasy. Ajanony ny rongony raha tsy zakan'i saina ledala.
@blaiseandria60906 жыл бұрын
tsapatsapa V..n'akoho ry Milhol a raha tsy T . dia atody ,
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Zay olona mpanaratsy MAILHOL , toujours afara,
@jaynass2726 жыл бұрын
aza vendrana fa resaka olona tsy minana kisoa indray ity e, ary efa hita fa resaka famitahana fotsiny no tena mampalaza an'ity pasitera vendrana ity fa izay manaraka azy no tena tsy izy, politika sy ny fivavahana izany tsy tokony hiaraka
@thierryra43536 жыл бұрын
RY MALAGASY O ! AZA MANAIKY FITAHINA... TSY OLOM-BOAOZONA ISIKA SANATRIA...MANANA NY HASINY ITY TANY ITY...HATSANGANO MDRM bis....ADIDINTSIKA REHETRA NY HANAVOTRA ANY MADAGASIKARA....!
@nirinasutter68816 жыл бұрын
Fa ny pasteur natao hirory filazantsara sa hanao politique e ,? Mba omeo ny toko sy andinin hoe nilatsak ho prezida ry Paoly sy Petera ,ts ampy ny ampahafolon de mitad seza ndray
@rakotomangairene12646 жыл бұрын
Reto candidat reto dia ten manambany ny malagasy ho tsy mahay n'inona n'inona mihitsy ka ho fahanana an' izao habobo sy fampandriana hadrisa rehetra izao. Ilay directeur de campagne lazaina fa nianatra v d ts menatra akory @izany zavatra lazaina izany.....😱😨.
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
1er tour zahay vahoaka faritany Antsiranana dia vita Pasteur MAILHOL 34,
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Mba hamarinana hoe marina ny faminaniana ataon'i mailhol dia hita eo hoe lany marina ve izy sa tsia efa zatra mamita-bahoaka manko ity Rangahy ity.Tadidiko tsara ilay tsaho naheliny hoe hoavy ny fara andro tamin'ny taona 2012, nefa tsy nisy akory izany!
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Enao Shereen Madgashqar miteny fa misy dikany hazolavan-drapasy io , io anie Shereen Hazo ny Moïse nagnavotra vahoaka Malagasy maty ny fijaliana , fa MAILHOL mitondra azy,
@mikasaholy17936 жыл бұрын
hita mihitsy olona efa vao manipuler no miresaka, tsy misy dikany izany iny hazo iny na inona teneninao eo na inona, ny fanontaniako aminao dia hoe fa maninona aty amin'ny firenena mahantra no be Andriamanitra??? aoka izay ny famitahana vahoaka ana amin'ny lafiny inona na lafiny inona.
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
1er tour dia vita Pasteur MAILHOL mangataka aminy Zagnahary 34 lany Filoha Malagasy.
@jaynass2726 жыл бұрын
ny filoha hery ihany no mahavita manarina ny firenena satria izy no tsy mba nanao ratsy teto fa raha mbola pasitera mpamitaka olona sy ireo hafa mpangalatra dia tsy mba handroso mihitsy ny firenena
@fleurstefanie47106 жыл бұрын
Pauvre pasteur ! ou votre prophétie??? ce mieux d'être en silence d'accord !
@lollylolly46 жыл бұрын
ts maharesy lahatra mits😕 otran maivana b le evitra
@solofor.27186 жыл бұрын
-T@ voalohany ny TENY ...Ny Teny tao @ ANDRIAMANITRA ary ny TENY dia ANDRIAMANITRA ! : - Efa voasoratra ny zavatra rehetra: 1- «1 JAONA 4 /1-2-3-4»...ka ny TOMPO irery no hizaha toetra an’i MAILHOL .... 2-Ny TOMPO irery no « SOUVERAIN » hametraka izay safidiny hitondra an’i GASIKARA !...hanao ny SITRAPONY @ izay ...!
@solofor.27186 жыл бұрын
...RAY -any izay any an-danitra! : 1-Ho ATAO anie ny SiTRAPONAO!... 2-HonTonga anie ny FANJAKANAO ety an-TANY!.... AMEN
@marinathiana70426 жыл бұрын
Za hifidy anao raha izany banques mondiales
@angelinefaratina59326 жыл бұрын
Misy dikany ty hazo lavan-drapasy ty.........
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Tsy Pasteur i Andriamatoa Ratsiraka fa tena resiny lavitra enao raha resaka baiboly, na ny fomba firesakao aza tena tsy maharesy lahatra tsy matotra ny fahotako azy
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Aiza Rstsiraka amzao?
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Any antranony
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Manohana an IEM nga Pasitera amty loko volomboasary ty?mampitovy an Rajoely nao an
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Iza no tonga aloha? zany rehefa tsy naharaka
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Zahay ts manarak pastera e,tandremo sao tapak lalandra eo am erin andro ary na harary fo
@louvarakotobe29416 жыл бұрын
Antsokosoko sa antsokotsoko ry Pasteur ?
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Ye za5 ko mba gaga @ilay antsokotsoko asa iza no tsokoiny ao
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
"Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy" , otran'ireny tsy mbola nanota ireny Pasteur Mailhol na ny indray mandeha ary, otran'ny hoe izy rery no zanak'Andriamanitra ary tsy ny fanaratsiana ny hafa sahala amin'izany akory no handeha hahalany anao!
@rasolofomananajeanberchman11666 жыл бұрын
Dieu seul est le meilleur, betsaka izay mambola izay fa nankaiza? vonoy haingana le boll fa lera!
@juliemaillot64916 жыл бұрын
Dia hoatra mahita Andriamanitra ireto olona mahita Maihol hi hi hi 😃
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Enao Toky Naivo mitsara olona hoe pasteur sandoka, enao no chef dahalo eto Madagascar
Le anareo aloha tena tsy mahay miresaka e, lanin'i Mailhol manta daholo
@razafindrakotosolofojocely71426 жыл бұрын
Tsy maharesy lahatra ilay fanehoan-kevitra satria efa mahazatra ilay faminaniana sandoka.Sady misy hevitra manaratsy ny mpifaninana.Mampahatsiahy an'ilay faminaniana Apokalipsy 2013 izay nahamenatra sy nahatonga ny mpino Apokalypsy niala anadaharana ny sasany satria diso ilay faminaniana.Aiza kosa ko tsy vitanze natao ambava fa noterenao hibaby soratra APOKALYPSY 2013 ny fiaran'ny mpino APOKALYPSY rehetra nefa tapitra ihany ny taona tsy nisy akory.
@MahefaNirina6 жыл бұрын
Aza mandainga e! tsisy fanarena izany ao ampiangonana
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Za tena resy lahatra, hatram 2013 fa tena marina ity olona ity fa ny mpanaratsy no betsaka, sady maiva-kely avokoa ny vavan'le mpanenjika, ary hita fa tena tsy misy mitombona na iray aza fa manejika voakarama fotsiny.
@marinahsolonirina61426 жыл бұрын
@@michaelhyp1412 Tss olo manenjika azy fa le ny teniny zany ry vendrana a.mba manaraha vao2. Efa ita fa pasteur b bizina fa le olo manaraka azy tss saina.rah ts mitapy ah ko.za miasa mafy de izy no velomiko.firy %fananako ameko any. Marary saina nareo.
@jaynass2726 жыл бұрын
ka efa hita fa manambaka vahoaka fotsiny fa tsy misy hainy akory raha ny fitantanana ny firenena, teh mba hanangonkarena fotsiny dia mirotsaka aloha fa efa hainy fa tsy ho lany izy
@mikasaholy17936 жыл бұрын
ilay tena mampihomehy amin'ilay izy anie dia mbola matahotra sy mbola manana ahiahy amin'ny herin'Andriamanitra ingahy mailhol nefa izy milaza fa faminaniana tsy maintsy ho tanteraka ny azy.hi3
@juliodub17196 жыл бұрын
Pasteur MARYOLE peut être ??
@mikasaholy17936 жыл бұрын
rehefa nodinihana ny fomba firesak'i mailhol dia mitovy amin'ny fomba fitoriany teny amin'ny fandaharana fivavahana ihany, izany hoe heverina fa ohatri'nny mandresy lahatra mpino agamba izy ity, mbola tsy maharesy lahatra mihtisy aloha ny heviny eh.Be resaka loatra.
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Sady tsy matotra
@mikasaholy17936 жыл бұрын
@@mendrikarazafi3063 - ny ahy moa izany dia ny mba hany ho lazaiko amin'ny vahoaka dia ny mba hahiratan'ny mason'ny tsirairay ary, ahaizana mahfantatra ny tsifaripary sy ny vary, satria ijanona ho bado foana isika raha mbola lalaovin'ny olona ohatr'izao.
@lalanirinaraminosoa95266 жыл бұрын
Mika Saholy 'nom
@rabarimalalajuliesandra94696 жыл бұрын
Averiny Pasteur fa kilalao le fitondrana firenena Tena lasa atao kilalao andriamanitra
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Nenareo ary noroahina tsy miditra raraham-pirenena mihintsy ny andriamanitrareo
@rabarimalalajuliesandra94696 жыл бұрын
😜😂😂
@tiavinaandria86776 жыл бұрын
Fa nga tsy misy sonia an olona tompon'andraikitry ny bureau de vote foana ny bulletin e??
@tsimilatamby46 жыл бұрын
Ary atao inona ity azo lava rapasy ty
@jackyandriamialivelosolofo72796 жыл бұрын
Ny mampalahelo dia fitahana aminy ty fivavahana ity fona n'y olona.tena mampalahelo
@nanciafaustina51576 жыл бұрын
Iny hazo iny mis devoly fa ts Njaka no lazain ty mis devoly Ar ts matinty volavo akibo miits ny cantida 3 manana tee shirt & casquet marary fo eo ty
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Corruption publique no hatao amin'ny halalan'ny fizarana T-shirt, vo hitondra de tsolorana vola sy T-shirt ny vahoaka. De rehefa ho tonga eo ve de hanao ny marina amin'izay. Ko raha tsy vendrana ny Gasy ko.
@franckiethomas086 жыл бұрын
de ahona zany NY kotoleta
@marinathiana70426 жыл бұрын
LOL ! Fa nga ny olona rehetra mihinana kisoa?
@michaelhyp14126 жыл бұрын
mihena be ny vidiny, satria mihena be ny client
@olivarakotozafy94236 жыл бұрын
Tsy manana fotoana hanalana ny kotoletanao izy fa hanala fahantrana no anton-diany
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Ny paté azo ohanina ka
@ryanraharimampianina48276 жыл бұрын
de mapitaotra be na le fiaingan lery ary, faradoboka am propagande n atao de robe pastorale no fitaovana apesaina! enjana mits zany
@parole53006 жыл бұрын
F angaha lasa manana baiboly ho azy ihany koa ity mpaminany sandoka ity?
@stephanedamas93006 жыл бұрын
Ary Pasteur to naka garde corps milanja basy f'angaha tsy misy Andtra sa tsy matoky an' i Jehovah. Aza dia hatao fitaovana toy izao ny Baiboly sy Andtra.
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Ka ny mpaminany tena izy tsy mampiasa ko
@olivarakotozafy94236 жыл бұрын
Fa ngah tsy fantatrao fa Pasteur izy ary aiza nisy mpaminany sandoka hampiasa baiboly?
@olivarakotozafy94236 жыл бұрын
Aleo ihany mpanao politika fa ireny no tena mety fa tsy mety Mpitondra fivavahana ndrao mandroso eo Madagasikara
@tsimilatamby46 жыл бұрын
Fa nga rapasy tsy efa faminanina ho lasa présidente enao no hoe refa tsilany ny vahoka le vina nao e
@priscaary53146 жыл бұрын
raha tena A/tra no naniraka azy de tsy ho afa baraka zany panompony , ary raha A/tra no iasa iza no asakana ? fa de raha lany tokoa moa zany mahiol de mikombona daholy vavany ze manaratsy fa raha tsy lany de hoavy vavambahoka @ nao mety ho lasa atra@ olina ao @ apengonana nao aza
@lucianodominiquerobsontheo89576 жыл бұрын
Otran laozanero mamaky baiboly fotsiny izy izany
@nanciafaustina51576 жыл бұрын
Jolamboto antitra ts menatra kory sad mangala poezi an'Ramora .tss resaka politic fa alahelo ny bobaka
@benjamaa98906 жыл бұрын
MITOVY BE AMIN'I FRANCIS TURBO LE PASTERA, SADY MAHAY POESIA NO MAHAY MAMPIHOMEHY !!!!!!!!!!!!!!!!
@mikasaholy17936 жыл бұрын
dia hoe firenena mampihomehy koa izany ity firenena ity raha io no lany eo, dia averiko mazava tsara fa hahirato ny mason-tsika sao dia vao maika hiditra any amin'ny afobe eto an-tany ihany. tsy izy io mailhol io fa ti aho eto.
@rakotoniainahantamalala35126 жыл бұрын
Tisôrta😂😂😂😂
@lydialalasoa50936 жыл бұрын
Bla2 b Ts maresy lahatra ah
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Tsy maninona, Jesosy ary tety an-tany tsy nahavita nandresy lahatra ny tena milaza azy ho mpivavaka, maika fa olombelona
@reyph7426 жыл бұрын
PASTERA MANIPULATEUR ! FITAHINA AMIN NY FANDIKANA VILANA HOAN NY TOMBOTSOANY NY BAIBOLY ! MBOLA HIANJERA AMINAO NY HATEZERAN ANDRIAMANITRA FA ANDRASO ! !!
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Aleo vakian'izay mahay ny Baiboly ny Baiboly, fa tsy misy azonareo ze ambarany ao.
@steavenpatrick90886 жыл бұрын
mpandainga sy mpampiesona 10karena hamelomantena ! Andriamanitra fona no hirahraina charlatan
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Andriamanitra no mandidy ny olona hanome ny 1/10 hohanin'ny mpitandrina fa ndana mividy Baiboly de mba vakio ihany.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Vu la situation de notre pays, faut se mefier des personnes non expérimentés, sans compétences comme Pasteur Mailhol pour que notre pays ne sera pas coulé! Peut être qu'il n'a jamais fait de la corruption, vol, trafic ... au niveau du gouvernement mais pourtant il est connue même par des arnaques des 10% des richesses dans son propre eglise intitulé "Apokalipsy" .
@lauraamir-x1b Жыл бұрын
lisez l'histoire de Jimmy carter. inexpérimenté mais il a emmené le pays loin, avec difficulté mais il a bien réussi
@jaynass2726 жыл бұрын
on ne veut pas quelqu'un comme ce maihol pour diriger le pays, il ne va faire qu'arnaquer les peuples malgaches comme il a toujours fait à son église , ce n'est pas vraiment très necessaire pur le developpement du pays
@cynthiatahina1306 жыл бұрын
Du grand n'importe quoi !
@michaelhyp14126 жыл бұрын
ou ça, dans ta mirroire?
@cynthiatahina1306 жыл бұрын
Luxus Fairy Tail apprends déjà à écrire correctement, ça s’écrit MIROIR * et c’est masculin.. 🙂
@andriamanalinaralambo97706 жыл бұрын
tsy misy idiran'ny politika @ fivavahana tompoko. Asa tsy azonao atao @ maha pasteur anao ny mitondra firenena.Horakoraka ho an'iza marina ary no ataon'ireo olona ? Mailhol ve sa ??? Mba alefaso lavitra le saina re ry olombelona fa de aza mety ho fitahin'izao fanhy tsy fantatra rehetra izao.
@michaelhyp14126 жыл бұрын
Ny andriamanitrareo no te tsy hampidirinareo politika any, ny Andriamanitr'Israely ao amin'ny Baiboly, tsy misaraka amin'ny politika hatrizay ela izay.
@herylantoramanda51866 жыл бұрын
Aleo indray mba andramana ny politika tsy manao kolikoly , tsy mangalatra , tsy mivarotra tanindrazana e !