ETSY HOTADIDIANA - MAHALEO - somambisamby

  Рет қаралды 1,032

Charles Ramaroson

Charles Ramaroson

Күн бұрын

Ny tena fitiavana hono tsy mila tambiny, tsy miandry valiny. Tsy hay anefa ny tsy hamaly ny fitiavana be nasehon'i Dadah sy Nonoh, zokibe, rahalahy nifampizara ny manta sy ny masaka ka indro fahatsiarovana kely indrindra indrindra ho an'ireo rehetra izay norotsirotsian'itony hira itony tamin'ny fahazazany sy ny fahatanorany.

Пікірлер: 5
@rijandrisolorandrianarivon5492
@rijandrisolorandrianarivon5492 7 ай бұрын
grave ny intelligence rtificielle, misaotra e
@charlesramaroson
@charlesramaroson 6 ай бұрын
misaotra am commentaire e. Fa na izany aza tsy misy intelligence artificiel tonga dia manisy micros sy mametraka ny vava hihetsika manaraka ilay teny gasy avy hatrany miaraka amin'ny tarehindry zalah fa tsy maintsy misy ketrika be izay vao tonga amin'izao. Any aoriana any angamba fa raha ny amin'izao fotoana aloha mbola alavitra be ilay mahazo vokatra toy izao avy amin'ny prompt
@rijandrisolorandrianarivon5492
@rijandrisolorandrianarivon5492 6 ай бұрын
@@charlesramaroson ary ianareo angah tsy mihira intsony?
@charlesramaroson
@charlesramaroson 6 ай бұрын
@@rijandrisolorandrianarivon5492 Mihira foana ka, fa sehatra hafa mihitsyfa na izany aza mitsoka mozika sy mitendry gitara no tena ataoko izao fa ny hira somary nihena na dia mbola tena ao aza. Misy fotoanany daholo koa ilay zava-drehetra e
@rijandrisolorandrianarivon5492
@rijandrisolorandrianarivon5492 6 ай бұрын
@@charlesramaroson marina mihitsy, mahafinaritra, izahay sy Rina Lala any Bordeaux vao nifampanontany hoe ary aiza i Naivo sy Tefy no tsy dia hita intsony eo amin'ny sehatry ny hira. Nisy projet saika hataony izay, tsy haiko izay tohiny. mahafinaritra ny mitafa e
Dama (Mahaleo) mitantara ny seho t@ 13 Mey 1972
54:38
OMAD for Madagascar - Natanaela Randriamasy
Рет қаралды 4,4 М.
Etsy hotadidiana MAHALEO Fasan'adala-Fahavaratra-Hakamoana
5:53
Charles Ramaroson
Рет қаралды 1,9 М.
АЗАРТНИК 4 |СЕЗОН 3 Серия
30:50
Inter Production
Рет қаралды 952 М.
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
MrBeast
Рет қаралды 202 МЛН
Farakely RADO / MAHARO / POPOL (Mahaleo zanany)
4:37
randralyy
Рет қаралды 20 М.
Morning Show 21 Mai 2022 Mahaleo sy ny taranany
39:46
Teg Life
Рет қаралды 8 М.
Etsy ho tadidiana-Dadah Mahalaeo (Tolotra Rakotoniriana)
5:54
Tiavina Razanadrakoto
Рет қаралды 1,7 М.
SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia
5:45
Mahaleo official
Рет қаралды 250 М.
MANEMBONA---MAHALEO--1982
2:45
Hira Malagasy 100%
Рет қаралды 3,3 М.
Revy MAHALEO - Medley
3:26
ALOALO Event & Communication
Рет қаралды 261 М.
HIZARAO FITIAVANA (1990) Naivo sy Fara Andriamamonjy
4:31
Charles Ramaroson
Рет қаралды 2,8 М.
Etsy ho tadidiana Dadah R'Abel
5:59
Rivo Noelson
Рет қаралды 2,8 М.
@CoverMalagasy  T-Kalo Cover Medley Mahaleo
10:09
ANDRIAMADAVAZOTSARA
Рет қаралды 124 М.
Ny nisoloany anao (1990)
3:23
Charles Ramaroson
Рет қаралды 2,6 М.
АЗАРТНИК 4 |СЕЗОН 3 Серия
30:50
Inter Production
Рет қаралды 952 М.