Ny nisoloany anao (1990)

  Рет қаралды 2,634

Charles Ramaroson

Charles Ramaroson

Күн бұрын

1990 , nikasika ahy ny Tompo dia ity ny hira voalohany noforoniko niaraka tamin'i Izarao fitiavana izao tontolo izao. Efa ela tokoa ary tsy nanenenana ny nanaradia an'i Jesosy fa tena mahatoky Izy. Mahatsiaro ireo namana niaradia nihira tamin'izany, tsy hay hotanisaina, Tefy rahalahy sady aranofo no ao ampo ao amin'ny Tompo, ry Fara Andriamamonjy, Ndriana Ramamonjy, ry Domoina, Faly, Pasteur Solo, Nivo, Ronny,Nini, Eja, ny Andriafo, ny tanoraB, ny Ako sy ikala Vô, Rija, Haja, Tantely, Manitra, dadajim tamzany mbola boay kely, ary tsy azo adino ilay vady malalako mbola mifanohana miaradalana amiko hatramin'izao. Misaotra ny Tompo be fitiavana nohon'ny fahasoavany isan'andro, maro ireo niaranihira taty aoriana (les sunrise, je vous aime)fa ireo aloha no tamin'izany vanin'andro izany; mandeha ny taona, mila miomana hihaona amin'Andriamanitra avokoa, mbola tena mitombina io hira io.

Пікірлер: 15
@Pianany
@Pianany 4 ай бұрын
Mahatsiaro ny évangélisation natao tao Mahajanga, maison de la culture zafy
@charlesramaroson
@charlesramaroson 4 ай бұрын
Aaah Zafy, tsaroako tsara, fiadanana e
@Pianany
@Pianany 4 ай бұрын
Aiza nareo zao ry Naivo
@charlesramaroson
@charlesramaroson 4 ай бұрын
@@Pianany Tany Paris foana izahay hatramin'ny 1997 dia eto la réunion hatramin'ny 2021
@Pianany
@Pianany 4 ай бұрын
Za miasa ao Draveil, 91
@Ramamonjy
@Ramamonjy 10 ай бұрын
Mankasitraka zoky Naivo an, isan'ny nitaiza ahy ity hiranao ity hatramin'ny fahazazana
@njakaramanandafy
@njakaramanandafy Жыл бұрын
Anisan'ny hira nikasihan'ny Tompo ny fiainako izy ity ary anarana hafa no anarana nahalalako anao t@ izany hatr@ izao. Taona 1991 izany vanim-potoana izany ary Tanora M kosa no nisy anay niaraka t@ DadaJim 🙂 Misaotra t@ famoronana.
@charlesramaroson
@charlesramaroson Жыл бұрын
Mankasitraka Njaka a. Tsaroako ny fiarahana tamin'ny tanora M. Nahafinaritra e. Mahereza hatrany
@radohariniaina9291
@radohariniaina9291 Жыл бұрын
MBA MANGATAKA NY VERSION K7 NIARAKA TAMIN'NY " IZARAO FITIAVANA " TOMPOKO RAHA MISY
@charlesramaroson
@charlesramaroson Жыл бұрын
Miarahaba, tena tsy ananako intsony fa miala tsiny
@radohariniaina9291
@radohariniaina9291 Жыл бұрын
@@charlesramaroson MIARAHABA. MISAOTRA E MINO AH FA RAHA MAHITA IANAO DIA HALEFANAO ETO IHANY ZANY E
@charlesramaroson
@charlesramaroson Жыл бұрын
@@radohariniaina9291 tena raha vao mahita aho dia avy dia alefako eto fa aza matahotra
@creativevisionmadagascar7510
@creativevisionmadagascar7510 Жыл бұрын
@@charlesramaroson Zaho manana ny ako fa tsy haiko na version K7 na inona ilay vita numérique ato sao mety aminao
@charlesramaroson
@charlesramaroson Жыл бұрын
@@creativevisionmadagascar7510 Miarahaba, misaotra indrindra, i Rado Hariniaina no nangataka ilay version ka aleo ianareo no mifandray mivantana, tahian'ny Tompo
HIZARAO FITIAVANA (1990) Naivo sy Fara Andriamamonjy
4:31
Charles Ramaroson
Рет қаралды 2,8 М.
ny nisoloany anao
3:28
Charles Ramaroson
Рет қаралды 10 М.
GIANT Gummy Worm Pt.6 #shorts
00:46
Mr DegrEE
Рет қаралды 32 МЛН
OYUNCAK MİKROFON İLE TRAFİK LAMBASINI DEĞİŞTİRDİ 😱
00:17
Melih Taşçı
Рет қаралды 8 МЛН
POV: Your kids ask to play the claw machine
00:20
Hungry FAM
Рет қаралды 17 МЛН
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy
7:02
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 33 М.
Etsy hotadidiana MAHALEO Fasan'adala-Fahavaratra-Hakamoana
5:53
Charles Ramaroson
Рет қаралды 1,9 М.
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
7:13
RADIO DON BOSCO Media
Рет қаралды 262 М.
Ny nisoloany anao
3:27
Pasteur Jacky RANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 64
Ny nisoloany anao
3:19
Finaritra Ramilison
Рет қаралды 3 М.
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Rakotondrasoa Karim
Рет қаралды 433 М.
ny nisoloany anao ny ako
3:18
manitra A
Рет қаралды 2,9 М.
NY FANOTRONANY / Fiarahana midera niaraka tamin'i Joseph Daf
6:11
Charles Ramaroson
Рет қаралды 209
LOHARANO - Tefy sy Naivo
3:54
Charles Ramaroson
Рет қаралды 305
Дикие танцы
2:25
BAGA - Topic
Рет қаралды 133 М.
Bones & Eddy Baker - LooseScrew (DIEEZ REMIX)
7:10
DIEEZ
Рет қаралды 3,7 МЛН
Adil - Қызым | Official Music Video
3:39
Adil
Рет қаралды 2 МЛН
Megan Thee Stallion - Neva Play (feat. RM) [Official Video]
2:40
Megan Thee Stallion
Рет қаралды 15 МЛН
HammAli & Navai - Всем заметно
3:33
HammAli & Navai
Рет қаралды 575 М.