MERCI aux différents intervenants de ce débat politique qui mettent l'éclairage sur divers points essentiels et fondamentaux pour comprendre vraiment ce qui se passe sur l'enjeu politique suite aux élections présidentielles à Madagascar. Heureusement, que vous faites honneur à la recherche de la vérité et que vous partagez à nous tous pour que chacun puisse faire son opinion. Il est clair, que ces élections n'étaient que mascarade pour le Peuple, mais tout est déjà défini d'avance au profit du celui qui a déjà bien profité du coup d'état dont lui seul est spécialiste, ensuite il veut exceller dans un nouveau domaine le "HOLD-UP" électoral, il ne manque pas d'imagination ce DJ- mais seul LE PEUPLE EST SOUVERAIN!!!
@leroabalita687 Жыл бұрын
En effet je vous rejoins car on est à l aube d une élection, un enjeu important pour le pays. Lorsqu on nous dévoile le vrai visage de celui qui souhaite briguer le pouvoir c écoeurant et lorsqu on sait que le gros soucis c que les 2 challengers de cette élection sont arrivés aux pouvoirs par le biais d un coup d état le ravalo le président autoproclame et le rajoelina il sera peut être raisonnable dans l intérêt de la nation que ces 2 candidats ne doivent plus se présenter à aucunes élections
@sarashalom60755 жыл бұрын
Monsieur Rolly Merci, tsarovy fa un Ambassadeur de France en Afrique francophone et à Madagascar, a toujours une double casquette:REPRÉSENTER LA FRANCE " PROPRE ET CORRECTE" MAIS AUSSI DÉFENDRE LES INTÉRÊTS DE LA FRANÇAFRIQUE MAÇONNIQUE : LE DOUBLE LANGAGE, LA LANGUE DE BOIS....
@davidsonpatou68915 жыл бұрын
Tsy maintsy voarohirohy amin'ny fanalambaraka nataony ireto mpanao gazety ireto, ary tokony hosajina ianareo. Fantatra tsin ny fanalambaraka ataonareo sy ny fanaratsiana nefa dia io Rolly Mercia io no nisolelaka tamin'ny andron'ny TTM.
@herylantoramanda51865 жыл бұрын
Na hikiribiby hitondra eo aza i Rajoelina , tsy hisy fitoniana sy filaminana ary fampandrosoana ho vita eo. Tsotra be ny vahaolana : CONFRONTATION IHANY. Izany maharesy @ confrontation ihany no afaka hitondra fampandrosoana na Ravalo na Rajoelina.
@maminirinaeulalie95045 жыл бұрын
Ianareo no tena mahay MANOVA , ka wouen fa tsy tafavoaka , fa LANY RAJOELINA
@delran54515 жыл бұрын
De tena mino nareo fa nanana anzany dossier zany io mavandy io? inona ny atao hoe SECRET D'instruction???? izy ty mo afendraka eny andalambe, VANDY BA BA
@h-eli1865 жыл бұрын
TANT QUE RAJOELINA EST VIVANT ...MADAGASCAR SERA TJRS DANS LA M.... (DIFFICULTÉS EXTRÊME)
@niniratsimba77045 жыл бұрын
h eli JE SUIS TOUT A FAIT D ' ACCORD AVEC VOUS
@raymonderazafindralambo85785 жыл бұрын
h - eLi Fv. Grewwdftte
@cl340585 жыл бұрын
Nandefa fitarainana any @ Hcc dia miandry ny valiny. Mankaleho ny fitarainana lava rentre, tena 2002 mitovy valaka.
@joellouis17805 жыл бұрын
DE Dadan lahy zany no tian'lahy ho eo, sady mpamono olona no mpandainga, jereo ny HVM rehetra manohana azy daholo efa hita fa mpisolelaka daholo. aza ANR no haratsiana fa ny marina hivoaka foana e.
@delran54515 жыл бұрын
tant ravalo est vivant madascar ne sera jamais en paix,il mérite bien de ne plus mettre ses pieds ici,
@miangalisoarasoambolanoro85405 жыл бұрын
tena marina be zany Ramose fa misaotra anao ee
@lalaorandrianarivo7295 жыл бұрын
Ita fa tena malaza any paris zany, affaire rajoelina s'y ravatomanga, mbola inona ihany
@brucehjk69255 жыл бұрын
TONY LE ROLLY MERCIA TONY MISONGA ORONA OHATRA NY KISOA.
@thierrylemmens45305 жыл бұрын
Poizina ho an’ny Madagasikara sy ny Malagasy anie radomelina e!
@fano81205 жыл бұрын
TSY ADINO NY FANAZAVANA MARINA nataon'i Rtoa ERINAIVO mikasika ny zandary sy ny polisy ary ny Miaramila. Fitaovana ara-politika ka VOAVIDIN'I DOMELINA sy ny FRANTSAY izay nilaza fa nilamina ary ara-dalana ny fizotran'ny Fifidianana.! Miseho ary hita -poko hita-pirenena ny FOMBA JIOLAHY fanaon'i Domelina izay miafina mangina toy ny mahazatra any amin'ny Ambassade Frantsay Mitaky ny HCC hanjera ny MPANGALA-BATO dia tsy iza fa i Ra Domelina. Mahasahia ry HCC raha tena mitaky fanajana ny Lalam-panorenana ianareo ary manana fitiavana Tanindrazana.
@anthonyrandriat42785 жыл бұрын
aza mandainga sy be fialonnana
@oulienandrianina89855 жыл бұрын
VIVE LA VERITÉ VIVE NOTRE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC
@gghgxgjg36725 жыл бұрын
FELICITATION MR LE PRESIDENT ANDRY RAJOELINA
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
attendons de voir sa déclaration d'impôt sur le revenu en France 2018, il est français et résidé en France de 2014 à 2018, à mon avis avec ses millions de dollars de sa campagne électorale il est imposable en France !!! d'où vient l'argent? le fisc français aura du grain à moudre
@haryrandriambola8395 жыл бұрын
AVELAO NY MPANAO GAZETY ANAO NY ASANY MBOLA TSY PREZIDA MALAGASY I aTOA aNDRY RAJOELINA MISAOTRA
@jeanjohnary28635 жыл бұрын
Tsy Rajoelina ho lany filoha ny olana fa ilay fangalarana manara-penitra
@fifyramarlina69135 жыл бұрын
Giravibe anie izany ê ! Tsy ekena izao halatra izao !!!
@lalaorandrianarivo7295 жыл бұрын
Tena mafia mihintsy le radomelona ka
@jproservice33455 жыл бұрын
inona problem nareo am andry rajoelina, efa ts lany dadanareo de mangina, miandrasa fifidianana vaovao, rajoelina no nahaminisitra ny sasany de manaratsy androany, lasa filoha izy amzao de aona.
@annadada100fanjasoa25 жыл бұрын
de aona raha sanatry k rajoelina no mitondra ,feno gadra ny atanomora
Indrisy Atoa Mercia fa andro vitsy sisa dia hiverina zana-tany isika raha tsy mijoro ny vahoaka maro an'isa. Ny CENI moa dia efa nankatoa izany, ny HCC sisa no andrasana alohan'ny .. .
@heriramani38415 жыл бұрын
@cla Lou Miala tsiny raha hanao vary amin'anana kely fa izay angamba no mety ahazoanao azy. Mino aho fa mbola maro an'isa ny malagasy tsy mitsiriritra ho frantsay. Izany hoe tsy manana "vision utilitariste " de ce qui relève de l'ordre de la Nature : Ny teraka sinoa dia natao hiaro ny tombotsoan'ny Chine, ny teraka frantsay natao hiaro ny tombotsoan'ny Frantsa ary ny malagasy natao hiaro ny tombotsoan'ny Madagasikara. Izany no antsoiko hoe lalànan'ny natiora eo amin'ny fifandaminana iraisam-pirenena (États Nations). Manana ny maha izy azy ny malagasy manerana ny Nosy amin'ny lafiny maro (kolo-tsaina, soatoavina, harena nomen'ilay Nahary sns ). Matoa ianao teraka malagasy dia izay no lahatra, ary adidy fa tsy andraikitrao ny mikolo sy manatsara ny tany, ny tontolo ary ny fiaraha-monina natolotr'ilay Nahary ho anao. Indrisy fa mbola ao anaty "parenthèse historique " anjakan'ny vola sy ny tontolon-karena vohizin'ny fanatontoloina isika izao. . . Mbola ho avy ny fotoana hilazan'ny gasy hoe : soa hiany aho fa gasy ! Hanenina ireo mpamadika sy ireo izay tsy niraharaha ny natolotr'ilay Nahary azy. . .FA ho viravirain'ny hafa, tsy gasy tsy vazaha, tsy an-tany tsy amparafara... 58 taona zana-tany hoy ianao ? Na raisin-tsika atramin'ny 1895 aza tsy maninona. . . Ce n'est rien à l'échelle de notre civilisation millénaire ! NY lehibe indrindra dia ny fanànan'ny malagasy maro an'isa herim-po, herin-tsaina niady, ary mbola miady tsy lavo lefona atramin'ny menalamba taloha ka atramin'ny tolona ho an'ny FAHAFAHAN' ny Tanin-drazana sy ny FAHAMARINANA ataon - tsika maro an'isa amin'izao fotoana izao.
@nathanjo15895 жыл бұрын
fampatsihivana kely.ny marina dia tsy eto tananarivo ihany ny vahoaka malagasy fa refa tsy tianreo eto dia tsy tian malagasy non !!! andre ve iady @ province 5 ???? nareo eto mitsy ny ten tia tena
@nicoandrianjaka57485 жыл бұрын
IZA AFAKA MITENY FA TSY ANAREO NAMAFA NY ZATO,???? AZA DE MIHEVITRA GASY REHETRA HO SAGNAGNA OA E
@mhrsss53245 жыл бұрын
Ny aza mbangalatra sy mpanao ratsy ihiany fa tsy maintsy tratrany fona n’a ho aiza na ho aiza mandresy dada aminy anarany Jesosy ny Marina marina hatraminy farany
@delran54515 жыл бұрын
Ka miteniteny fona lisany ko, ra tena nisy ve ny porofo tsy tena ngika lisany namoka azy fa aza de mihevitra ny olona dondro... lesy e, tsy ny dadany lisany no maika namoka anzany raha nisy saingy lainga mendrika anlisany zany ; ny hadinonareo anga ny fitsarana frantsay tsy otran ny anlah lesy tsy vovidy vola otran nataon dadany lisany olona voaheloka nefa mbola afaka nilatsaka
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
il est français !!! nul est au- dessus de la loi en France,tout le monde est judiciable !! par contre il est présumé coupable s'il n'est pas encore jugé, fait bien attention il ne faut jamais court-circuiter l'enquête en cours , il faut protéger la source de l'information
@sylvoalias5 жыл бұрын
Avoir deux nationalités n'est rien de mauvais...la loi nous a permis....c'est pas un peché. il y a des millions des cytoyens qui ont des multiples nationalités.... donc votre argument est trop enfantin.
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
@@sylvoalias quel enfantin Monsieur? ne vous emportez pas! on ne parle pas de sa double nationalité !! s'il est épinglé par la justice ici en France, ne vous inquiétez Monsieur il aura sa dose, le temps judiciaire est long mais suit son cours , il n'y a pas de fumée sans feu
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
regarder Mamy Ravatomanga il est dans le baba!! ouuuuu il a bien gouté celui- là, c'est bien dit:"bien mal acquis ne profite jamais" hi hi hi hi!!!!
@solosoamandimbilaza15255 жыл бұрын
TANT QUE RAVALOMANANA Marc EST VIVANT ...MADAGASCAR SERA TOUJOURS DANS LA M.... (DIFFICULTÉS EXTRÊME)
@lalaorandrianarivo7295 жыл бұрын
Tokony tsy mahazo milatsaka ho filohampirenena zay manana zo pirenena anakiroa, satria tsy malagasy mihintsy izy
@dood5875 жыл бұрын
MAHEREZA DAHOLO FA NY " MARINA TSY MBA MATY " !! " TIKO I MADAGASIKARA '' TANINDRAZAKO !!
@rachelandrianandrasana24765 жыл бұрын
Ie d miomana tsara fa ho avy ny jadona .Ho avy dray Rajoelina sy ny milisiny hanapopoka lacrymogène eran'ny tanana ,hampihorohoro vahoaka .Rajoelina mpivarotra TANINDRAZANA .Efa namidiny t@ ry Tavaratra Radicaux mpanambola b :Arabie Saoudite sy Emirats Arabes ary La Frantsa i Madagascar. Ireo no nanohana anazy t@ propagande ,nanome azy vola b .
@delran54515 жыл бұрын
aZA TAITRA ENJEHAN NY FITSARANA FRANTSAY IO TARY IO FA MITENITENY FONA, inany io tary fa aza maika, ny fanjakana frantsay no ambanian laha???? mihevitra ny parquet ny pole financier ho draba otranazy angamba io, aleo hanao jerena
Tena baràka be ity re olona e! Tratra ny mpangalatra!!!
@joellouis17805 жыл бұрын
Ny lainga hafafinareo no manalabaraka
@heriramani38415 жыл бұрын
Miomàna, mitandrema fa ny jadona dia manomboka amin'ny fanenjehana ny mpanao gazety. . .
@sylvoalias5 жыл бұрын
toy fanaon'i Amin Dada ihany e...regle de jeu efa mahazatra....mpamosavy milevina amorondalana tompoko Ra8 ka mahatantesa valin-kitsaka.. satria ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina...ka de mahereza ,mahatantesa...c'est qu'une petite lecon pour vous faire savoir ,afin que vous puissiez ouvrir les yeux aveuglés depuis ces années....Qu'est-ce qu'ils ont senti ces gens qui étaient contre lui Ra8 á l'époque....tout ce qu'on raconte ici n'est rien de nouveau: La mensonge...la magouille...l'escroquerie...et tout autre..
@reyph7425 жыл бұрын
TENA LALAOVIN I ANDRY RADOMELINA AMIN NY FANANANY VOLA I MADAGASCAR FA SATRIA NY VAHOAKA NAMPAHANTRANY DE NY VOLA NO AMPANJAKANDREO ! NOVIDINY VOLA NY SAFIDIM BAHOAKA ARY EFA HALATRA EFA VOAOMANA EFA ELA ZAO NATAO N NY CENI SY NY MINISTRE NY ATITANY !
@joellouis17805 жыл бұрын
resy de mangina fa aza mahita resaka be e...
@reyph7425 жыл бұрын
@@joellouis1780 : TSY VANONA MINTSY LE ANDRY RAJOELINA FA SADY MPANONGAM PANJAKANA NO MPANGALA BATO ! !!TSY MILA AZY NY FIRENENA FA NY FITSARANA NO MENDRIKA AZY ! !!
@brucehjk69255 жыл бұрын
@@reyph742 KO MANINONA TSY TENENINA KO OE VOAVIDY VOLA KO I FRANTSA.MBA MISAINA FA DONDRONA NA FANEHON-KEVITRA AZA TSY AMPY INTELLIGENCE.
@marcusrakotondrasoa36785 жыл бұрын
Tandremo fa vitany rajoelina maniraka olona handravao Dossiers ireo
Ary ilay fitoriana ny HCJ ( Haute Cour de Justice- Malagasy ) inona no mba heviny ( Rajoelina ) ary inona no hidiran'ny Sénat naha ny Assemblée Nationale amin'izany ? Futur Président d'un pays vorohirohy feno casseroles juridiques MAHAMENATRA Tompoko. Attention petit, mandrora mitsilany ange kaha mety hitondra an'iela eny Antsihefaha eeh II
@rijaandry82415 жыл бұрын
TONO Y TSARA LE “R” RY PANOLOTRA FANDAHARANA FA MAHARIKORIKO MANIMBA NY TENIN-DRAZANA IZAY TSY MISY MPANANA A.
@haryrandriambola8395 жыл бұрын
raha lany filoha malagasy Ato Andry Rajoelina dia tsy mivoka intsony io tatara io Misaotra
@heavenlystamina94025 жыл бұрын
Raha hitanao ... ny famadihana ny fitsarana sy ny rariny ami' ny tany, dia aza gaga ami'izany, fa misy ambony kokoa mibanjina ny ambony, ary mbola misy ambony noho ireo indray aza. Mpitoriteny 5:7
Ianao no ho lasa voalohany fa aza maika. Heverinao moa fa olona foza tsisy saina ohatra anao avokoa io malagasy rehetra io?
@dauphinlazarandrianasolo88475 жыл бұрын
EFA FIKA TSY METY INTSONY TY ANLISANY TY RY ROLLY A! NINONINONA ATAONLA DIA EFA LANY IZY IO, KA DIA FEHEZO TSARA NY FEHIKIBO FA NAMONO BIBY TSY NAHAFATY LISANY
Tsara ny iafaran'ny raharaha noho ny iandohany Mpitoriteny 7:8
@haingorabetokotany37065 жыл бұрын
Hianao ary tsinontsinona ery milaza fa manana dossier ka vao maika ve ilay ambasadaoro solotenam-panjakna frantsay eto ve tsy hiteny
@haryrandriambola8395 жыл бұрын
ny gasy dia tsy mahaleotena izany fambola eo ambany fifihezany UE SY INTERNASIOANALY DIA TSY MAINTSY MANAIKY IZAY LAZAINA NY MALAGASY
@heriramani38415 жыл бұрын
Tsisy matahotra ministre ny atitany eto. Efa fantatra ny adresiny !
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
quelles magouilles invraisemblables!!! sur 2 PV ce sont déjà 300 voix d'écart , on est en 2018 et il y a encore un tel agissement à Madagascar, quelle image de Madagascar vous donnez à l'étranger avec une élection pareille!! par contre je ne donne pas tort à notre CENI, elle a été induite à l'erreur, elle a publié les PV qui l'ont transmis sans volonté manifeste de truquer le résultat, en revanche , la HCC doit prendre ses responsabilités en tant qu'une entité de la justice de confronter tous les PV SUSPECTS,avant la publication de résultat définitif !!! elle doit jouer son rôle de neutralité de son impartialité de verificatrice, même si çà prendra un peu plus de temps on est dans le pays de moramora de toute façon un peu plus où un peu moins!! même s'il serait élu avec 50,1% des voix après la confrontation on s'en fout!! l'essentiel c'est de dénoncer le vol c'est tout!! ce sera une victoire au goût amer pour lui sans odeur de sainteté
@heriramani38415 жыл бұрын
Grave b mihintsy ny misy eto ; hay v ka ohatran'izany koa ilay TSAY Christian eh ? État sauvage marina. . .
@gghgxgjg36725 жыл бұрын
NA IZA FALY NA IZA TSY FALY PRESINDENT ANDRY RAJOELINA EFA FILOHA
@hajaandrianiaina23015 жыл бұрын
il a laissé trop des traces derrière lui : de coup d'état jusqu'à hold-up électoral c'est dommage pour lui , il restera toujours le président mal vu à l'étranger et mal aimé par les malgaches, li a confondu vitesse et précipitation
@brucehjk69255 жыл бұрын
GADRAO REO FA MAMOAKA VAOVAO SANDOKA;FA NGA ELA REFA MPANAO GAZETY DE MPANJAKA ETO DAGO,HO HITAN'LA EO REFA VITA NY INVESTITURE.
@tonimavericks48075 жыл бұрын
Des journalistes Malagasy toujours journaleux. Exposez les preuves pour que le monde vous crédibilise!!!
@sylvoalias5 жыл бұрын
A mon avis ...ils ont bu trop de bulle d'air....ils ont mal á l'aise et ne vomissent que des bullllles d'air...mais sans cette véritée que nous attendons tous. Du Blafff des journalistes......le : l'ai ententdu,,il me parait,...on chuchote...etc etc...,,mais le noyau est toutá fait vide.
@judithsofia46275 жыл бұрын
O ry M/gasy a, torohevitra ihany ny ahy ity. Dia ianao no miady,mamono tena mihitsy aza miady ho an'ny olona iray. Rehefa avy eo nefa dia ho adinony ianao na hiombona ihany ry zareo, dia ianao tavela eo, namoy ny aina. Mieritrereta ihany fa aza entin'ny fo fotsiny. Film efa nandeha daholo izao, oh an'izao foana ...
@parole53005 жыл бұрын
Efa tsy andriko ny hahitana an ireto bandy ireto ho any Antanimora !
@dauphinlazarandrianasolo88475 жыл бұрын
TSY FAHAZAKANA FAHARESENA LESY NY AN'NY LISANY A! ILAY OLONA LASA FILOHA IHANY, FA TSY IZAY MITORY AKORY DIA MANANA NY MARINA FONA FA EFA HITA FA FIKA SAIKA HANAKANANLISANY AZY TSY AFKA MIROTSAKA IO
MANGINA ELAH RY KIMASONTY ! I ANDRY RADOMELINA ZANY TSY TOKONY LANY TEO FA NANGALA BATO MIARAKA AMIN NY MINISTRE NY ATITANY MAPAR SADY NANAO KOLIKOLY TAMIN NY FARITRA MARO ERAN NY NOSY ! TSY MILA FILOHA MPANGALATRA SY SARIBAKOLON NY FRANTSAY IO!!! TSY HANAIKY AN IZAO NY VAHOAKA MALAGASY FA HITSANGANA HOHITANAO SOA ! !!
@niniratsimba77045 жыл бұрын
DAUPHIN LAZA RANDRIANASOLO TSY MISY NY TSY FAHAZAKANA NY HOE RESY ARAKINY NY TENINAO FA NY FANGALARAMBATO NO TSY AZO HEKENA AMINAO NORMALA NY MANGALAMBATO MITOVY @NY FOZA KA NOHIZANY MANDEHANA ALOHA IANAO DAUPHIN SY FOZA MISITRIKA ANY ANATY RANO SATRIA VENDRANA
@dauphinlazarandrianasolo88475 жыл бұрын
@@reyph742 EFA IO NO LANY EO FA NDANA ELAH SY NY AKAMANLA REHETRA MITOKAMONINA ANY ANOSILAVA RAHA TSY MAHAZAKA E, FA NA FALY IALAH NA TSY FALY EFA FILOHA IO DIA ZE ATAONLA EO FA TSIS VALEUR INTSON IALAH
@coreliatsaradia27415 жыл бұрын
Tenant gros bras nareo zany
@cl340585 жыл бұрын
Tsy ary ho tomombana mihintsy n’inonina atao eto M/car, na hanao taratasy etsy @ firaisana aza tsolitra, noho izany amiko na i ANR na k25 samy manao saingy resy moa ra8 ka dia ianareo momba azy no midradradradra . Aiza kely mémoire, fa Jereo ny zava niseho t@ 2006 nataon-dra8 t@ fangalaram-bato.Tsy ny fiarovanareo azy eo no midika fa madio izy. Tsiaa...
@dauphinlazarandrianasolo88475 жыл бұрын
AZA MANABADO FAHOAKA LESY A! FA IALAHY NO IZA NO AFAKA MIKIRAKIRA NY DOSSIER ANY FITSARANA FRANTSAY? NEFA ETO LISANY MITOMANY NY SECRET D’ENQUÊTE MBOLA RAJAONA HAHAHAHA
@sylvoalias5 жыл бұрын
izany ny marina tsy mba filaza sy tsy fanoro fa ny lainga amahanmbahoaka no atao be miavosa...
@heritianafavereausolangera72485 жыл бұрын
Tsisy fatahorana tsy henatra mihintsy ity Rolly Mercia ity ny mandainga. Dossier soit disant officiel ara-dalana ve, enao izao no manana an'zany dia tsy nasehonao. Faharoa : raha nanao communiqué ny tao ambassade de France dia tsy nilaza direct niharo an'i Andrinirina Rajoelina izany mihintsy izy tompoko fa nanazava fa hoe "...Tsy misy candidat voasingosingotra raharaham-pitsarana izany ". Balarora. Heverinao fa lanao ihany angamba no afaka manaraka vaovao. Menteur
@sylvoalias5 жыл бұрын
Resaketotra fontsiny io,navadika fontsiny le palitao satria tsy nahazyo tombotsoa tany amin-dRajoelina de nila ranondranonz tany amin'I Amin Dada
@rivsol19985 жыл бұрын
Mapmé reto an
@mamyfanomezantsoa28835 жыл бұрын
Sao kosa dia misy mianikazo tsika rehefa manoratra? Zavatra tsy misy eny an-danitra no soratana. Na mila maka vazony.
@heritina12355 жыл бұрын
Mila vonoina ho faty Rajoelina s'y namany fa tss mety tonga saina
@sylvoalias5 жыл бұрын
de vonoy ary izy e....efa zavatra atao mahazatra ve ny mamono ny tsy miray hevitra aminao.....aoka izay ny hadontoana sy ny sain'akoho. Araho tsara ny tantara nanomboka 2002-2009. ary araho ny statistique fa tsy voaisa ireo maty natao haza lambo. Toute une artillerie qui chasse les gens et les tirer dessus sans pardon... c'est Idi Amin Dada qui a pratiqué cette facon pour bien punir et montrer une fois pour tout ces impoli qui osaient lui barrer le chemin du pouvoir, et régner á qui la force,et á qui la puissance. De toute facon Vous l'appellez DaDa....c'est plutot Ra8 Amin Dada....
@nimrodtovoarimino86345 жыл бұрын
Miteniteny foana Rehefa vita ny match, libre ny arbitre afaka mifandom bera @ mpandresy miaraka @ adversaires ihany koa. Izany no fomba fanao eo sehatra sportif ✌🏽
@radidyfihavanana87535 жыл бұрын
azafad kosa e! rehefa vita ny match hoy enao; fa any ivelany anie efa samy afa-po t@ fitsarana ny andaniny sy ankilany e! zany no nampiasan'ny any ivelany ny fitsarana @ alalan'ny video! sa diso v zany fomba fijeriko zany ?!!!
@nimrodtovoarimino86345 жыл бұрын
Radidy FIHAVANANA Efa vita ny match, d andraso ny résultat ny réclamation avy any @ HCC fa aza manakorotana