➡️➡️ FANOVANA IREO MPIKAMBANA GOVERNEMANTA NTSAY CHRISTIAN DU 16 MARS 2022

  Рет қаралды 78

Gasy Tsara

Gasy Tsara

Күн бұрын

Ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta vaovao izay tarihan'ny Praiminisitra Ntsay Christian izay ahitana :
Minisitra 6 vaovao
Minisitra 2 niova Minisitera
Tsy niova ireo minisitra amin'ny minisitera 19 sy ny sekreteram-panjakana 2 ary ny minisitra lefitra misahana ny fambolena sy ny fiompiana
Foana kosa ny Minisitera lefitra misahana ny tanora sy ny minisitera lefitra misahana ny fandrokafan'ala
1. Minisitry ny Raharaham-bahiny : RANDRIAMANDRANTO Richard
2. Mpitahiry ny Tombon-kaseam-panjakana, Minisitry ny Fitsarana : RAKOTOZAFY François
3. Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana : TOKELY Justin
4. Minisitry Fanajariana ny Tany sy ny Fananantany : Pierre Holder RAMAHOLIMASY
5. Minisitry ny Fitanterana sy ny Famatarana ny Toetry ny andro : RANJATOELINA Roland
6. Minisitry ny Harena ankibon'ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika : RAKOTOMALALA Olivier
7. Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy : VINA Orlea
8. Minisitry ny Rano, ny Fidiovana sy ny Fanadiovana : FIDIANIAVO Ravokatra
9. Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena : RAHAROARILALA Tinoka Roberto Michael
10. Minisitry ny Fiarovam-pirenena : Général de corps d'armée RAKOTONIRINA Léon Jean Richard
11. Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola : Rindra Hasimbelo RABARINIRINARISON
12. Minisitry ny Filaminam-bahoaka : Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa Rodellys
13. Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana Edgard RAZAFINDRAVAHY
14. Minisitry ny Asa, ny Fampanan'asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy : RANAMPY Gisèle
15. Minisitry ny Fizahan-tany : Joel RANDRIAMANDRANTO
16. Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa : Professeur ASSOUMACOU Elia Béatrice
17. Minisitry ny Fanabeazam-pirenena : SAHONDRARIMALALA Marie Michelle
18. Minisitry ny Fahasalam-bahoaka : Professeur ZELY Arivelo RANDRIAMANANTANY
19. Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina : RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO Lalatiana
Fitondrana RAJOELINA,Tsy mety mandeha mafy ny Lamasinina,in 4 nanova Governemanta..
Telo taona aty aorina tsy mety mandeha mafy ny Lamasinin’Andriamatoa Andry RAJOELINA,ny Mpamily ve no tsy mahay mitondra ny familiana sa ny mpanamory no tsy ampy traikefa amin’ny fametrahana fitaovana , Sao dia ilay LAMASININA no Fitaovana tranainy loatra ?
Ho raisin tsika amin’ilay Fanontaniana Farany ny famakafakana anio :
Vao tafaverina teo amin’ny fitondrana i Andry RAJOELINA ny taona 2019 ,Izany hoe folo taona taorian’ny nitondrany ny tetezamita dia tsikaritry ny mpanara-Baovao fa ireo fomba fanao nandritran’ny naha filohan’ny tetezamita azy ihany no entiny mitondra ny Firenena ankehitriny.
• Politika fanafaram-Bary lava fa tsy fanampiana tantsaha ary fieboeboana sy lainga tsara lahatra no kabary re isaky ny misy fivoriana toy ilay hoe :
« ao anatin’ny telo andro dia hidina ny PPN »
Raha mahay ny mpamily dia nitady ny
hampiakarana"performance " tsara kokoa afahana mandeha mafy ,ohatra fanatsarana ny Fambolena Sy fiompiana Izany hoe fanampiana ny tantsaha hamokatra betsaka ka tsy hiantehatra amin’ny fanafarana isak’izay misy olana .
• Politikan’ny Kiantranoantrano sy resa-Pianakaviana no tazana mameno ilay LAMASININA fa tsy ireo tena manana fahaizana ny amin’izany .
• Ankoatr’ireo Efa Hita dia ny olana iray hafa ny ady antrano amin’ireo mpanohana samy mitady tombontsoa,izay tsy hilamina mihintsy mandrapialan’ity Mpanorina ny antoko TGV ity.
Fehiny ,
Tsy hamaha Olana ary vao maika hampihisatra ny LAMASININA ireto Mpikambana ao anaty Governemanta ireto satria toa lasa kilalaon-jaza ny hitondrana ny firenena ankehitriny.
Aza adino iany koa ny Mi-abonné amin'ny chaîne Gasy tsara ho mba aharahanao hatrany ny vaovao malaza ao Madagasikara.
Chaîne Gasy Tsara : www.youtube.co....
Araho iany koa ire vaovao izay tsy harakao:
-Vaovao Real news: www.youtube.co....
-Ireo Invité du jour :www.youtube.co....
-Ireo influenceur Malagasy : www.youtube.co....

Пікірлер
“LE CAPITALISME EST DÉJÀ MORT”
44:10
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 356 М.
From Small To Giant Pop Corn #katebrush #funny #shorts
00:17
Kate Brush
Рет қаралды 72 МЛН
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 8 МЛН
哈哈大家为了进去也是想尽办法!#火影忍者 #佐助 #家庭
00:33
President Obama Makes Historic Speech to America's Students  -  English subtitles
16:34
The myth of Israel's 'democracy' w/Ilan Pappé | The Chris Hedges Report
47:51
The Real News Network
Рет қаралды 1,2 МЛН
POLÉMIQUES, PROCÈS, ETC : BLAST (RE)FAIT LE PORTRAIT DU NOUVEAU GOUVERNEMENT
30:58
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 97 М.
The Chris Hedges Report: Noam Chomsky, Pt 1
30:08
The Real News Network
Рет қаралды 199 М.
Sir Stephen Timms - Faith’s place in Labour’s mission of national renewal
1:17:30
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 10 М.
How modern slavery hides in plain sight - BBC World Service
15:19
BBC World Service
Рет қаралды 2,7 М.