FFPM 268 - Jesosy no Mpiandry ny fiangonanay

  Рет қаралды 5,837

Loterana-Malagasy ZFLM

Loterana-Malagasy ZFLM

Күн бұрын

"Jesosy no Mpiandry ny fiangonanay" - Hira FFPM 268
Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂
FFPM 268 - Jesosy no Mpiandry ny fiangonanay
1. Jesosy no Mpiandry
Ny fiangonanay !
Ny feon’Izy irery
No feo fantatray
Ka tsy mba vala maro
Ny Fiangonanay :
Iray tsy hay zaraina
Tapahin-Tompo iray !
2. Iray no Vatolampy
Izay iorenanay,
Iray no Fehizoro
izay ikambananay,
Iray no Mofon’aina
Fihinanay ety,
Iray no antenaina
Ho azonay ary !
3. Tabain’ny hevi-diso
Kanefa mbola iray,
Ny saina tsy mitovy
Tsy mahazara anay !
Fisoko maromaro
Kanefa vala iray :
Ny Tompo no mpiaro
Ny Fiangonanay !
4. Ny teny samy hafa,
Ny fomba tsy miray
Tsy misy maharava
Ny fikambananay !
Ny fanenjehana aza
Vao mainka mampiray
Sy mahatsara laza
Ny fiangonanay !
5.Ry Jeso hatanjaho
Ny Fiangonanao ;
Ny fony halalaho
Mba hitoeranao !
Izay firaisan-tsaina
Miseho hatrety
Velomy hanan’aina
Hitohy hatrary !
Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar

Пікірлер
"Injany, misy feo!" - Hira FFPM 314
4:59
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 7 М.
FFPM 548 - He, Jehovah no Mpiandry ahy
4:52
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 5 М.
“Don’t stop the chances.”
00:44
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 62 МЛН
It works #beatbox #tiktok
00:34
BeatboxJCOP
Рет қаралды 41 МЛН
Support each other🤝
00:31
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 81 МЛН
Lifter of my hand.
3:21
Adams David - Topic
Рет қаралды 32
Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?
16:07
Marka 16: 15 - Pst Tahina
Рет қаралды 24 М.
FFPM 623 - Mba omeo ahy
4:31
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 10 М.
fIhirana ffpm hira  20 Tsaroanay tokoa izao
3:38
Ranja Arinala
Рет қаралды 341 М.
AMGAF ( FFPM 110) Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena
6:21
FFPM 485 - Moa Jesosy ve tsy ahy
4:50
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 6 М.
Mamiko indrindra Ianao, ry Tompo ô_Hira Katolika Malagasy
3:16
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 5 М.
FFPM 482 - Jehovah ô! Hianao
6:32
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 2,4 М.
HIRA FFPM 356 by TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA FJKM
5:35
Robertin ANDRIANJAVONY
Рет қаралды 163 М.
FFPM 529 - Jesosy no Mpiandry tsara maty tia
3:51
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 4,5 М.
“Don’t stop the chances.”
00:44
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 62 МЛН