FIVORIANA ENTINA HIJERENA IREO TOMBAN'EZAKA IADIANA AMIN'NY VALALA

  Рет қаралды 10

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Күн бұрын

👉Mitohy hatrany ny ady atao amin'ny valala.
Natao ny 03 may 2024 tao amin’ny Carlton Anosy, ny fivoriana nanaovana ireo tomban’ezaka entina iadiana amin’ny valala, izay natrehan’Andriamatoa RATOHIARIJAONA R.Suzelin, Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, sy Andriamatoa Mbuli Charles Boliko, mpisolon-tena maharitry ny FAO eto Madagasikara, ao Comores, Maurice ary ao Seychelles, teo ihany koa Dr Idaly, Tale Jeneralin’ny Ivon-toerana Famongorana ny Valala eto Madagasikara (IFVM).
✅Atrikasa nahafahana mijery ireo fepetra tokony ho raisina mahakasika ny fiakaran'ny valala ao amin’ny Faritr'Atsimon'ny Nosy no nanaovana ity fivoriana ity. Teo ihany koa ny fanamafisana ireo paikady efa napetraka mba ahafahana manafoana tanteraka ireo andiam-balala sy ny hitondran'ny fanjakana tantsoroka ho an’ireo mpamokatra mba ahafahan’izy ireo mamokatra am-pitoniana.
Ity ezaka famongorana valala ity dia fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana, ny IFVM, ny FAO ary ny Tetikasa MIONJO izay vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Hanasan’ny Ministera ireo mpiara-miombon’antoka hafa ihany koa.

Пікірлер
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
13:42
Tetikasa harena voajanahary sy kijana mamokatra
5:07
MINAE Officiel
Рет қаралды 32
When mom gets home, but you're in rollerblades.
00:40
Daniel LaBelle
Рет қаралды 94 МЛН
Это было очень близко...
00:10
Аришнев
Рет қаралды 6 МЛН
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
5:11
MINAE Officiel
Рет қаралды 92
TV Mahavokatse Rodorodo ny Tantsaha andiany faha 2
13:43
MINAE Officiel
Рет қаралды 65
mahavokatse tv FIA 2024
12:56
MINAE Officiel
Рет қаралды 69
Fanjakana manakaiky vahoaka Faritra Amoron'i Mania
3:57
MINAE Officiel
Рет қаралды 18
FIER MADA VISITE Ministre MINAE
5:14
MINAE Officiel
Рет қаралды 28
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny Tetikasa FIOVANA
2:55
MINAE Officiel
Рет қаралды 18
MAHAVOKATSE TV HARENA VOAJANAHARY SY KIJANA MAMOKATRA
12:42
MINAE Officiel
Рет қаралды 4