Saika tsara fiafara raha tsy nisy aina nafoy.Toa tena jiolahy ilay Dera. Tokony tsy hisy ny fanalana ain’olona ain’olona na inona na inona antony. Mankasitraka nizara o!
@landriananana9765 Жыл бұрын
Tsar be lay tantara
@anarajaonarivony3162 Жыл бұрын
Tsy vanona i Dera.Fitiavana hafahafa sy feno faneriterrena fotsny zayniafara tamin’ny fahafatesan’olona efatra be izao Ny renin’nyMiangola dia tena diso stria mati-karena sy voninahitra ka nanao tery vay manta ny zanany hanambady olona ts tiany.Misaotra nizara o!
@marrymarry8826 Жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@TsiriniainaAniyah1926 Жыл бұрын
Mankasitraka anareo nanoratra s'y ny nilalao🙏fa tsar be🥰d Manantena ny tohin sahady😁
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Zao ilay lehilahy mahandreraka b ,rehefa tsy tiana dia forcé na fotsiny ny olona . Pire noho ny alika dia ka