Bonjour Fleury. Ono oa mba tsetratsera kely, tena marina ve le lazain’i Mamy R hoe tsy naloanao ony ny hofan’ny engin’ny Ste any. Merci
@hanitrarasamison66893 ай бұрын
Miarahaba anao Mr Rakotomalala Fleury ! Misy fitenenana manao hoe : Mieux vaut tard que jamais, nahatsapa aho fa manana adidy tokony hanohanana anao izay ialako tsiny indrindra fa izao vao afaka mandray anjara amin'ny Avocat. Tsy toy inona akory no atolotro fa ny firaisam-po aminao amin'izao ady atao amin'ny tsy rariny,tsy marina amin'ny firenena izao. Te hanontany aho ny fomba handefasako ilay vola any amin'ny Avocat tsy maharaka loatra aho, misaotra indrindra anao. Mahereza indrindra.
@konsultmerging13423 ай бұрын
Miala tsiny tompoko fa izao vao hitako … omeko anao ny RIB
@loulettepauline49613 ай бұрын
Akory aby isika Malagasy rehetra 🇲🇬❓azafady mR Fleury fa @ ny mahazandry anao satria efa 50 taona no nahatonga ahy aty ivelany fa zendambariana mahita ny fitotongan’ny Tanindrazantsika ;ka 🙏🏾mivavaka mafy mba hialan’ny mpivangabao @ny fitondrana isantsokajiny ‼️
@juliennelieven33563 ай бұрын
Misaotra zoky be❤🇲🇬
@RavalisonSylvie3 ай бұрын
🎉
@Smymahl3 ай бұрын
😂😂refa ts zakan hozape d ajanony fa zahay anie ol manenganinay v hahaloa avocat en euro e!
@mandresyrakotondrasolo13243 ай бұрын
Aza mijery sy mihaino fotsiny dia vita fa manjary hita ilay niveau anao