Enga anie ho tapaka lalandrà any daol irao tsy matahotra an'Andriamanitra reo! Amen
@ArmandMamba_5 ай бұрын
aiza ny ✂, fa zan ange ts tonga2 oaz @zao, sad b d b r zareo
@YasinaRatsims6 ай бұрын
MANDREBIREBY SY MANADRABA NY VAHOAKA MALAGASY AMIN'NY ALALAN'NY FILALAOVANA VOAMBOLANA INGAHY Soava CENI! 😠😠😠😠😠😠😠😠😠😠😠
@rtsvhgy35896 ай бұрын
Hitako fa botabota kely ny mpiasany Ceni an mafy ny fiainana
@razafimahefaralimanana255 ай бұрын
Aza Manangona Vain'Afo antampon'ny loha re ry ceni fa so de hidirandoza eo nareo isany ô!!!
@tianasaib90036 ай бұрын
Aza manaiky fa Dory any le ceni s'y hcc
@DARIVONY5 ай бұрын
Hita mihintsy hoe zàtrz mpandroba sy manambara zavatra!!! Ary ngà tsy hikonetaka any @ SADEC sy ny Communauté internationale ????😮😮😮
@PierreRambolarijaona-cw3sd6 ай бұрын
Hoy ireto ray aman-dreny t@ ireto zanany : karakarao ny trano fa handray vahiny isika. Rehefa tonga ny vahiny dia hita fa NILAMINA tokoa ny trano, saingy naloto tanteraka.
@tianasaib90036 ай бұрын
Dory any daholy n'y hcc s'y ceni
@estellesoumira70106 ай бұрын
Anareo ao aminy ACECE sy CENI fa hitako efa matoelahibe tsy manaja tegna, kabarony Internet tsy hainarô, zany matonga lay Vato efa nalaindreo tao aminy birao de Vote sary, nefa Tonga aminareo birao ny CENI sy ACECE mihova hafa. Anarô ao mihitsy no mampahatra ny firenena Madagascar 🇲🇬 ty.
Azafady aminarô tompoko hajaina fa ahoka re ny disadisa isaka mizy fifidianana aty amtsika fa atsika , enao ary vahoaka Malagasy manontolo efa my jaly mafy dia mafy ka mihangavy anareo eo ambony fahefana mba aoka re azafady fa tena my jaly zay vahoaka Malagasy amin'iny zao dia misaotra tompoko 😢😢😢😢🙏🙏🙏🤟🤟🤟🤟🤟🤟🤟🤟
@philippejeanClauderakotoni-w8s5 ай бұрын
Mitandrema nareo reo ry ceni sy hcc mandehana @ fahamarinana afatra ny ahy sao la anenenana
@almaelinirina74566 ай бұрын
Ka badobe reo irmar reo de manao lainga marivo tototra. Loza!!!! Mietsika daol isika malagasy manomboka izao e!
@danielgoineau19596 ай бұрын
Ravao ny HCC sy ny CENI fa voavidy vola ,AFRIKA manontolo no lasibatra n'io système mafia apetraky ny mpanjanaka io ,aza manaiky mihintsy ianareo vahoaka izay nifidy ny olona tiany hapetraka eo,halabato ikoazana mampiteny ny moana no misy nanomboka tamin'ny fifidianana filohampirenena noterena fotsiny ho premier tour de vita, mafia no mitondra eto Madagasikara
@jonraha5886 ай бұрын
Membre n'i CENI tsy hanaiky mihitsy fa tsy nahomby iny élection iny, '' on ne tue pas la poule aux œufs d'or''
@vivirazafimahaleo58256 ай бұрын
Tamin'ny fitondran'i Président philber Tsiranana ihiany no, naha Madagascar an'i Madagascar. Malahelo anao zaho ry Tanindrazako
@kotorazaka43645 ай бұрын
Io Soavina Andriamarotafika Io mintsy no anisa'ny manompo sy mankatoa Io fitodrana Io! Ary tsy Tia an'Atoa Ravalomanana maizina mintsy Io! Misy farany ny zavatra rehetra fa aza miseho mahay miresaka sy manadio tena
Itambatra daholo ny victimes avy @ mpanohitra rehetra fa ho hita eo ny tohiny ry hcc sy ry ceni a! Afatory tsara ny fekibonareo mianakavy
@santiiarivo53705 ай бұрын
Ireo anie ka voavidy vola e ! Matoa Tsy miova amin’ny asa ratsy dia efa voabaiko ny vola , vola vola vola ihany. Mba menatra e!!!!! Adala daholo zany ireo olona mitady ny fifidianana maxiofferte ireo dia avy eo ny ratsy atao nareo dia lazaina fa ny sas any no nangalatra , ô leiretsy a tsy e! Tsy adala akory ny firaisan- kina fa ianareo daholo no manana axé ny zavatra rehetra ary mazava ho azy fa efa zatra ny lalan- dririnina ianareo . Mba mieritrereta sy mandinihy fa tsy ny marina tsy mba maty.
@ArmandMamba_5 ай бұрын
Tsara fe mandefitra loatra na ny fanaovano reportage aza, hita mitsn oe mataotra ianareo, tsy ho resinareo mitsn reo, na io reportagenao io aza melemy, mataotra ny hovery asa, na higadra na ho faty
@razafimahefaralimanana255 ай бұрын
Tsy raran' hcc s'y ceni zany ry reto fa n'y ataony iany no ataony a ! Olona lany Fanahy reo?? MBA mivavaka aiza ary zareo reo e! Tsy MBA menatra ve??
@sharashara71796 ай бұрын
Ny lohany rehef ratsy de manaraka daholo izy rehetra,dika tam fifidiana president iny Io EF ts nety no nisy halatra s famadihana vato de Mbola Zao koa n atao zareo député orange reo,aza manaiky mihitsy Ary nareo ceni s HCC MBA misia Jery fa nareo no mpangalatra miaraka am zareo
@d31d-c7t6 ай бұрын
Soa ihany fa efa hitan'izao tontolo izao ity video ity mba hosaintsain'izay manana fanahy. Madagasikara tsy maintsy mandroso eh