tena makaren-tsofina ilay R ilay n*7, sady tsy mahatsapa akory ny zava-misy.
@sebastienandria47337 күн бұрын
Ny an'i Tojo no mety tsy nanatrika an'ity sketch ity. Fa mba misy fanontaniana aloha ty: "Fa tsy maintsy mirouler R foana ve zany rehefa IRMAR?"
@yurix_mg6 күн бұрын
D gaga mintsy a ry namana LOL
@mahay20236 күн бұрын
KKK
@RabenandrasanaBatseba-s8u5 күн бұрын
Hihii
@Yvette-r8p8 күн бұрын
TGV LO DE TSY HOLANY EO ZZNY É LEO NY FITAKA SY BALA RORA TOMPOKO IZAHAY ETO ANTANANARIVO .
@balimalalachou96257 күн бұрын
Raha vao mi-rouler dia aza ifidiana fa mankaleo be.
@mahay20236 күн бұрын
MARINA
@4devmada3558 күн бұрын
RRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRRR SADY MANALABARAKA NO MAHAMENATRA. REHEFA TSY HAY ILAY POLITIKA DIA ALEO TSY MIDITRA FA DISO VENDRANA LOATRA. ABARIBARY MIHITSY ILAY FAHAVENDRANANA
@acharaz69267 күн бұрын
dondrona be
@VoahanginirinaRajonhson8 күн бұрын
Tsy maintsy miroul vé le rrrrr Tonga de aotra ramatoa
@rakotojaonamiarantsoa87677 күн бұрын
Mafy ianao madama raha tsy mihetsi-bolomaso amin'ireny a, tsy haiko hoe inona no nosotroinao ka hahazakanao ireny ady hevitra ireny , sa tena efa lany henatra
@LandiRakotondravony8 күн бұрын
Zao nga le ramatoa be ty vo mahita fa henjana n'y politika tena vendrana annnn.
Mankasitra indrindra Tompo GASCAR Fenosoa 🙏🙏 Mila anao ny Firenena GASCAR Fenosoa an🎉❤🙏 Ny Tompo anie homba sy hitahy anao fa honga eo @ toerana iriinao io anie enao Tompoko 🙏🤍🤲
@miarinaariel89143 күн бұрын
Raha mety mba aza ato lava bé ilay resaka fa aleo Tonga de mba le olona direct no manazava azy fa lasa miverimberina sady miadana bé ilay fiteny . Merci
@SoaFana_1238 күн бұрын
Franchement, aucun pour rattraper l autre Ny sasany vavany fotsiny, ny sasany mitady hitondra ny olona amin sentiment ndray, ny sasany figurant fotsiny …
@Margue-er5sw8 күн бұрын
Soa mihitsy Tojo fa tsy nanao itony donakafo n' mpiantsarambelantsihy.
@mahay20236 күн бұрын
MARINA , FAHENDRENA
@samaritain166 күн бұрын
Tahotra e
@tendryramiandrisoa2218 күн бұрын
"Aïe, aïe, aïe" hono...! LOL
@dimisiarisoa18278 күн бұрын
Mankasitra aminao Honorable Gascar Fenosoa
@acharaz69267 күн бұрын
Honorable tsy manaja tena no sady tsy manaja ny teny nomeny
@andrianjafiharisonmahasetr5478 күн бұрын
Débat des perdants
@MegaRanjee7 күн бұрын
Voila, justement.
@razafimahefaralimanana258 күн бұрын
Aoka hazava fa nareo no ho tsaky REfa Tonga n'y 11 décembre satri, azy n'y Hcc s'y n'y ceni, no zany nareo no ho tsakitsakiny, tandremo a !
@Smymahl7 күн бұрын
😂😂😂possible b asa izay ho tsaky eo😊
@robyrobson20236 күн бұрын
an'iza ny TANANA AAAAAAA 🙂
@rafatroalberto96678 күн бұрын
Diso vision enao my rouler R ty
@lucrazakamahefa74068 күн бұрын
Programme vé hisy tsara nohon'ny velirano!!! Fa efa hita ny nanaovan'ny antokonareo azy... Mbola mampazoto vé ny mihaino izay programa atolotrareo?
@Masoandromibalika5 күн бұрын
ODOIE!!!!! RY RAMATOA HARILALA EEE!!!!
@josephineranoro47727 күн бұрын
Ka hoe an-tsika ny tanana ko.
@fararajaonarison12207 күн бұрын
Mankaleo mihaino azy
@RAZAKAMAHEFAFLORIANКүн бұрын
De hitombo indray n'y v8
@HajaRandimby8 күн бұрын
anjaranarw mpitatana ty fifidianana ty no mandinika fa ho grave io ra tsy mandinika nareo ,avelao safidimbahoka no ipotra fa tsy halambato fona
@BangoAbo6 күн бұрын
Mankaleo be le rrrr
@MegaRanjee7 күн бұрын
Politique de l'autruche fotsiny ny an'ilay ramatoa ty.
@josephineranoro47727 күн бұрын
Ka izany fanangonana kära-panondro zany ve marina sa tsy marina ?mba tianay vahoaka fantatra.
@EtienneRandriamanana6 күн бұрын
i Andry Rajoelina ma Jany tsy maita olona arotsaka na ilaina raha tsy olona manao bada lela
@DanielRandriamampiononaКүн бұрын
Mieritreritra fivoaran zan raha vao ireo mi rouler R reo 😂😂
@marcrkt93318 күн бұрын
Henjana be ny polotika ry n7 fa courage a! mbola aiza vao manomboka ny anao? Ramanambitana anie toa mba nanao izay ho afany ihany fa taiza no niafarany?
@telfax-b6w7 күн бұрын
Ary ifanarahana ve oe ze mahay badalela de alatsak ni tgv ee ...ra reo fampanan tenana tenen Harilala reo de zvatra ts vitany ry tsy hisy mints ra mbl tgv no eo ..ni filohana zay mpitarika anao aza ts mavita sy mpandainga ...ko iza tson no hino anao eo ..lainga lainga fona fahanana ni vahoaka
@sidoniesidonie97223 күн бұрын
Mankasitra indrindra GASCAR Fenosoa 🙏🤍🫶🥰
@user-vo2gk7jz4v4 күн бұрын
Tsy mila miheno anareo mianakavy intsony fa Leo tanteraka anareo mianakavy
@gilbertrakotomalala405 күн бұрын
Narrrrrrrrrreo!
@sydneyjennifer6 күн бұрын
fa fotondrana ve azo lelafineee! ? sa ianareo efa nilelaka de hotrany ahoana ny tsirony?
@RuellahRanarison6 күн бұрын
Sa tire une balle réel pour Tahina amin l valiny zavatra resahany ilay ramatoa mi roulé « R »😂
@andryfranckrakotoniaina90056 күн бұрын
tsara izany Iphone 16 ny GASCAR izany aa!!! Tazomy tsara fa sao misy maka eo a. kkkkkk
@sidoniesidonie97223 күн бұрын
Leo anao ny sofinay mpagnareaka ramatoa 👹👺
@Masoandromibalika5 күн бұрын
Dia efa milaza amintsika fa raha lany eo @ity ramatoa kandida harilala ity dia aza manantena zava-baovao eo fa efa fomba ndry zareo io mahay mampiesona olona alohan'ny fifidianana io.😕😕😬😬
@santiiarivo53704 күн бұрын
Fa inona no natao nareo hatramin’zao Ramatoa ! Refa tonga toy izao ny fifidianana dia mahay mandresy lahatra ianreo ka ny marina dia izao ihany ny asa vita no nifampitsarana hatramin’izay dia hitataratura fa 0 ny résultat koa avelao ny vahoaka no hi tsara izany.
@olivaravelonirina44797 күн бұрын
Lainga voavalin tsara
@AlphaMahagaga-s6j6 күн бұрын
Miaiky @ ity vehivavy ity aho fa sa mihatsika na dia vavy tokana ary Alefa num 7
@hermannstamm5237Күн бұрын
Tsy resy akory ny olo mangina ary zay mangina volamena
@andriamahazoedwinadonia26215 күн бұрын
filohany ary atreto tsy ita izay zava bitany,voamaika ny piasany
@josephineranoro47727 күн бұрын
Milaza ny marina kosa Gascar e.
@VoahanginirinaRajonhson8 күн бұрын
Tssy IZY mintsy enao rn be rrrr aaa
@TIANACHRISTIAN8 күн бұрын
Cinéma @hampahany! Iza daholo moa ny mpamatsy vola anareo ireo!
@shortlife-70max7 күн бұрын
@@TIANACHRISTIAN ouiii. Raha mba nitambatra iray ilay 3eme force dia mba misy azo antenaina fa tsy IRMAR-TIM- dia ireto ts mitambatra fasika izay mitambatra vato ireto ve ahinana anireo, naninona raha mba nanao block 3e force fotsiny fa lasa ridicule be. be ts androfana nefa efa fantatra fa fanatika no adve 👎👎👎 malhonnête ihany izany amiko fa mahay miresaka fotsiny
@fidroelgasilahy78628 күн бұрын
HUHUH ilay mpanao kaomantera koa dia mahalatsaka indraindray ka kkkk
@NathaliaClaire-c5g4 күн бұрын
De ino ko ny tsakitsaky amzany e
@johnnathanael-l4s3 күн бұрын
Mody manao vazah mody miady reto, vakiana ftsn
@NathaliaClaire-c5g4 күн бұрын
Fa ze teneni.'ialah ve no marina lty.
@SaholylalatianaBebyMeltine7 күн бұрын
Iza no beny tanana'antananarivo e tsy ny antokonareo ihany ve
Tsisy malhonnête zany eo fa niala tamin'ny papi ravalo zareo satry Tia tena loatra Léry
@shortlife-70max7 күн бұрын
@@oelitinatsilavinajulienrak2084 dia miala ve dia misaratsaraka fa tsy miray hina. zzao miparitaka fotsiny ny vato sa misy IRMAR ihany ireo matoa ts afaka nitambatra iray. sois disant 3eme force dia mba olona 3 zany no candidat
@manohymnhandraina67423 күн бұрын
Raha olona mandinika sy mamakafaka aloha de mahita hoe Tahina no Tena solution.
@ChristinaLenfant5 күн бұрын
TY VEHIVAVY TY VE MAHATADIDY IZAY NOTENENUNY SADY MANAO AVOLELA AOKUZANY ,KA IZAY MANANDRIFY NY VAVANY HIANY NO TENENINY HAHAHA AZAFADY
@jojorasoa65067 күн бұрын
NY ABSTENTIONNISTE VE NO KÔTOKÔTIANA AMIN'NY ANARANDRAY ! Vendrana ! Ny an'i Dadafara moa dia ny avenue de l'indépendance hono no ovainy ! Oh lalalala ! Satria efa fantany fa tsy hifidy azy fa ny tatatra eny aminy totofany ! Oh lalalala ! Ny an'i OGASCAR FANIRISOA MIANDRY SOUPAPE AO AMIN'NY PHONE VAO MILAZA LAINGA, OH LALALALA ! Ny taxi-moto no angalana patente hono ! Ny an'i Tahina dia hoe tsy ilaina nyKianja Barea satria resy nyBAREA satria tsy nampiasa ny kianja, oh lalala, ka nyCOMORES angaha manana kianja ????? Sady izay mihitsy no tena ilàna ny kianja raha izany e ! Ny Ankoay izao nandresy satria MAHAY FA TSY MISY IDIRAN'ny kianja !
@bonheurboutique58306 күн бұрын
Le rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr marikorrrrrrrriiiiko
@zafinjanadambo8 күн бұрын
Any am gandatsaham baaato no mitsara fa tsy fanehoankevitra.am tambazotra...samy hita saholo vahoaka manotrona az ireny refa manao miting..hamaroam bahoaka nanaraka azy nanao dia bz teto antanarivo ve ka vita tsaky???? Ampiarahana al sausse foza oo am.le 11 fa mibata fandresena...antokon izay efa hita nanorina ihany no mendrka eo fa tsy izay antoko tsary hitanao mba zava bitany teto am firenena fa blablabla fotsiny..ho hitabeo izay atao tsakitsaky am.le 11😂😂😂😂...aoka tsy hanao ny fanaony i tim .vao 3 n'a 4 andro vitan.ny fifidianana eto am firenena???? Efa lany izahay tim!!!logiciel fauple ny tiko tsy mahay mandoa tax no ampisaina hanisa vato...valim pifidianana vola a lava no avoaka..efa laby izahay!!!antoko ega notsipahim bahoaka ..mpangala bolam bahoaka.robinson? Efa lany izahay!!!navoaka ny valim pifidianana tam cenni? Resy kay..député?efa laro an isa by firaisankiiiina!!nivoaka ny valim pifidianana ofisialyy?? 22 monja an i firaisankina.!!! 😂😂😂.jereo anie am fifidianana maire io??? I tojo tsy nanao débat !!!efa lany i tojo hoy i tim ireo fa jereo ange e..nefa efa ataon i tgv tsaky liaraka am foza a la mayonnaise 😂😂😂😂..hoanin ny foza hatram taolany io tojo nareo io!!!😂😂😂
@mahay20236 күн бұрын
KKKK
@NasolotianaANDRIANTAHIANA6 күн бұрын
Rrrrrrrrr
@jeanlucramboasalama24818 күн бұрын
N'y tena navarin sy nilaza ny marina dia i Gascar, sahy no sady tsy mitsitsy , zany no tena hilaina
@DARIVONY8 күн бұрын
Gascar milaza ny marina ??? Hahahaha! Asaivo avoakany ny preuves matérielles mikasika izay nambarany àry! Asaivo avoakany any amin'ny haino amanjery ho hitampoko hitampirenena! Fa raha tsy manao izany izy, Dia bala rora izany!!!!
@Razakamahefa-q6q8 күн бұрын
Andravoahangy ary mapalahelo canal tsentsina tsita ze vita
@YandieAndrianiavoRajaonarison7 күн бұрын
Tsakitsaky ahoana moa 😂😂😂😂😂 sao izy 5 lahy no nandra tsy manana ny antom-pisiny fa manao hevitra mitaingina fotsiny.
@acharaz69267 күн бұрын
Mpisolelaka.
@samaritain166 күн бұрын
Tsy mba tonga nanatrika ny fivoriana kosa ny vorondolo
@davidrakotorahalahyandriat36907 күн бұрын
5 Hommes contrent une femme c'est pas facile quand même mais elle a bien réussi a les battre
@davidrakotorahalahyandriat36907 күн бұрын
HARILALA RAMANANTSOA HATRANY E. ON EST NÉ D'UNE MÈRE