HATAOKO VE NY DÉBAT @ ITY MADAMA RIJASOA MANANA ITY RY ZAREO ?? ...

  Рет қаралды 1,224

Koto

Koto

Күн бұрын

FANDEHAN’ ILAY DÉBAT IZAY HATAONAY sy Rijasoa MANANA , FANAZAVANA MIALAHO ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Пікірлер: 29
@JeanneAimeeRaheliarimaro
@JeanneAimeeRaheliarimaro 2 сағат бұрын
Feno zany fanazavan'i Koto izany .Heveriko fa efa voavaly tsara izany ka atao inona intsony débat..
@pavo4160-q8q
@pavo4160-q8q Сағат бұрын
izay mino anao no bado sy vendrana
@tianasaib9003
@tianasaib9003 48 минут бұрын
Fa bé tay mbava le ramatoa nefa misy sujet bcpx plus important a Madagascar au lieu de défendre une miss qui ne servent à rien
@josianeharrivel3845
@josianeharrivel3845 Сағат бұрын
Sssssssss😂😂😂😂!Aza mandany resaka @ ny olona tahaka itony,pokaty no tsy misy dikany!Sady tsy mitondra lavitra e!😮😮😮😮😮😮😮 I Koto no manana ny rariny!Ny Miss dia Ambassadrice ny Madagasikara,mitondra ný faneva ny vehivavy malagasy,manao promotion ny tourisme ny Madagasikara!,mila hanaovana kabary ve?
@Abdallah-e3k
@Abdallah-e3k Сағат бұрын
Tsy resaka miss heky fa ataova débat ry Koto ooo aza be resaka eo fa raha mahasahy anao defa ataova débat ry Koto ooo
@user-sadika
@user-sadika 50 минут бұрын
Hafatra kely ho anao , rehetra tsy zaka intsony fiainana sy aretin'ny fisehosehoana dia ajanony, na ny tena mety aminao dia mamonontena angamba. Miseho mahiratra loatra ka tsy zaka intsony.Ny anao efa aretina , fa sao dia mila mijery dokotera ihany.Idirana daholo izay resaka miseho, miheritreritra fa tena intello angamba. Un chien reste un chien, et un chien ne fait de la politique , mais ila sa siennne de vie.
@ericandriana6856
@ericandriana6856 Сағат бұрын
AHOANA IHANY LE TELEFERIKA SY ILAY KIANJA MANARAPENITRA !
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 24 минут бұрын
Anontanio izy Koto hoa: Naninona no tsy ministra intsony kay io Rtoa io😮😮😮😮
@ColetteRavaoarisaoa
@ColetteRavaoarisaoa 2 сағат бұрын
Dia mahafaly anareo ve ny miady lava ao @fb io
@domohinarijandrianalolorav1483
@domohinarijandrianalolorav1483 2 сағат бұрын
omeo ny hafatra iz Mr KOTO A FA TSY MBOLA MISOKATRA NY TSARA NY SAINY RAHA ZA IZ TSY SAHY MISEHO MASOANDRO DU MOMENT QUE TOUS LES PEUPLES MALGACHES CONNAISSENT SA SITUATION SUR LE BONBON SUCETTE PKOI ELLE N A PAS DEVOILE CE QUI C EST PASSE AU NIVEAU DU MINISTERE DE L EDUCATION ????????
@DM5614
@DM5614 39 минут бұрын
Mr Koto! Miarahaba Tompoko ! Juste mba iteny kely aho noho ity mme manoratena fa manampahaizana sy be diplôme ity ary koa mahay miteny @ langues 5 . Araka ny fantatra dia oe: malahelo ny miss voafidy voacritique noho ny tsy fetezan ny teny frantsay ataony ity ramatoa ity . Nihaino ny resaka nataony aho ka izao Mr Koto! MISY OLONA MITENY LANGUES 13 ATY SY ANY HOANY SADY NIANATRA TANY AMÉRIQUE SY T@ FIRENENA MARO HAFA KOA FA TSY MITSAMBOAMBOATRA TOY IO ATAONY IO .....BETSAKA NY TIAKO HO AZAVAINA FA IZAO ; HO FIAROVANA NY VONINAHITRAO MR KOTO AZA MANAO DEBAT @ OL TOA IO FA RIDICULE SY ABERRATION FOTSINY ! MAMPITOTONGANA, TSY MISY ILAIVANA AZY TSY Á LA HAUTEUR IO FA JUSTE MANAO PUBLICITÉ FOTSINY MITANTARA NY LALANA NALEHANY SY FIANARANA NATAONY NA IZANY AZA TSY MISY HIFANDRAISANY @ FIAROVANA ILAY MISS KOA HAJAO NY TENANAO MR LAISSE TOMBER !ÇA AVELAO IZY HANAO PUB SAO MBA MISY MIANTSO SY MILA AZY HIASA.....C'EST PAS LA PEINE MR ! NY OLONA INTELLIGENT NA INTELLIGENTE ÇA FONCTIONNE PAS COMME ÇA! RESTE CALME ! NY TAPANY NO MIGOBANA FA NY FENO CALME ! TSY MENDRIKA NY HANAOVANA DEBAT IO FA ADY ATSANGA NO HATAONY . HALAVIRO NY GENRE N OLONA TOIREO! SATRI NAMETRAKA FANTANINA IANAO @ HANAOVANA SA TSIA NY DÉBAT AMINY DIA HOY AHO HOE AOKA ITSY! AZA MIDINA @ NIVAUX MISY AZY FA RESTÉ À VOTRE PLACE! ZAY MERCI !
@herihaja5415
@herihaja5415 2 сағат бұрын
Salama Koto a!!! izany resakao izany dia ombaiko manana ! Misy zavatra tiako hazavaina anampiako azy fa lava loatra ; fa raha hiteny gasy riban''Imerina dia mahay aho raha teny vahiny mahafehy teny roa aho . teneno @ ireo tsy mahay kajyfototra ireo ny tsy fahaizany sy ny Hadalany
@socrateracyclone6349
@socrateracyclone6349 Сағат бұрын
Alefaso fa mila Faizina ny olona nihinana ny volam-bahoaka toy io. Teny Malagasy ranoray no ilaina. Olona manao Miss no tsy maintsy mahay miteny Frantsay.
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 51 минут бұрын
N'a le Mme iny aza nanaiky ho entin rajoelina Sady donjona no tsisy paika
@djianffarattoumani2321
@djianffarattoumani2321 2 сағат бұрын
Atova débat
@bijouraza4254
@bijouraza4254 Сағат бұрын
fa manino ary koto manaiky debat ??? kkkk
@socrateracyclone6349
@socrateracyclone6349 Сағат бұрын
Rehefa tsy mahay miteny Frantsay misosa kosa dia tsy tokony manao Miss Madagascar e ! Tsy isalasalana mantsy fa tsy maintsy mahay miteny Frantsay na teny Anglisy raha hanao fifaninana Miss manera-tany
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 Сағат бұрын
Ny zavatra ataonareo dia Tena efa mihoatra ny tokony ho izy ry zareo ah
@tianasaib9003
@tianasaib9003 50 минут бұрын
Ataovy premier round Dia vitæ
@Abdallah-e3k
@Abdallah-e3k Сағат бұрын
Koa mahasahy Rangahy koto ataova débat de hita eo n'y marina fa aza be resaka eo fona ee
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 2 сағат бұрын
Koto ah aza miditra amin jeux ny anao eeeeeee jereo reny comportement reny la honte
@teddybouilloud4635
@teddybouilloud4635 2 сағат бұрын
Slt koto a Inona nefa titre ny le debat nareo ao .?
@raholimananatiana6265
@raholimananatiana6265 2 сағат бұрын
Aleo mangina Koto a , izay mangina volamena . Manaja tena f aza mifamaly @olona otran ireny akory.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 47 минут бұрын
Cette femme doit aller aider les pov chez elle au lieu de raconter n'importe quoi
@Ramananandronytoky
@Ramananandronytoky Сағат бұрын
peo any amzay anavona any ko e
@EthanRamaroson
@EthanRamaroson Сағат бұрын
Alefa koto a
@SergeRakotoniaina
@SergeRakotoniaina 2 сағат бұрын
Anao ve Koto tsy afaka manome vahaolana raha tsy ny manakiana olona foana mba omeo solution, ary omeo koa le vidéo misy ny fiarahana izay lazainao mila preuve zay vao miteny alefaso le deba Koto a
@MaTsiro-t4g
@MaTsiro-t4g 2 сағат бұрын
Tairo letsy lay débat e
@patrickrazafindrakoto7430
@patrickrazafindrakoto7430 22 минут бұрын
Tsy mahaliana an- drangah moa Koto ny manao débat . Taire fa mba anjarany indray zao fa hatr@ izay rangah ohany no mi- inviter. Eo ntsika mahita ny tohiny rehefa avy eo.
RESAKA MISS TSY MAHAY MITENY FRANTSAY ...
23:37
Koto
Рет қаралды 5 М.
Стойкость Фёдора поразила всех!
00:58
МИНУС БАЛЛ
Рет қаралды 7 МЛН
规则,在门里生存,出来~死亡
00:33
落魄的王子
Рет қаралды 32 МЛН
1 сквиш тебе или 2 другому? 😌 #шортс #виола
00:36
А что бы ты сделал? @LimbLossBoss
00:17
История одного вокалиста
Рет қаралды 9 МЛН
i-BC NEWS DU 17  OCTOBRE 2024 PART1
15:30
i-BC TV
Рет қаралды 349
Orchestre Zandry Mozika   10taona
34:49
Zandry Mozika
Рет қаралды 51 М.
RESAKA AMBONDRONA sy RAJAO ...
18:47
Koto
Рет қаралды 8 М.
Ny Fahazazako N°02 Bodoharisoa Razafindrazaka
50:39
Radio Television AZ
Рет қаралды 28 М.
FITIAVANA - Amour
9:16
LazaFBBA
Рет қаралды 16 М.
POROFO FA TENA TSY NAMELY NY FITONDRAN-dRAVALOMANANA ...
12:57
EMISSION SPECIALE PETY RAKOTONIAINA DU 16 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
48:01
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 1,8 М.
Стойкость Фёдора поразила всех!
00:58
МИНУС БАЛЛ
Рет қаралды 7 МЛН