AFAKANDRO Christian sy DEL KELY : ADY SARITAKA AO @ FIRAISANKINA ...

  Рет қаралды 13,516

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 45
@felixiarakotoarisonbertone4470
@felixiarakotoarisonbertone4470 2 ай бұрын
Merci KOTO
@carlarose6797
@carlarose6797 2 ай бұрын
Soa fa tsy merina i Fidèle, sinon tany no nanasiva n'ny sasany azy, satria tsy mahita tsininy loatra ry rajwel. Azo inona fa tsy hidina anao débat à Afaka izany i Del : Tsy mitovy lenta mihitsy, tsy mitovy envergures. Merci Fidèle. i Afaka zara rà Mahajanga ; i Del anefa national. i Luc Hervé koa mankahala an'i Siteny ; hoe mpamadika hono. Tsy azo avela ny hevitr i Luc Hervé satria be mpanaraka izy, surtout any Mahajanga.
@acharaz6926
@acharaz6926 2 ай бұрын
Débat entre Koto & Afakandro, OK ataovy
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 2 ай бұрын
Marina be kosa alo ny teninao ny mombany Christian sy Sireny fa fositra.
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 Ай бұрын
Lasa kilalao i Madagascar malalako 😭😭😭😭
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 Ай бұрын
Salama aby isika Malagasy rehetra 👋 ❗️👍pisikidy eo ambaravaran’ny mpamosavy i Christian sy Siteny .Manosihosy ny manampahaizana daholo no asan’izy mirahalahy c’est dommage ❗️❗️
@heriniainaelierasolondraib2689
@heriniainaelierasolondraib2689 Ай бұрын
Bravo koto 👏
@cassandrarandria9607
@cassandrarandria9607 2 ай бұрын
Misy fahamarinany fa zay moa no politika any Madagasikara zay bevava sy mpisoloky no manjaka.Tena mampalaelo lay toe-tsaina.Tena nandiso fanantenana raha i Afakandro sy i Siteny.
@MalalaMarie-d3w
@MalalaMarie-d3w 2 ай бұрын
Marina ny anao ry koto
@DrDoby-rf6kd
@DrDoby-rf6kd Ай бұрын
Lol no
@AlanFrancky
@AlanFrancky 2 ай бұрын
@EliaElia-op6gs
@EliaElia-op6gs 2 ай бұрын
Revoko,afatra atsipy izany
@zigzagfungames1033
@zigzagfungames1033 2 ай бұрын
Marina izany zoky.. Fakonay aty Mahajanga aty i Afakandro io.. tsapany amzay fa Firaisan-kina no tianay fa tsy Afak'Ondry sy Pro Sitay
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 2 ай бұрын
Afak'Ondry sy Pro Sitay hahah
@ColetteRavaoarisaoa
@ColetteRavaoarisaoa 2 ай бұрын
Misaotra koto fa tena marina izany
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 2 ай бұрын
Manahona Koto ah! Marina tokoa zany voalazanao izany! Akamakama ve ny fitondrana ny firenena! Mercenaires daholo reo, n'a u Siteny n'a i Afakandro=> mpanohana an' Rajoelina daholo reo! Sirika ny fikan-dreo jiaby! Mazotoa
@carlarose6797
@carlarose6797 2 ай бұрын
Miambo kevitra aminao 100/100 momba an'i Afaka sy Siteny. Tsy valahara ireny. Tsy menatra mihitsy i Afaka. Ary zary mitsiky tsiravina i Siteny sisa, fa menatra. Fantaro fa efa manomana ny hanao dynastie i rajwel. Romotrab ibrajwel noho i Tojo nisongona !!! kkkk. Rà misy ankehitriny élections présidentielles ka rà ilay zanak' i rajwel "arena" no milatsaka miaraka à Tojo, à la légale, i Tojo no ho lany, satria i rajwel efa naloa n'ny Vahoaka malagasy. Ankehitriny no sakana n'i rajwel ny candidature n'ny rai n'i Tojo. Tsy i Ra8 Président no nanolotra an'i Tojo, fa ny membres ao à TIM no nanao ny proposition, dia nanaiky daholo. Tsy misy feo mitsipaka mihitsy aloha hatreto ao à TIM. Aza adino fa i Tojo manana diplôme Harvard. Rà mbola tsy manana talent d'orateur loatra i Tojo izao aloha, dia satria mbola ny rainy no teo ; fa ho avy izany fahaizana mikabary izany. Isaorana i Tojo nanaiky. Fantatra fa, par rapport à vita n'ilay soi-diant maire nd rajwel teo, Naina, izay nangalatra fotsiny, ny vita n'i Maire Marc sy Maire Lalao, tsara lavitra. Jereo fotsiny ny état de Tana izao. Mba asio resaka ny Réussite n'i Iles Maurice voa verina à Maurices, fa ny an'i rajwel tsy misy resaka intsony.
@RivomalalaSarah
@RivomalalaSarah 2 ай бұрын
tsy ampy anao iny koto fa aza mandany andro am olona oatranireny
@SizaNirisoa-vu9or
@SizaNirisoa-vu9or Ай бұрын
Zai mihitsi Koto za Maka ano mahay mijeri na lavitra
@lantz-182
@lantz-182 Ай бұрын
@razafindrakotoeloijulien6527
@razafindrakotoeloijulien6527 Ай бұрын
Afakandro zaigny arriviste magnano bevava be fa tsy ampaladiany Razapiera ary Siteny zaigny mitôvy @ Afakandro fôgna tsy manana famatorana mihitsy
@payetbruno8100
@payetbruno8100 2 ай бұрын
Tena mitovy analyse @ Koto 100%100 za. Efa hitampoko hitampirenena zao fa Citron dia Orange. Tsy hanana avenir io Firaisankina io raha tsy esorina ao reo mpamadika reo
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 Ай бұрын
@@payetbruno8100 🤭les deux ceux sont des agrumes 🍊 ça veut tout dire….🍊citrons🍋🍋🍋🍊🍊🍊Afakandro et…..,
@louisleon4577
@louisleon4577 2 ай бұрын
N'y alika vao torahana taolana Dia mifandrombaka
@marietardieu7290
@marietardieu7290 Ай бұрын
Efa ataon' ny mpitondra mihintsy ny ampahantra ny gasy amin' izay tsy hafaka mitrotra, diso tafahoatra loatra ny fitiavan-tena
@lovarajohnson133
@lovarajohnson133 Ай бұрын
Ity misy possibilité, zavatra koninkonenin'ny fitondrana ao Madagasikara: hanangana antoko politika mpanohitra mitovy firehana amin'i Andry Rajoelina, izany hoe miara-miasa amin'ny vahiny mba handrobana tanteraka an'i Madagasikara. Izany hoe izy eo amin'ny fitondrana sy ny fanoherana dia mpinamana fa Vazaha mody miady. Izany fananganana fanoherana sadasada izany dia manomboka amin'ny fanaovana OPA ny tena antoko mpanohitra, dia ny TIM. Raha marina izany hypothèse izany, dia i Siteny sy ny pro-Siteny no lehiben'ny fandravana ny TIM. Ary ho filohan'ny mpanohitra naman'ny fitondrana. Izany hoe, raha dinihina akaiky ny hetsika fotsy, dia fanombohan'ny fandravana ny TIM. Raha jerena ny hetsika fotsy dia olona efa niara-niasa tamin-dRajoelina daholo. I Tahiana Razafinjoelina milatsaka ho maire n'ny Tanà io dia piège. Hihevitra ny olona fa izy dia mpanohitra satria tao amin'ny hetsika fotsy. Nefa ny mety tena tanjony dia ny hanohy ny fandravana ny TIM. Raha tena sincère ry Tahiana sy ry Hajo, nahoana no tsy nijanona tao amin'ny firaisan-kina hanohy ny tolona izy ireo? Ka aoka ho mailo fa mandady ny trambo.
@SizaNirisoa-vu9or
@SizaNirisoa-vu9or Ай бұрын
Afakadro de lolohavina fa manao maloto adohanolo pamadika vilany adrahoany
@herihaja5415
@herihaja5415 Ай бұрын
Gasy raiamandreny aho !!! ary tsy miheritreritra hafa tsy ny maha malagasy !!! tsy faly @ Gasy mpandroba mpanavendrana mpanabado vahoaka Miray tambazotra HAMORETANA ny Malaoasy
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 Ай бұрын
@@herihaja5415 👍Tokony ireo mpanabado sy mpanambaka ny Malagasy havantsika ireo no 👎 hongotana hatrany @ny fakany 😤fa mampijaly izay tsy izy 😭😭
@Smymahl
@Smymahl Ай бұрын
O se ry koto eeeee! Aiza ihany misy anoe ravavany ty e 😅😅😅
@HajaRandimby
@HajaRandimby Ай бұрын
marina mitsy zany koto a,mila mandinika vahoka majunga
@livaandriakoto539
@livaandriakoto539 2 ай бұрын
Efa fantatra h@ voalohany izay Zaza tsy ahazahoam binato depuis tsy nanao sonia dia efa tokony nesorina satria tsy mirary hina,va chercher le naturel et il revient au galop.
@manuellamariarabetsimataho7592
@manuellamariarabetsimataho7592 Ай бұрын
Ny lazan'ny anarana ry ngahy Koto dia tena manan-danja tokoa amin'ny politika. Kennedy, Bush ho an'i Usa, firenena lehibe izany. Moa tsy feno Kennedy sady président no ministre, no parlementaire tamin'ny androny. Bush, lany mandat i dada dia ny zanany no nalatsaka, lany soa aman-tsara na dia tsy re laza firy aza ilay zanaka, satria ilay anaran'ilay dada no nitondra azy ankolaka.
@SalemZandrimanana
@SalemZandrimanana Ай бұрын
Inutile de faire une comparaison M koto
@njandryrabarisoa4387
@njandryrabarisoa4387 Ай бұрын
Siteny zany oa 50millions ar no vidiny, efa niteny an'izany za teto
@leroabalita687
@leroabalita687 Ай бұрын
Il faut arrêter cette centralisation à outrance il faut arrêter que les ambaniandros définit ce qui est bien pour Tana et ce qui est bien pour manjunga c aux enfants de manjunga qui le définit et cela n exclut pas la compétence de Rivo il faut arrêter cette centralisation
@evarani2470
@evarani2470 Ай бұрын
Marina be koto a
@chanffysoudjay5788
@chanffysoudjay5788 Ай бұрын
Avy manao politique aty Koto à. Aza mitatata avy any. Tsy mety no tsy normal izany mivadibadika zany
@mraj2234
@mraj2234 Ай бұрын
olantsika malagasy ity complexe ity: le vavan afakandro hoe raha mafy be ianao dia esory tsy ho deputé aho otran fomba fitenin ndry zareo volomboasary io tia midedaka io. Olona volomboasary ve no ataonao milatsaka kandida? afaka atao ny miova loko fa ilay manao fikafika tsy ifampierana tsy mety
@baomeranthe
@baomeranthe 2 ай бұрын
Izio moa majunga fanarinareo katsakatsanareo boka antananarivo anao koto olo boka anosibe Ala tsy hainao raha a mjg adeso aminareo anosiba anala Rivo nao io
@Ebdha-s8d
@Ebdha-s8d 2 ай бұрын
Kara anw tssy raha pare Io koa baka
@leroabalita687
@leroabalita687 Ай бұрын
Tu as tout faux à ton avis est ce que Tana acceptera un enfant de Majunga se présente à Tana pk parachute une personne qui n habite pas Tana les enfants de Majunga sont aussi compétent pour choisir ce qui est bien pour Majunga
@lantz-182
@lantz-182 Ай бұрын
@SizaNirisoa-vu9or
@SizaNirisoa-vu9or Ай бұрын
Zai mihitsi Koto za Maka ano mahay mijeri na lavitra
Sigma Kid Mistake #funny #sigma
00:17
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 17 МЛН
Мясо вегана? 🧐 @Whatthefshow
01:01
История одного вокалиста
Рет қаралды 4,2 МЛН
Муж внезапно вернулся домой @Oscar_elteacher
00:43
История одного вокалиста
Рет қаралды 8 МЛН
NY ANTONY VOALOHANY TSY ANDEHANAKO ANY MADAGASIKARA ...
20:29
NY OLONA MPIVAVAKA BE vs OLONA MPITENY RATSY ...
19:12
Koto
Рет қаралды 4,8 М.
L'histoire de la protection des données personnelles
10:49
Adequacy
Рет қаралды 13 М.
Didier RATSIRAKA Transition démocratique et pauvreté à Madagascar  by Tv plus Madagascar
2:43:54
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 272 М.
Sigma Kid Mistake #funny #sigma
00:17
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 17 МЛН