Un proverbe très ancien dit que la vérité sort de la bouche des enfants. Ici, je dis que la vérité est sortie de la bouche d'un grand journaliste, un vrai sage, un raiamandreny tia tanindrazana ! La population du sud vous est reconnaissante, et demain le peuple Malagasy vous dira merci de l'avoir ouvert les yeux. Quant à moi, je salue votre courage et vous je dis merci MONSIEUR. J'espère que quelques partisans du HVM ( fort heureusement ) de la diaspora de France vous ont écouté, ainsi demain ils ne pourront pas dire qu'ils n'ont rien entendu, déjà qu'ils ne voient rien de ce qui se passe dans le pays. Et à ceux là, je m'adresse : katrafay lavitsy gnareo ka tsy mahomba fery !
@ainafenoarisoa973710 жыл бұрын
lany niomby d asaina miompy alo de avy eo ndray zan aondrana Merci grand pere ! tss otranw alo e mailo kou enao fa ho samborina ndray zao fa nilaza ny marina
@tantelyandrianjazalahatra462310 жыл бұрын
Itovizako hevitra @ Gravel Fan. The best de l'IDZ. Fanehoan-kevitra tena mafonja. Verezinao lavitra Dadabe ireo rehetra mpanao politika nandalo teto @ IDZ voalaza fa "mpitondra sy nitondra firenena", nefa ianao de mpanao gazety tsotra. Mankaiza le omby? Otran le fanontaniana tsisy valina koa hoe mankaiza de atao inona ity taolam-paty hangalarina ity? Ny mpiasam-panjaka = Vazaha, tena marina, ny tena izy tokoa de Ambaniandro = vazaha any Atsimo. Mila ezaka goavana hanovana an'izany fa sady mampieboebo ze rehetra mananana fahefana no manetry ny madinika. Ny fanabeazana no tokony ho lahara-pahamehana any @ ireny toerana ireny fa tsy fizarana tablettes ho an'ny mpianatra etsy sy eroa izay mampitombo ny elanelana @ tanan-dehibe sy ny any ambanivolo.
@heri644910 жыл бұрын
36mn15 Boky "Paysans, intellectuels et populisme à Madagascar. De Monja Jaona à Ratsimandrava " Manomboka page 386. Mety ho marina. Mety ho lainga. Saingy ny avantage-ny dia izy irery aloha hatreto no nanoratra ny momban'io tantara . Ary vao namafisin'i Mr Rangers teo fa tsy mbola nisy olompirenena tsotra na mpitondra fanjakana nanao reclamation nanohatra an'io hatramin'izao.
@razokinykely235410 жыл бұрын
Dahalo niova fo? Inona no ao ambadik'io? Tsy haiko aloha fa mba iza tokoa no nampiakanjo azy ireo nitovy tahaka ireny? Izay nividy na nampanjaitra ireny akanjo ireny no ati-doha ao ambadika ao. Tsapa mihitsy hoe: nampiakanjoana ireo lazaina fa "DAHALO NIOVA FO" mba ho hitan'ny mpamatsy vola avy any ivelany. Efa programa efa voalamina hatry ny ela io e.
@razanamadycinquieme59262 жыл бұрын
Un grand reporter
@rajallgasyofficiel401610 жыл бұрын
Mafinaritr olobe an,,, fotoana anefana ny Adidy ho an taranaka izao, indrindra ho an Malagasy ambany lanitra, tokony Mbola invite-na ian am Manarak ireo olobe jiaby tena mahay Gasikara ty,,
@fenoandrianandraina281310 жыл бұрын
Tsy bado akory ny Malagasy ka ilazana ronono an-tavy;
@aquilaebenedicti5 жыл бұрын
Ray aman-dreny hajaina!
@gasyihany10 жыл бұрын
Misaotra manokana an' i Onitiana nanasa azy. Antenaina fa mihaino tsara ny voalazan' izany Ray amandreny izany na ny mpitondra, na ny mpanao gazety. Ambava omana, am-po mieritreritra.
@dood58710 жыл бұрын
Mampalahelo fa hita "tsy mety ny fomba hitondrana izany" Réconciliation Nationale " izany satria "toy ny " On efface tout,on recommence(impunité)"..Izany hoe : ireo rehetra nahavita heloka rehetra teto @ firenena dia Avela daholo (indrindra ny tompomenakely ) .Ny "victimes "rehetra izany dia mangina mihafy miaraka @ lolo-po na valifaty na alahelo sns...Mety ve izany ? sa ny tany tan-dalàna dia tokony mampihatra ny Lalàna fotsiny!!! Ao anatin'ny miaramila sy zandary (misy ny loi martiale sns...Ary @ firenena mandroso any ivelany (alaina tahaka lava),tsy misy"crime na délit " vita fotsiny @zao na dia efa taona maro aza no nitrangany ;tsy misy maty manota zany!!!!
@damahschos98259 жыл бұрын
I Deba ihany koa efa nilaza hoe Andriamahazo no namono an'i Ratsimandrava
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
Avy aiza moa ny source d'information ahafahan'izany atao hoe françoise jourde mitompo teny fantatra fa izay lazainy no marina?Ary ankehitriny ve, satria tsy eo intsony ilay olona voatonona anarana Général Gilles Andriamahazo dia alefa @zay ny fanasoketana?Fa raha heverinao fa marina izany,moa va tsy firaisana tsikombakomba koa no azo anenjehina izay milaza fa mahafantatra nefa mody fanina t @fotoan'androny
@blibla860710 жыл бұрын
Ny tsara dia mamaky ilay boky nosoratany ilay ramatoa enao ahitanao kokoa ny source ani le olona, satria maro dia maro ilay izy, ary tsy hoe affirmation gratuite akory, fa hoe fikaroana nandritry ny fotoana maro. Raha mazoto andalina kokoa momba any io resaka io enao dia eny amin'ny anjery manontolo ny ambohitsaina mety mahita any ilay boky nosoratany, Paysans, intellectuels et populisme à Madagascar (1960-1975), boky izay natonta tamin'ny décembre 2010. Ny somary mahavariana amin'ilay tantara dia maninona no tsy nisy nanao démenti mihintsy hatreto raha to ka tsy marina ilay zavatra nosoratany ilay ramatoa.
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
a zao ndray ary ny fanontaniana:tao ambany latabatra ohatran'ny sasany koa ve sa taiza ho aiza lay ramatoa milaza sy manonona anaran'olona?Aoka tsy ho adino fa assassinat d'un chef d'état no resahina fa tsy partie de chasse akory ka manao laza masaka
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
DOMINIK SKYWALKER Ka ny voasoketa ange dia efa any ambany rangolahy hatry ny ela ka démenti inona no ataony? Any @ fitsanganana @maty angamba ko! Ka mora ny manendrikendrika ny efa lasan-ko-razana;Ka izay ange no teneniko hoe maninona tsy soketaina hatramin'i Rainilaiarivony?Asa soa dia mety ho plausible kokoa @zay?
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
DOMINIK SKYWALKER Fanontaniana tsy maintsy mivoitra:A qui profite le crime?Dia tena tsy vitan'ny hoe voasoketa ho criminel lay olona fa lazaina koa hoe zefa araka ny fiteny. O lehiretsy e!
@marinaraz889910 жыл бұрын
Amiko manokana aloha dia tsy miteny velively ilay RAD fa dia marina izay lazain'i Françoise Jourde. Ny averiny matetika tenenina dia ny resaka manjavozavo ao arianan'ilay raharaha. Satria tsy nisy démenti hatramin'izay. Mety aminao kokoa ny mamaky ilay boky amin'izay peser-nao ny pour sy ny contre. Anao iny raha izay no tena tianao fantatra dia halaliano manokana.
@rakoutounirinatoujou412310 жыл бұрын
Mafinaritra e! nahitana vaovao tena mbola tsy fantatra! tohizo iany zoky be a!
@romeochristianrazafindrasa286410 жыл бұрын
masoko tena nahita, tsy misy lainga zay tenenin'i Dadabe
@hombreroberto442010 жыл бұрын
Latimer RANGERS est toujours la référence fiable quand il s'agit de parler voire de discuter des tenants et des aboutissants des événements politiques qui avaient émaillé l'histoire de la GRANDE ILE. Sur l'assassinat du colonel RATSIMANDRAVA, il a beaucoup à dire car il avait couvert cet événement tragique pour le compte du journal MADAGASCAR MATIN. Tout le monde a été induit en erreur loesqu'on avait dit que RATSIMANDRAVA fut tué par les commandos Zimbo, MARASETA et Christian Mora. Or, l'expertise balistique ne provenait pas des armes qu'avaient portées ces derniers. Un pan de l'ombre sur cette affaire commence à s'écrouler. MERCI ZOKY BE LATIMER
@soloforabe726710 жыл бұрын
Misy misia ny olom-pirenenana toa an'i Latimer. misaotra tompoko
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
Mba efa nandia ny tany Madagasikara ve zao françoise jourde itompoan'ny sasany teny fantatra zao?
@blibla860710 жыл бұрын
Ie efa nandia ny Madagasikara matetika tokoa ilay ramatoa teneniny io (Françoise Raison Jourde), ary anisany mpahay tantara (historien) mahay ny tantaran'ny Madagasikara, miara miasa matetika amin'ny anjerimanontolo eto Madagascar, tokony amaky any reo boky nosoratiny enao raha te ahalala bebe kokoa ny zavatra ambarany.
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
Tena tsy dia mahaliana ahy loatra ny article mitovitovy @ hita ao @ CLOSER ohatra
@blibla860710 жыл бұрын
tsisy ifandraisany amin'ny gazety closer velively, publication scientifique ilay izy tsy itovy lenta mihintsiny amin'ny presse à scandale toa ny ry closer izay presse à scandale
@septrainimanonja997910 жыл бұрын
DOMINIK SKYWALKER Mais c'est un scandale que d'accuser de meurtre un général à titre posthume.Pourquoi ne pas impliquer aussi jusqu'au premier ministre Rainilaiarivony pour faire plus de buzz?
@gkapunka10 жыл бұрын
SEPT RAINIMANONJA marary mihitsy ny fon'ingahy zany an ^^ !! manoratra boky izy misy ny manaiky misy ny tsy manaiky, raha za enao manoratra koa dia aza manaika fa teneno ao oe diso no notenenin'io Madama io, hazavao ny antony. hajaiko izy noho ny asany, firy moa ny boky voasoratra sy ny "hypothèse" mipetraka t@ fahafatesan'i JFK? tsy haiko izay buzz sy tsy Buzz fa @ firenena tsy voageja dia afaka maneho ny heviny ny tsirairay. Ataovy toy ny voankazo an'ala r'se a ka ny mamy atelina e :)
@iactamtsotoesta120110 жыл бұрын
Valala be mandry. Lol
@andrianaivorakotondrazaka374610 жыл бұрын
Cycle de domination fonctionnelle du métier de brousse par les technocrates pourris et théologiens à la manque à la botte des mafiosis internationaux ,qui signent leurs cautions pour avoir les mains mises sur le créneau du marchandage de matière première a travers le monde .Ou va-t-on ? Je m' adresse aux journaleux , est il nécessaire de chercher.à établir d' autres vérités fantasmagorique que d' établir la vérité toute courte ? Entre autre les destructions de patrimoines nationaux comme Andafiavaratra ,le Rova manjakamiadana ,? Est ce qu' on est dupés par des petits initiés a qui on a fait confiance ? Ce que l' on peut retenir de cette situation chaotique dans laquelle se trouve Madagascar , le monde est entrain de brûler ,car l' explosion démographique donne sa part de responsabilité pour l' équilibre naturel. . Ce n' est pas la peine de nous démontrer ( les journaleux ) que notre salut dépend des initiatives gouvernementaux ou aides des multinationaux pour organiser notre quotidien a travers ce que notre nature nous a légué .