merci colonel , tohizo ny fampandrian-tany fa ireo dahalo ambony latabatra ireo manakiana ivelany ireo , courage e !!!!
@eliesidy9 жыл бұрын
Bravo mon Colonel ! C' est un chef comme vous que nôtre pays en a besoin.
@felixsamuelson53419 жыл бұрын
Merci beaucoup pour l'information mon Colonel!
@iactamtsotoesta120110 жыл бұрын
Wouuuu il est beau le colonel.
@RTF_Tsiory9 жыл бұрын
+hombre roberto calme toi car il peut te buter en 2 secondes!!!
@chalajou10 жыл бұрын
j'ai appréçié sa conclusion!!!;ça m'a touché
@mioraranivoson295710 жыл бұрын
t'es beau colonel!
@emmanuelramarokoto9537 Жыл бұрын
Bravo Mankasitraka Col
@razokinykely235410 жыл бұрын
Mankahery anareo TAFIKA nama. Tsy Anjely isika fa MATOKY ANAREO TAFIKA MALAGASY izahay e.
@androjes10 жыл бұрын
Misaotra anao mon colonel
@fanorazanamaro490610 жыл бұрын
mlay zany ranga a, ref daaol d aripao any fa fanetrbem-pirenena
@muriella206 жыл бұрын
Tsy be fanotaniana ianai ry onitiana fa enao aza tsy namely fa nana o kolikoly sy nanatavy tena fotsiny tsy medrika anao tsony io fadaharana io
@berthinlaiarison7690 Жыл бұрын
Manaja ee
@alasora10 жыл бұрын
Manao "étalage de connaissance" no betsaka amin'ny resaka ataon'ity miaramila ity ; raha tena marina daholo izany resaka izany dia tokony tsy hisy ny tsy fandriampahalemana eran'ny Nosy : ny dikany dia angamba TSY MINO AZY INTSONY ny ao amin'ny fitondram-Pirenena ankehitriny na TSY MANAM-PAHATOKISANA AMINY INTSONYnoho ny zava-niseho rehetra nandritry ny tetezamita ka aleon-dry zareo hatao "voie de garage" ao ambony ao izy. Mety ny mpanolotsainan'ny mpitondra ihany koa no tsy mahatanty ny fahalalan'ity olona ity ny ao amin'ny lapa ao.Tsy ny fananana herin-tsandry na ny fampisehoana herin-tsandry no mahavita zavatra fa ny fahaizana mitantana ny fari-pianarana ambony natao taorianan'ny nahazahoana diplaoma (ce n'est pas la possession du diplôme qui compte, c'est plutôt ce qu'on en fait". Tsy mahagaga raha toa ka mihevitra izy fa HO VITANY TANTERAKA NY FANDRIAMPAHALEMANA amin'ireo dahalo sy jiolahy raindahiny ireo satria fampihorohorona no tetika hoentiny manao izany "terroriser les terroristes" hoy Charles Pasqua izay. Tsy nanakana ny nitohizan'ny tsy fandriampahalemana anefa izany. Marina fa tsy afaka miteny na manonona anaran'olona eto amin'ny fahitalavitra izy noho ny "devoir de réserve" ananany kanefa tsy tokony nampiseho fihetsika manintona ny sain'ny mpanara-maso izy hoe misy dia misy ireo "réseaux mafieux" ambony ireo. Mitovy amin'ny dinika ambony latabatra ataon'ireo mpanao politika milaza hanao ampamoaka ihany izany nefa tsy misy tohiny fa mangetaheta ambony lakana ny Vahoaka. Ny azo inoana an'io olona nasaina "invité du zoma" 21 novembre 2014 io dia ny hamoahany ny tena zavatra rehetra fantany miafina any amin'ny alalan'ny boky amin'ny teny malagasy mba hahalalan'ny besinimaro ny fahamarinana ; raha amin'ny fananany "stratégie" dia ho vitany izany amin'ny solon'anarana na fomba samihafa. Fa raha izay no tanterahany dia hiaiky azy ny sarababembahoaka hoe "mahavita azy izy". Ankoatr'izay dia mbola resaka ambony latabatra fotsiny no betsaka, toy ny an'ny mpanao politika rehetra ihany.
@hombreroberto442010 жыл бұрын
il n'a pas convaincu du tout, c'est la vantardise qui prime dans ses assertions, il n'a jamais évoqué les différentes exactions qu'avaient réalisées ses troupes dans le Sud, tôt ou tard il paiera ses méfaits car le Sud n'oubliera jamais que tu es la main qui leur avait apporté la mort, la terreur, la destruction, tsy adinonay rehe LILISON, be hifankahita avao tinka
@deulinrabesoa76558 жыл бұрын
MANAKASITRA LYLISON de RENE HO ELA VELONA SY HO MIAKTRA HAJA ANIE ANAO
@tatserakypatrick912 Жыл бұрын
Bn
@nirvanacannock64309 жыл бұрын
Tsotra be rangaha no miandy ASA dahalo zany an!avohay daholo gendarme;miaramila art Polish hatraminy lehibe drindra LA hatraminy zazavao fa Fiona io ASA mpanaratsy rehetra io fa tsy Carina Manisa andro: fotssiny ago @ camp
@eliotrazafindrazaka10738 жыл бұрын
+Nirvana Cannock Aza de diso bado be otra'nio lesy ,fa manala baraka ka !!
@Yanne-h7p9 ай бұрын
😂😂😂@@eliotrazafindrazaka1073
@hombreroberto442010 жыл бұрын
LILISON c'est le militaire qui a du sang sur les mains. Depuis qu'il avait été commandant de compagnie à IHOSY, c'est lui qui avait été trempé dans l'affaire KELIBERANO. C'est un homme qui sait mentir effrontément. Il a laissé un triste souvenir dans le Sud avec tous ces opérations sanguinaires qu'il avait menées. Ce sont les ignorants et qui ne veulent pas affronter la réalité en face qui osent encore cautionner ces crimes. Un vrai criminel de guerre qui mérite le tribunal international pour ses expéditions punitives.
@khumarraza94167 жыл бұрын
hombre roberto hahahaha marary fo ano ty, mamoroporona ra tsy misy, anare fo mino ra tsaho ahelinare io
@hombreroberto442010 жыл бұрын
Le SUD n'est pas un faire valoir pour redorer le blason d'un criminel comme lui.