ITY AHO IRAHO- CHRISTINE RAZANAMAHASOA AMPAMOAKA- FLEURY RAKOTOMALALA

  Рет қаралды 24,948

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

#madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup

Пікірлер: 68
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Merci beaucoup énormément , cher Fleury, l'unique.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 11 күн бұрын
Mankasitraka anao ry Fleury Rakotomalala, Zagnahary manampy anao sy ny fianakavianao. 🙏🙏🙏🙏👏👏👏👏❤❤❤❤
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Efa tsy lavitra ny fascisme, misoko mora. Rajwel à perpète. Loza à atambo. Merci Fleury : tsy reraka.
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 күн бұрын
Misy tokoa ny atao hoe "perpete"!!!
@andriaandria-p7i
@andriaandria-p7i 11 күн бұрын
Misaotra Mankasitraka Mr Fleury❤ Mme Christine RAZANAMAHASOA, Malagasy niananatra, Tsy mahamenatra ❤, Mahalala tsara ireto devoly mamiravira firenena ireto. Vehivavy matahotra an ANDRIAMANITRA: Fanasin ny tany ❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@HélèneRaveloson
@HélèneRaveloson 11 күн бұрын
Ianao anie ramatoa Christine olona mpahay lalana ( mpitsara) fantatrao tsara fa tsy ara dalana n'y manongampanjakana Mpiandry matahotra an'Atra Indrisy andefa fa noho 'y fitiavan -tseza de niaraka nanao Fahotana mahafaty ianareo 15 Taona aty aorinan' VAO Tonga saina ianao Anjaranao zany no manarana an'Madagasikara latsaka an- kady Misaotra Tompoko @ fahatongava tsainao
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 11 күн бұрын
Tsara rehefa tonga saina izay ninia nikipy maso ka nanampy an'Rajoelina naka ny fitondrana t@ 2009! Anjaranareo vavolombelon' ireny événement ireny no manapotsipotsitra ny tna zava-nitranga marina ary milaza hoe iza marina no nitifitra n'a nampitifitra ny vahoaka teny Ambohitsorohitra! Masina ny tanindrazana😮😮😮😮
@tahiriniainaRATRIMOARIVONY
@tahiriniainaRATRIMOARIVONY 11 күн бұрын
Izahay tompoko tsy matoky olona efa niara nisolitika tao nandritra ny taona maro na inona ho lazainy eo na inona, fafao teo ny tay napetrakareo de ndana miala, na iza izy na iza
@lalaonirinademares645
@lalaonirinademares645 11 күн бұрын
Merci Mr Fleury
@kassimnassur9447
@kassimnassur9447 9 күн бұрын
Mifoha maraina mitondra Bidon Jaune miady rano ho sotroina ra malagasy de mbola adrasana aminy vavambasy sy gadraina tsy mahazo tsaraina aminy Tribunal
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Efa vonona ny hitsaoka i rajwel. Izay no porofo fa manao ratsy isan andro. Tsy mbà gasy io, ry tafika be kibo.
@JoseRafaly
@JoseRafaly 9 күн бұрын
Marina mitsy zani ZOKI a!
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 11 күн бұрын
Koa zaho ireo Catégories 2ème 3ème iregny, fa napôkoko KIBO ndreo 1er Catégories iregny, satria mampahatra firenena, ray amandreny ndreo 2ème 3ème jiaby agny marô tsy misakafo tsara. Zay
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Mila atao haza lambo i rajwel. Araho izy mianakavy. Fetsy i pablo, saika tsy ao anaty mire !!!
@Jaonarazakamalala-d2d
@Jaonarazakamalala-d2d 10 күн бұрын
Resaka marary andoha,
@weerasekaraliyanage5424
@weerasekaraliyanage5424 11 күн бұрын
Ra Jojo Randriamavandiarivo io eee
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Miandry rà kena koa ny France. Izay tafita, na ho tafita ihany no raisiny.
@lalaonirinademares645
@lalaonirinademares645 11 күн бұрын
MIANDRY ANY REO NY VAHOAKA NA HO AIZA REO NA HO AIZA LEO NY VAHOAKA MALAGASY ... FIAINANA JIOLAHY E... MISAOTRA ANAO ENGA ANIE MBA MIHAINO NY VAHOAKA...MISY FARANY NY ZAVA JEHETRA E
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 11 күн бұрын
Aza averimberina in jato ny resaka fa mankaleo
@AaronRandriah
@AaronRandriah 11 күн бұрын
Aza mieno fotsn d vita kou
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 күн бұрын
Mivoleza malaky fa tonga ny fotoana! Samia tonga saina !
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
i Ra8 koa tsy azo samborina, kanefa azo omena dossiers
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 11 күн бұрын
Tsara ny androany .samia Tonga saina !
@rogeremmarasamisoa1156
@rogeremmarasamisoa1156 11 күн бұрын
Ka zareo tsy misy ady ho atrehina, tsy misy stage atao intsony, betsaka nyvola miditra, dia aleo mangina sao very ny lasaosy,Ary matetika dia vao mahazo toerana dia ny kibo no lasa aloha
@Fenoavotra
@Fenoavotra 11 күн бұрын
Efa kely sisa ny andron'ireo e!!! Samia miandry fa kely sisa.
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 12 күн бұрын
Hay mpanodikodina koa zany jezabela ?!? Hihihi plus rien n étonne ceci explique cela
@lalaonirinademares645
@lalaonirinademares645 11 күн бұрын
BE GALONA FOPLE GRADE CAPSULE😂😂😂
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Nahoana no tsy mivondrona hanaisotra ny parasites rajwel : Fleury Fanirisoa Marco Firaisankina Ranjeva Christine Lechat Ramakavelo
@DARIVONY
@DARIVONY 11 күн бұрын
Satria bé Vava, fa kanosa velona!!! Bé ouah!ouah!ouah @ tsisy dikany!!! Bandes de pleures!!!
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Manao faute vis à vis à n'ny Firenena ireo satria "en position" kanefa tsy mihetsika. Izy ireo no afaka manova ny Fiainana kanefa tsy manao. Mahita tory ihany ve ireo ?
@livaandriakoto539
@livaandriakoto539 11 күн бұрын
Midera anao mr Fleury izay VAO azokoilay msg nao👍
@ndrianjavitasoa7548
@ndrianjavitasoa7548 11 күн бұрын
Aoka izay voatavo fa gaoka ny disque a!
@jorrytsimodilaza1695
@jorrytsimodilaza1695 11 күн бұрын
Ary tsy fantatra mintsy izany atramin'izao iza no nitifitra vahoaka sy naniraka tamin'i reny?
@servicegsm6318
@servicegsm6318 10 күн бұрын
Gravy be zany tavinareo zany zokibe a
@scandierazafy6236
@scandierazafy6236 10 күн бұрын
😂😂😂
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Tsy mi resaka momba an'i Christine i Ra8. Hafahafa.
@rtsvhgy3589
@rtsvhgy3589 11 күн бұрын
Tena aleo alo. Vita ny ady de mifanazava fa sady hanavotra an'i Madagascar no ady mikasika ravalo sy ra chrisy leo be zahay e
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Ataovy haza lambo i rajwel
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Ho an'i zay any Suisse sy France ary Dubaî, Maurice.
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 күн бұрын
Ka raha izany ary ny zava-nitranga ka nahoana ianao Ratoa C.Razanamahasoa izay anisanolona admirer'ko tokoa, no hita taratra teny anilan'i Rajoelina t@ lanonana fitsingerenan'iny événement iny teny Ambohitsorohitra? C'est paradoxal non! Azo atao ve ny mangina pendant 15ans devant la situation actuelle à Madagascar ! Eny , nenjehin'ny feon'fiheritreretan'izy ka nahatsapa fz nisy tsy nety tao ,Tsara rehefa mahatsapa fa diso! 😅😅
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 11 күн бұрын
Misy ny atao hoe 'KARMA" => Misy koa ny TODY!!!😅😅😅 Ny atao ihany no miverina ! Zay NAMADIKA, dia na ho ela na haingana dia iharan'izany koa , c'est la loi de la nature! Ka heritreto ihany ny zavatra atao, Mivonona ry Malagasy hiaro ny tanindraeantsika! Tanin'ireo razan-tsika ka aza avela ho lasan'ireo karana sy vahiny ireo! 😮😮😮
@coolman3322
@coolman3322 11 күн бұрын
ankamroany mpitandro filaminana eto dago anie mpanotra mpandrava mpangalatra mpamono sy mamolava
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Tsy miresaka Christine ry Firaisankina : bizarres. Nahoana no tsy antsoina hiaraka ???
@Zafimanampyannyckaeljustin
@Zafimanampyannyckaeljustin 11 күн бұрын
Az adino fa i Gal ramakavelo dia anisany nametraka anio teo
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Mangidihidy ny poils rehefa lava. Sa ???
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 10 күн бұрын
lazao indray ry tgv fa marary saina Ramatoa Chrystine RAZANAMAHASOA dia hitadiavo moyen indray hanamborana azy a.izay foana mantsy no fomba fiadinareo rehefa havoakan'olona ny marina momba anareo.misaotra ary mankasitraka Ramatoa Chrystine R ary maromaroa ny toa anao milaza ny marina fa ireo tgv ireo dia manamaivana ny vahoaka Malagasy foana a
@jackomoch
@jackomoch 11 күн бұрын
Depute business
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 11 күн бұрын
Loza tokoa fa tena be kibo daholo zareo a! Volambahoaka mitrongy vo homana (mahia kely) daholo nefa no Mahabe kibo azy reny a !
@jocelinrakoto2518
@jocelinrakoto2518 11 күн бұрын
Ny vola zaraina ho an ny rasila ,bodega ,dadapoly no hasiako teny kely .Aoka tsy ho hadino fa tsy vao izao andron 'rajoel izao anie no nisy izany e ,fa izay rehtra nifandimby teo dia nizara daholo ,tsy mety ny manonona anaran'olona fa nanomboka tamin'ingahy io no nisy ary dia nanonhy daholo ny tato aoriana .Hoy ny ntaolo hoe tongo be ka izay alehany ny lehibe dia avy koa ny kely ,Ny maha samihafa azy fotsiny dia tena GEGE be i leity ankehitriny ity ary i Mada no be jene indrindra eto an tany sady izay be bida daholo .
@MarcelinOlivier-u2y
@MarcelinOlivier-u2y 11 күн бұрын
Tsimbola misy salany ty fanjakana ty tena enjana be mijaly vahoaka
@mahavelo6159
@mahavelo6159 11 күн бұрын
O , ry Christine o mba inona ny vitanao tao Ambatofinandrahana ao nandritra ny 10 taona naha solonivavanivahoaka ? Laninao na ny vola hoentina nampadroso tany ? Ataonao tamin'ny hafa miverina aminao,misaotra
@melybridge-ps1vg
@melybridge-ps1vg 11 күн бұрын
15taona rajoelina mitondra nefa vahoaka mahantra indrindra eran'tany.
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 11 күн бұрын
​@@melybridge-ps1vgaza madainga fa niaraka nitatana t@androny tetezamita Tao daholo ireo mpanao politika rehetra ireo
@ndrianjavitasoa7548
@ndrianjavitasoa7548 11 күн бұрын
Tsy hoe vendrambendrana ianao fa tao anatin'ny game tsara mihintsy ary kaopy ny film rehetra fa rehefa tsy tao intsony dia mody mitapy.
@carlarose6797
@carlarose6797 11 күн бұрын
Guet-apens !!! Efa tsy mizara à Christine sahady ny Firaisankina !!! Marina fa mila minimum de cervelle ny eto.
@lalaramanatoandro9341
@lalaramanatoandro9341 11 күн бұрын
Ity tena botobazaha s'y ANDEVOBAZAHA nefa ts haino aminy média FRANTSAY mihintsy français n'y dia ZÉRO ALEO MIHAINO LOVA RAVEL PLUS INFLUENCE QUE CE GROS LARD
@DARIVONY
@DARIVONY 11 күн бұрын
Zao ngà enao vao mahatsapa an'izany ? Milaza azy ho tia tanindrazana, Nefa ny maha-malagasy azy aza : efa nariany Ka natakalony nationalité frantsay, Dia io izy Minono lava amin'ilay lafrantsa io izy mbain-dry Fanirisoa, Marco Charles sy ireo mivarotena miaraka aminy!
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву 11 күн бұрын
Be resaka fotsiny lety
@coolman3322
@coolman3322 11 күн бұрын
fleury tsy nivaluanao ny fanontaniana moa ve tsy niraitsikombakomba nanonga mpanjakana ve i Kristen. lasa olona manga androany taibe lesy politika gasy . jodasy lasa jesosy arao tsara ny fomba fijery razoky .
@RivoHarizaka
@RivoHarizaka 11 күн бұрын
METY MBA VOAFITAKA TAHAKA IREO HAFA MARO BE KOA NY EX_PAN. NY MIZIRIZIRY @ HEVITRA TSY MITONDRA SOA HO ANY VAHOAKA SY NY FIRENENA NO TENA TSY TSARA.
@RivoHarizaka
@RivoHarizaka 11 күн бұрын
MILA MANAO ABDO NY KIBO BE😅 SATRIA RAHA RAIKITRA NY CROSS DIA OAINA BE . NY TAINA NEFA BE GALONA.
@samimamyralaiarimanana
@samimamyralaiarimanana 11 күн бұрын
​@@RivoHarizakamety ho marina zan! izy tonga saina no zava dehibe
@scandierazafy6236
@scandierazafy6236 10 күн бұрын
Za mo gaga . Voafitaka hono , na za bado ty aza nahalala oe bla bla le Rajoela ko . Estrr
@leroabalita687
@leroabalita687 12 күн бұрын
Sophie ratsiraka soutient aveuglement ce régime
@sophieassimo2321
@sophieassimo2321 11 күн бұрын
Parce que c'est une sorcière..
@leroabalita687
@leroabalita687 12 күн бұрын
Alors rien n a changé depuis ce discours
Kvantová teorie - Lekce 1.
2:24:15
Daniel Handl
Рет қаралды 285 М.
Hur Ser Marknaden Ut, Anders Borg | Framgångspodden | 336
1:29:20
Alexander Pärleros
Рет қаралды 109 М.
My scorpion was taken away from me 😢
00:55
TyphoonFast 5
Рет қаралды 2,7 МЛН
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 56 МЛН
Conférence Géopolitique d'Alain Juillet à Mines Nancy 2024
2:54:56
DONDRESAKA DU  02 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:32:17
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 5 М.
916. Learning English in 2025 📈 with Luke’s English Podcast
1:48:08
Luke's English Podcast
Рет қаралды 230 М.
ANKITSIMPO DU 31 JANVIER 2025 BY KOLO TV
1:03:14
KOLO TV
Рет қаралды 4,1 М.
Zokibé Grivas - VOASAMBOTRA i FERNAND CELLO ...
20:28
Révélation
Рет қаралды 9 М.
DON DRESAKA DU 26 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:52:13
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 8 М.
NY ANTONY VOALOHANY TSY ANDEHANAKO ANY MADAGASIKARA ...
20:29