JEAN ROBERT (Rnm)

  Рет қаралды 6,058

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 18
@holynirina6444
@holynirina6444 8 ай бұрын
Ndriii.. Mampahatsiaro ny fahazazana. Misaotra indrindra nizara.❤❤
@hajalalaramisasoa8796
@hajalalaramisasoa8796 8 ай бұрын
Msotra indrindra fa nampatsiahy ny fahazazana tompoko, mampahery anao handefa ny ambiny rehetra eh♥️♥️♥️♥️
@hobyrandriamizaka
@hobyrandriamizaka 9 ай бұрын
Tantara taloha zany.Favoris dolo ny mpilalao.Dawilly le Jean Robert. Tadidiko le oe look Jean Robert.Mankasitraka nizara Gasy Rakoto
@raphaelrandrianomentsoa9803
@raphaelrandrianomentsoa9803 8 ай бұрын
Misaotra nizara ,tena nampatsiahy ny taloha lay tantara,ary Sao mba misy lay horonantsary jean Robert
@xavierraza5926
@xavierraza5926 9 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara. Tantara nanamarika n'y fahazazako. Tsy nampoiziko mbola hiaino azy ago 40 taona aty aoriana 👍👍👍👍
@rovasoa
@rovasoa 9 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️
@rasamizafyjosephwelson6619
@rasamizafyjosephwelson6619 20 күн бұрын
Misaotra nizara,GEGE RASAMOELY sisa....raha misy mañana dia alefaso ndray ny ''Toko tapaka vilany mitongilana''
@mariettevaosolo
@mariettevaosolo 8 ай бұрын
MISAOTRA TENA MISAOTRA TENA ORIGINAL ❤❤❤❤
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 9 ай бұрын
😅😅😅 mahatsikaiky mihitsy Jean Robert ity ka 😅😅😅😅😅
@RasoafaraDanielle
@RasoafaraDanielle 8 ай бұрын
Hafa ihany ny maintimolaly indrisy ef maro zareo no efa any ankoatra...ny tantara mijanona ho fahatsiarovana...isaorana Gasy Rakoto nizara ny tantara
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 9 ай бұрын
Tsara B ilay tantara na d ef date ef ela B aza e! Mankasitraka indrindra o🥰😄
@BabyBaby-hp9kf
@BabyBaby-hp9kf 9 ай бұрын
Mahay milalao tantara ny ankehitriny fa mbola hafa ny taloh e, ny teny gasy aloh dia tsy mba nisy variamin'anana zany. Solofo Jose, Dawilly, VAhandanitra, Joeline, Clara sns. Nahay ry zareo e. SAINGY NDRISY nodoran'ny bande organisee ny RNM t@ 2009, kila sy lavenonona ny vakoka sy ny tahiry toa zao, ny firenena moa de zao potika tsy misy masoandro mihiratr zao. TSY MAINTSY MISY NY FARANY na ho ela na ho aingana...
@SuzieBelizaireCoriolan
@SuzieBelizaireCoriolan 2 ай бұрын
❤❤
@JenithoJenicko-ob6je
@JenithoJenicko-ob6je 9 ай бұрын
Mbol haga ihany ny tantara taloha ,tena tsara ee
@SuzieBelizaireCoriolan
@SuzieBelizaireCoriolan 2 ай бұрын
@RaharisoaPerpetue
@RaharisoaPerpetue 9 ай бұрын
Mankasitrak indrindra tompoko fa Tena mahafinaritr ny mpilalao taloha reo ❤❤❤❤
@SuzieBelizaireCoriolan
@SuzieBelizaireCoriolan 2 ай бұрын
25:42
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr 9 ай бұрын
Merci beaucoup nizara ❤
Quando A Diferença De Altura É Muito Grande 😲😂
00:12
Mari Maria
Рет қаралды 45 МЛН
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 56 МЛН
The Best Band 😅 #toshleh #viralshort
00:11
Toshleh
Рет қаралды 22 МЛН
Handroso said hihemotra ? (Rnm) #gasyrakoto
1:13:52
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 7 М.
MAMONNE!: [Record fm] #gasyrakoto
1:19:33
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 9 М.
NIELA fiz 1: [Aceem Radio] #gasyrakoto
1:25:10
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 17 М.
Vara-maina:[Tantara Rnm] #gasyrakoto
1:31:35
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 19 М.
IZA MARINA (Tantara lava RDB)
1:24:31
D-aly
Рет қаралды 12 М.
Tantara RNM ahenoana ny feon'i Vahandanitra - Divorce tsy nilam pitsarana
44:17
Vahindanitra #alefa_5000_abonnés
Рет қаралды 12 М.
FIANAKAVIANA BE SURPRISE (Aceem Radio) #gasyrakoto
2:31:42
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 22 М.
Ny fizotran'ny tantara ao @ Baiboly
2:01:43
Gasy MMB
Рет қаралды 29 М.
Ranomason dehilahy   Aceem Radio #gasyrakoto
1:27:08
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 19 М.
Tantara Malagasy - DIARIN'I LANJA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:10:05