Ny fizotran'ny tantara ao @ Baiboly

  Рет қаралды 27,681

Gasy MMB

Gasy MMB

Күн бұрын

Ahoana tokoa ary ny fizotran'ireo tantara ao @ Baiboly? Ahoana ny filaharan'ireo zava-dehibe nanamarika ny tantaran'ny zanak'Isiraely? Zavatra tena ilaina izany satria ny Baiboly dia tsy afaka misaraka amin'ny tantaran'ny Zanak'Isiraely.

Пікірлер: 19
@fabeelfabela8839
@fabeelfabela8839 4 жыл бұрын
Fiadanana o; Mankasitrak indrindra t@ teny fampianarana fa tena nampitombo ara_ panaha mits Mitomboa fahasoavana hatrany o; ka dia voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany Amen
@mamichouliantsou6724
@mamichouliantsou6724 4 жыл бұрын
Mankasitraka fa maro n'y lesona azo Ary nahalalana n'y zavatra tsy fantatra Tahin Tompo tsika rehetra dia hitsena an Jesosy eny@rahon lanitra indray andro any!amen!
@ConstanceGérard
@ConstanceGérard 7 ай бұрын
5
@jedidiavonifenitra6839
@jedidiavonifenitra6839 4 жыл бұрын
mankasitraka fa mampitombo fahalalana ny fampianarana
@AndrianinaRJean
@AndrianinaRJean 5 жыл бұрын
androan faha 17 Oktobra 2019 no nahitako an'ity Tantara ity misaotra indrindra tompoko nahapafantatra tahin'i Jesosy Kristy ianao sy ny fiainanao ary ny taranakao
@volatianaharisoa1840
@volatianaharisoa1840 3 жыл бұрын
Mafinaritra be mankasitraka indrindra Tahin Tompo ooh
@amnarabe6743
@amnarabe6743 5 жыл бұрын
Manakasitra be dia be.tena mahafinaritra ny miheno an'ilay fampianarana
@rabeharilalagullaniah5249
@rabeharilalagullaniah5249 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko Andriamanitra anie amindrafo amintsika taranaka fara mandimby ka hifidy antsika tsirairay na dia mpanota aza isika Tahin Jesosy enao sy ny ankohonanao
@ericazaka6073
@ericazaka6073 5 жыл бұрын
MankasitRak TOPOKO AMIN'NY fagnizavagn
@rasoa82
@rasoa82 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko nizara fa zao vo hitako ity video ity ny tompo hampitombo ny fahalalana efa anananao
@volatiananiainaravaohariso9419
@volatiananiainaravaohariso9419 5 жыл бұрын
makasitra tompoko! misaotra fa tena mazava ! tahin'i Jesosy Ianao sy ny Ankohonanao
@ratodinirinaleonstanislas8621
@ratodinirinaleonstanislas8621 5 жыл бұрын
Azafdy iza kai vadiny kaina
@marinalabrille4821
@marinalabrille4821 4 жыл бұрын
Ratodinirina Leon stanislas Valiteny ao @ Baiboly Kaina , lahimatoan’i Adama sy Eva dia nanambady ny iray t@ ny na ny zanaky ny anabaviny. anabaviny. Rehefa manadihady ny voalazan’ny Baiboly isika @ mombamomba an’i Kaina sy ny fianakaviany no ahafahana milaza izany . Informations n’i Kaina sy ny fianakaviany: Ny olom belona rehetra dia taranak’i Adama sy Eva « Avy @ lehilahy iray [Adama] », Andriamanitra « Ary ny firenena rehetra avy @ iray ihany dia namponeniny ambonin’ny tany rehetra. Ary efa notendreny ny fotoan’andro sy ny faritry ny fonenany. » (Asa.17:26). Ny vadin’i Adama, nomeny anarana hoe Èva , dia tonga « Renin’ny olom belona rehetra» (Genèsisy 3:20). Arak’izany , i Kaina dia nanohy ny fitombon’ny taranak’i Adama sy Eva ka naka vady tao amin’ny taranany ihany. Kaina sy Abela dia ireo roa lahimatoan’izy mivady(Adama sy Eva , niteraka an’ireo izy mivady rehefa nahalala an’i Eva vadiny i Adama (Genèse 4:1, 2). Rehefa noroahina i Kaina fa namono an’i Abela rahalahiny (Genesisy 4:13-14): « indro efa noroahinao hiala @ tany onenana aho androany, hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny ambonin’ny tany, koa na iza hahita ahy dia hamono ahy » (Genèse 4:14). Iza no atahoran’i kaina teo ? Ny baiboly dia milaza fa « ny andron’i Adama dia 800 taona taorian’ny niterahany an’i Seta ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy » (Genèse 5:4). T@ fiantombohan’ny tantaran’ny olombelona di nisy ireo nifanambady mpihavana , Ohatra i Abrahama mpnompo mahatoky an’Andriamanitra dia nanambady ny demi sœurny (iray ray aminy ny vadiny) (Genesisy 20:12). Ataoko @ teny frantsay ny tohiny Les premières restrictions relatives à ce type d’unions figurent dans la Loi mosaïque, qui a été établie des siècles après l’époque de Caïn (Levitkosy 18:9, 12, 13). À cette époque-​là, il semble que les enfants nés d’un mariage entre parents proches étaient moins sujets aux anomalies congénitales qu’aujourd’hui. La Bible présente le récit d’Adam, d’Ève et de leur famille comme des faits historiquement exacts. On trouve des généalogies détaillées qui remontent jusqu’à Adam non seulement dans le livre de la Genèse, rédigé par Moïse, mais aussi dans les écrits des historiens Esdras et Luc (Genèse 5:3-5 ; 1 Chroniques 1:1-4 ; Luc 3:38). Les rédacteurs bibliques mentionnent le récit de Caïn comme étant un fait historique (Hébreux 11:4 ; 1 Jean 3:12 ; Jude 11). Miala tsiny fa tsy tamiko no nametrahanao ny fanontaniana . Efa ela no hitako ilay fanontanianao dia namaly aho.
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 2 жыл бұрын
Mihaino lay tantara n'y Adam sy Eva aho .De nadin7ka hay tany zany de efa natao test n'y olona,? Sa teo koa no tsapain Andriamanitra isika Sa diso ah.. Tena misaotra fa mazava be be kokoa
@GasyMMB
@GasyMMB Жыл бұрын
Izay mihitsy kah!
@rasoanaivoantsa9447
@rasoanaivoantsa9447 4 жыл бұрын
Mba misy afaka manazava ve hoe iza no vadin'i Seta sy Abela ary Kaina?
@GasyMMB
@GasyMMB 4 жыл бұрын
Satria tsy voasoratra dia sarotra ny hanonona anarana saingy mety hanampy anao ny fijerena indray ilay fampianarana momba ny Tetiarana
@sylviahanitriniala2873
@sylviahanitriniala2873 Жыл бұрын
Misy zavatra tsy mbola mazava amiko tsara ... Ny jiosy ve izany firazanana sa finoana?
@GasyMMB
@GasyMMB 11 ай бұрын
Ny Jiosy dia firazanana (avy amin'ny fokon'i Joda sy Benjamina). Ny fivavahana (religion) dia antsoina hoe Jodaisma.
Ny maha Tenin'Andriamanitra ny Baiboly -1
56:27
Gasy MMB
Рет қаралды 3,8 М.
Tantara Malagasy - RATRAM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
55:09
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
MrBeast
Рет қаралды 272 МЛН
How To Get Married:   #short
00:22
Jin and Hattie
Рет қаралды 27 МЛН
Tafika masina: Tantara Gasy Vaovao (Aceem Radio) #gasyrakoto
47:41
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 2,4 М.
Live Alone, Live Abundantly | Buddhist Wisdom
33:38
The Buddhist Wisdom
Рет қаралды 3,4 М.
IREO ARETINA MPAHAZO NY MPAMAKY BAIBOLY
1:09:31
Jean-Luc ramanantombotsoa
Рет қаралды 1,7 М.
Ny fibebahana marina_17 Septembre 2017
1:14:24
kristiana ve
Рет қаралды 20 М.
Tantaran'i MAMA VOLAHAVANA GERMAINE 1
19:57
Landy Bakke Robenhariziva
Рет қаралды 92 М.
A3 Tsilavo(Vidot) - #013 Vavaka Fanasitranana (Covid19 - Baiboly)
33:10
Ny maha tenin'Andriamanitra ny Baiboly - 2
1:08:31
Gasy MMB
Рет қаралды 2,7 М.