C'est vraiment si émouvant de voir toute cette belle jeunesse si motivée pour exprimer leur foi! que ce temps fort les ravive de plus en plus dans leur vie de foi au Christ ressuscité!
@harilantonirina43686 жыл бұрын
Tena mihoatran'ny JMJ mondiale mihitsy.
@emilienneraherimalala93396 жыл бұрын
Que Dieu soit loué toujours et à jamais
@luciennehoareau23549 ай бұрын
Un grand souvenir inoubliable pendant mon passage en 2018 à Majunga ,❤😢
@olivierrakotondrafara27276 жыл бұрын
Mahafinaritra fa mankasitraka @fizaràna ny zavatra toy itony! Mankahery ireo tanora hantrany mba haharitra amin'ny fanarahana an'i Jesoa Kristy!
@luciennehoareau235410 ай бұрын
Un grand Souvenir pour moi , la JMJMada 9 en 2018 à Majunga 8❤😢
@josedylannomenjanahary67506 жыл бұрын
Tsara loatra😘😘😘 vive la JMJ mada
@hasinapageaud59113 жыл бұрын
Mahafinaritra atsika tanora gasy tia mankalaza adidi n'andriamanitra ...
@stephanmlayeherilala65984 жыл бұрын
Mafinaritra be 😍
@MrJulesmarc6 жыл бұрын
Extraordinaire rassemblement, du jamais vu à Soma Beach, Village touristique à Mahajanga... Magnifique, sublime vidéo...
@RrNatcha6 жыл бұрын
Misaotra betsaka na dia ts afaka namonjy aza izahay dia mahatsiaro sambatra👏
@lydierakotoarison23226 жыл бұрын
Tsara be, mankasitraka amin'ny fizarana!
@aumicytianjara26006 жыл бұрын
Isaorana Andriamanitra fa dia tanteraka soa aman-tsara ny ouverture-ny JMJ MADA 9, nafinaritra dia nafinaritra, ny masoadro mody no nampalahelo, tsisy te hiala izay tonga nanotrona eny fa na dia maro dia maro aza ny olona sy nifanisitsisika! Mirary soa sahady hoan'izay rehetra tonga nanotrona mba hahavita be sy hitombo finoana mandritran'ny JMJ sy ho tafody soa aman-tsara amin'ny toerana niavin'ny tsirairay. Mankasitraka tanteraka izay nizara ity video n'ny ouverture officielle ity. "AZA MATAHOTRA RY MARIA O FA SITRAK'ANDRIAMANITRA INAO"
@hanitraniainajeannerasoana57376 жыл бұрын
Makasitraka bonne cintinuation e
@miarofitahiana92046 жыл бұрын
Thanks Mahefa Rakotomamonjy for the Videos.Thank you.♥️
@cyberespoir18756 жыл бұрын
NY VONINAHITRA ANIE HO AN'ANDRIAMANITRA RAY ZANAKA FANAHY MASINA IRERY IHANY AMEN
Mankasitraka be dia be nizara fa mahafinaritra e,mba ho iray ao amin'i Kirsty hatrany anie ny tanora
@franciarazafimalala65146 жыл бұрын
Tout simplement magnifique
@jeannemartherazanadrasoa34276 жыл бұрын
Francia Razafimalala V
@rosinanantassiri26985 жыл бұрын
Tsara be 😘
@harilantonirina43686 жыл бұрын
Voninahitra ho an' Andriamanitra trinite Masina.Mankasitraka ny rehetra. Tena tsara be.
@jeannetteralison5456 жыл бұрын
TSARA BE MERCI
@sharyestflavie59866 жыл бұрын
NY TENIN ' I TOMPO IZAY NINO ANAO MARIA OOH ..TSY HO POTIKA ARY TSY HO ROTIKA ..👃 Mirary Fahasoavana hoan ' ny Tanora Jiaby manerans an ' ny Madagascar sy ny Fianankaviany tsirairay avy . Mahafinaritra be .❤
@faramahaleombyck35216 жыл бұрын
De isaorana anie Andriamanitra Mpahary fa de fahombiazana tanteraka iny, iriana mba ho tsara lavitry ny iny koa ny @ famaranana, misaotra @ partage oh................. Aza matahotra ry Maria fa sitrak'Andriamanitra Ianao.
@charpharivelinamakoa93836 жыл бұрын
Mankasitraka amin'ny fizarana ô
@Rakotomikael40726 жыл бұрын
Whaouuuuuu😍😍😍😍
@angelinefaratina59326 жыл бұрын
Thank you for charing.
@razafisoalisy87546 жыл бұрын
tena tsara ka mandrosoa amin'ny fahamasinana ianareo tanora
@bayanba94686 жыл бұрын
milamina ay
@ranaivosonrida95706 жыл бұрын
Mankasitraka e, tena mahafinaritra
@uaeuae2806 жыл бұрын
Isarandrimatra. Tsara ny fatanoragna. Aza matahotra ry Maria fa sitrak'Anandritra ianao.