LALATIANA - Ifonako (version originale)

  Рет қаралды 8,315

aquilaebenedicti

aquilaebenedicti

Күн бұрын

Пікірлер: 5
@vonializay
@vonializay 2 жыл бұрын
Ifonako ny lasa Ny fo voarasarasa Ny saina be fikasa Ny tadidy ratsy sasa Ifonako ny ho avy Ny fo miangavingavy Ny tomany be fiavy Ny tanako miraviravy Fa he mitampifimpify Ny tsiaro anao tsy mety dify Miandry anao ho fanafody Ianao anefa tsy mimpody Ifonako ny ratra Ny teny mahazatra Ny fitia tsy omby tratra Ny adiady izay tsy vatra Ifonako ny hira Tonga koa namiravira Ilay fitia he vita kira Mangidy mamy tsy ampy sira Fa raha tsy ho avy intsony ianao Miangavy anao aho mba lazao Izay mba tokony hataoko Ka tsy hanantenako anao
@marcrakotondratsoavina9537
@marcrakotondratsoavina9537 2 жыл бұрын
Tsara be ny hira! Misaotra e!
@aquilaebenedicti
@aquilaebenedicti Жыл бұрын
Miezaka mizara izay kely ananana e!
@ifaramalemyikotobekibo2928
@ifaramalemyikotobekibo2928 3 жыл бұрын
Mbola ankafiziko foana! Misaotra e!
@rasoloerling5620
@rasoloerling5620 Жыл бұрын
Tsara loatra. Hafa iany ilay version taloha, raha tsy diso ny tenako, i Tompokolahy Toty no nanao ny arrangement.
Lalatiana - Nofy
5:10
Ymagoo Project
Рет қаралды 688 М.
LALATIANA - Amoron-drano (version originale)
2:48
aquilaebenedicti
Рет қаралды 2 М.
An Unknown Ending💪
00:49
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 50 МЛН
Nastya and balloon challenge
00:23
Nastya
Рет қаралды 56 МЛН
💩Поу и Поулина ☠️МОЧАТ 😖Хмурых Тварей?!
00:34
Ной Анимация
Рет қаралды 1,6 МЛН
lalatiana (Ianao namako)
3:56
Mitournesol
Рет қаралды 153 М.
Lalatiana - Avelao
5:24
HiFiAnArt
Рет қаралды 579 М.
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]
4:28
MaevaRalafi
Рет қаралды 991 М.
LALATIANA -Tany (version originale)
3:21
aquilaebenedicti
Рет қаралды 2,1 М.
Ity hirako ity - Thiera Bruno (Lyrics gasy)
4:52
Mada lyrics
Рет қаралды 31 М.
Dinan'ny fitia (Lalaina & Lalatiana)
4:26
Nilo Lalaina
Рет қаралды 22 М.
Misy antony   Lalatiana  Haingo Rajaofara
4:45
Sambatra Randriamihoajaka
Рет қаралды 226 М.
ROSSY - Mahatsiaro (Live 2008)
4:12
aquilaebenedicti
Рет қаралды 564 М.
Lalatiana - Manina
4:50
Andry Ralison
Рет қаралды 51 М.
Tsiaro anao_Lalatiana
3:35
ymfl
Рет қаралды 507 М.
An Unknown Ending💪
00:49
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 50 МЛН