Andriamanitra anie hanome saina ANTSIKA hialàna am reto tsy valahara ireto
@LiLi-p3b1f18 күн бұрын
Rehefa resy leity dia mangina diso kajy manko nareo,ataovy ihany io fitiavan_tena io fa zaono vikany e!
@andriramaroson852020 күн бұрын
O ry zareo a! Hatraiza no fetra ? Mbola hiharitra foana ve? Nisy vokany ve reo fitoriana efa natao teo aloha? Ka inona ndray no mbola handrasana @ fitsarana,? Actions=> Réactions ! Basy zay ! Leo ny vahoaka fa lasa fahazaran,'ireo mpitondra ireo ny fangalaram-bato 😮😅😮😮😮
@WendyAthena20 күн бұрын
Amintsika eto tsy velona raha tsy mangalatra
@Ebdha-s8d20 күн бұрын
😢😢😂😂😂
@gertrudebernadette558420 күн бұрын
Filoha vazaha an I Mskar
@LantoAkoho20 күн бұрын
Nga io 2002 .le
@gertrudebernadette558420 күн бұрын
Miarahaba oo mazava NY mampahantra ANTSIKA halabato tsy safidimbahoaka d tsy manasoa vahoaka fa mameno paosy vazaha Izy amino TSY TOKONY HANAIKY ISIKA
@gertrudebernadette558420 күн бұрын
Tadiavinireo hangidy NY krismasintsika
@siniskajeannique465715 күн бұрын
Zaho mba gaga....
@fleurettekobel249019 күн бұрын
Raha mbola manaiky ny halatra sy ny fanekena lava ny fifidianana bodingerina toy izao ,ary hita fa feno hosoka tsisy fahamarinana tompoko , dia hijanona fahantrana ho mandrakizay ity Madagaskar ity tompoko !
@gertrudebernadette558420 күн бұрын
Atody tsy miady amambato fa KOA NY hery tsy MAHALEO NY Fanahy ranona
Tsy mihotoka eeeeeeo ianareo fa aza mankadala saim bahoaka am ty renivohi paritany itu..lera lera .zero tsy manana tanjaka ireto..tsy efa injato am anarivony nahenohana lera lera izany teto toa tsy mis vokany ..refa resy dia resy. Isaka mis fifidianana zto tompoko resin i tgv lava i tim am firenena....aza lazaina vahoaka malagasy rehetra fa ny vahoaka any am garitra izay navakavahan ni tojon doza nareo !!!aza miteniteny hoe malagasy rehetra...lazao tsotra joe malagasin ny magro behoririka..ne mets pas tous les malagasy dans la meme panier. Tsy ny malagasy rehetra no ombin i ravalo. .efa nazava ny valim.mifiidianana ..66 000 no nifidy an dratonjo n doza be fanavakavahan cotier...221 000 nifidy an i tgv tsy antsasa manila vato azon i orange akory vato azon olay tsy mankatia cotier...na haletraka fitoriana manerana an i dago ityyyy i tiiim!!!betsaka ihany fitoriana nappetraka teto izay refa aorian ny fififdianana tam fitondran dravalo na i rajao fa any am poubelle no ahitana fitoriana rehetra napetrak i tgv fony ianareo tim sy hvm nitondra...ka l exemple vient d en haut...samy mi apliquer am zay fotoana tiana amaliany az zay voa teo aloha.......aaaaaaaameeeeeeeeen