Oh ry Neny ah!!Mba moramora ihany tsy ho tapaka lalandrà tampoka eo.Fa Firenena efa tsy ho avotra intsony ity.😂😂😂
@andriramaroson852027 күн бұрын
Izao ve no fifidianana ! Iza daholo reo olona be resaka reo!! Ils ont été formés pour voler!😅😅 Ary toa tsy nisy délestage !😅😅😅😅
@camaldinechristien261727 күн бұрын
😮😮😮😮
@Yvette-r8p26 күн бұрын
MAMPALAHELO NY ZAVA MISY ETO MADAGASCAR. ZAO VE NO ZAVA MISY .ALABATO MANERANA AN I MADAGASCAR
@JésusChrist-m4z26 күн бұрын
Fa tsy arakanareo vé hatr'zay fa mody avelany ambony ny mpifaninana dia avy eo ampidinin' FOZA tsikelikely ny mpifaninana @ny moa ny azy akariny, dia valider n: CENI SY SOLABE FA ny FOZA no nahazo vato be dia bé MIVOKA mpandresy. Minoa ahy nareo fa lay JOMAKA vavy HARILALA no efa lany hatramin' n'y volana Novembre. Fanadalana fotsiny Io fifidianana Io : izy no MAFY hoy kala jomaka, izy no kandida MPANJAKA sy orange.
@Yvette-r8p26 күн бұрын
Matahotra mafy ny tgv
@christianandrianarison898326 күн бұрын
Bachar al-Assad aza hoa nitsoaka ihany nony farany, tsy ampahafiriny akory i Lucky Luke, misy farany ny zavatra rehetra.
@user-vo2gk7jz4v27 күн бұрын
Mbola tsy nisy kosa fahoriana toy izao nahazo ny Malagasy nininona filaza e! Maho loatra