😢😢 @zao Ora izao no mihaino an'ity hira ty fa tsy tanako ny ranomasoko😭😭 Je t'aime tellement Maman et tu me manques énormément dia mifona amin'ilay mokondoha kely madinidinika nanafitohinandrie reny foana❤😭💌
@agnesratovoson10303 жыл бұрын
Eeeee mamako tiako ! Mandria ampiadanana mama , Misaotra an Lola namorona ny hira hoanao , otrin' mbola mahita anao zahay mama .
@felatanana903 жыл бұрын
Courage
@sabrinavives4226 ай бұрын
Hira tena mamiko indrindra, merci encore Lola 🎉❤
@ainamirindraratovohery46793 жыл бұрын
Any izay ilay neny malalako e Tena tsy misy tia anao tahaka azy marina Vao eritaona sy tapany no tsy nahateo anazy Fa isanadro ianao matsiaro anazy foana Efa niteraka ny tena dia eo koa vo tena matsiaro hoe tena ohatran izao izany ny nataon neny fahiny Misaotra foana neny a Tiako jy, tena tiako Tsy veloma mandrakizay fa mbola hihaona isika any am parany any, Karakarainay tsara dada fa aza manahy jy. Tiako ny Loty keliko
@mbolatianar33832 жыл бұрын
De tout coeur avec vous
@ainamirindraratovohery46792 жыл бұрын
@@mbolatianar3383 Merci, misaotra indrindra :)
@Air-07-h3b2 жыл бұрын
Natolotro an'i Neny ity hira fony izy teo... Volana vitsivitsy izay no nandao izy Any izy zay... ato am poko foana i Neny
@radourakotoarimanana65223 ай бұрын
NENY, MANDRIA AMPIADANANA IANAO
@oliviaandri2992 жыл бұрын
Fa sarobidy loatra raha i neny Lalim-paka ao am-po Ao an-tsaina ombieny ombieny Tsy manan-tsahala mantsy ny fitiavany Teny mamy foana no aloakin'ny vavany Fa faniriany ny hahasambatra ny zanany Tsisy ohatran'iny fa dia tiany REF: Raha mbola eto an-tany aloha Tsy misy hoatran'i Neny 'Lay fitiavany ihany no tsy mba lany Na adala na hendry na maditra ny zanany Tiany foanafoana Ny sangisangy sy tambitamby isan'andro Tena avy ao anaty na maraina na atoandro Ny iray minitra nandaozany tsy andriny Satriny ahita azy foana any an-tsandriny Fon-dreny izany,hafa ihany, Maharitra na ngidy na mamy
@nyh.gabriel2 жыл бұрын
Ndry any izay ilay Reniko tsy foy, saingy indrisy ry fahafatesana!!mandria ampiadanana Mama "raha mbola eto antany"
@herimbololonarahajarisona50502 жыл бұрын
Misaotra amin' le Hira!!! ANY ZAY i NENY !!!
@sarahclaudiaandrialandinor10732 жыл бұрын
mbola tsisy atakaloko an'ito hiran'i Lola ito raha mbola hira hoan'i mama. Mankasitraka t@ famaronana