FFPM 485 - Moa Jesosy ve tsy ahy

  Рет қаралды 6,549

Loterana-Malagasy ZFLM

Loterana-Malagasy ZFLM

Күн бұрын

"Moa Jesosy ve tsy ahy?" - Hira FFPM 485
Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂
FFPM 485 - Moa Jesosy ve tsy ahy?
1. Moa Jesosy ve tsy ahy?
Andriamanitra mahery
Koa nahoana no hanahy
Izy miambina, mijery.
Fahavalo na dia maro
Tsy mba mahakasika ahy
Izy no ampinga miaro,
Koa izaho tsy hanahy.
2. Moa Jesosy ve tsy ahy?
Ilay Mpanolotsaina hendry
Koa tsy kivy fa ho sahy
Amin-java-tsoa kinendry.
Tsy manaonao foana
Fa tarihin-Kapiteny.
Tsy manahy satria nahoana?
Ao ny saina izay nomeny.
3. Moa Jesosy ve tsy ahy?
Ilay Jesosy mahagaga.
Mpanasitrana, Mpitahy
Ka ahoako izay hitranga?
Ranomasina aza tao,
Nampangininy ka tony;
Hainy mihitsy ny manao
Hahato ny sitrapony.
4. Moa Jesosy ve tsy ahy?
Rain’ ny mandrakizay, eny!
Velon-toky ny fanahy
Izay nekeny, novonjeny,
Koa na ory sy mijaly
Aza aho ety an-tany,
Vetivety dia hifaly :
Mampaninona izany?
5. Moa Jesosy ve tsy ahy?
Ilay Andriampiadanantsika.
Andriamanitra Mpiahy,
Fitahiana feno hika.
Famonjena efa vita
Hofikiriko hatrany,
Fahasoavana hampita,
Any am-paradisa any.
Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar

Пікірлер
HAVAOZIKO   Hosana Ambohijatovo Fitiavana (Havaoziko, Vol 7)
5:13
Niry Fara Farimanintsoa
Рет қаралды 287 М.
Tompo O Ny Foko
5:22
Jocelyn Ranjarison - Topic
Рет қаралды 72 М.
FFPM 548 - He, Jehovah no Mpiandry ahy
4:52
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 5 М.
Filipino Live Online Mass Today · Fr. Jowel Gatus · 9 February 2025 · SUNDAY MASS
1:03:29
Fihirana FFPM Hira 485 Moa Jesosy ve tsy ahy
3:52
Ranja Arinala
Рет қаралды 23 М.
FFPM 529 - Jesosy no Mpiandry tsara maty tia
3:51
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 4,5 М.
Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy
4:53
mozika
Рет қаралды 747 М.
Saotra sy dera - Tsy misy soa ho ahy
3:55
Ando Rak
Рет қаралды 424 М.
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
5:26
Tanora Masina Itaosy
Рет қаралды 3,2 МЛН
Entre Tes Mains
4:53
Lala Rasoloarijao
Рет қаралды 571 М.
Ô RY FIRENEKO - "Version" Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA
5:54
Chorale NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Рет қаралды 154 М.
Tsy miova Jesosy
4:32
Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy
Рет қаралды 206 М.